# de/2007_09_15_gibt-es-jemals-gute-nachrichten-aus-afrika_.xml.gz
# mg/2007_09_17_18_.xml.gz


(src)="1.1"> Gibt es jemals gute Nachrichten aus Afrika ?
(trg)="1.1"> Mba misy zavatra tsara ve any AFrika ?

(src)="1.2"> Diese provokative Frage wurde Kizzie , einem sudanesischen Blogger , kürzlich gestellt :
(trg)="2.1"> Izany no fanontaniana miharo fandranitana voarain 'i Kizzie , izay mpitoraka blaogy avy any Sudan vao tsy ela :

(src)="2.1"> Wir waren gerade in Amerika , und ein bekannter jüdisch-amerikanischer Menschenrechtler ( Autor und Professor ) hatte uns zum Mittag eingeladen .
(trg)="3.1"> Tany Amerika izahay ka nasain 'izay Jiosy-Amerikana izay mpandalasy mpanoratra ary mpampianatra momba ny zon 'olombelona izay hisakafo .

(src)="2.2"> Wir sprachen über den Mittleren Osten , den Islam , Immigration und Menschenrecht , als mein Professor vorschlug mich zu Afrika zu befragen , weil ich von dort sei und viel über meinen geliebten Kontinent wisse : " Gibt es jemals gute Nachrichten aus Afrika ? " .
(trg)="3.2"> Niresaka maharitra izahay momba ny moyen-orient / Silamo / momba ny vahiny / ny zon 'olombelona .
(trg)="3.3"> Nony avy eo dia nasain 'ilay profesora nanonaniana zavatra momba an 'i Afrika aho satria moa aho avy any sady mahalala zavatra maro momba io kaontinanta mamiko io .

(src)="2.3"> Ich kann nicht beschreiben wie ich mich fühlte , es ist zu kompliziert .
(trg)="3.4"> Dia izao no nolazainy ahy " Mba misy zavatra tsara mitranga ihany angaha any ? " .

(src)="2.4"> Ich bin mir nicht sicher , ob ich wütend oder traurig war .
(trg)="3.5"> Tsy haiko izay ilazana ny fihetsem-poko tamin 'izay fotoana izay fa toa nifangaro be ihany .

(src)="2.5"> Vermutlich beides .
(trg)="3.7"> Angamba izy roa .

(src)="2.6"> Ihr Afropessimismus griff mich an und auch als ich versuchte mich selbst an die guten Dinge von meinem Kontinent zu erinnern , konnte ich nicht einfach wieder ruhig werden . ...
(trg)="3.8"> Toa tsapako nionjona tamiko koa ny eritreriny momba ny zava-dratsy mipoitra avy ao Afrika .
(trg)="3.9"> Nidilotra ny hoditro izany teo am-piezahana nitady izay zava-tsoa ao amin 'ilay kaontinantako .

(src)="2.7"> Afrika ist nicht Dafur , Ruanda , Diktaturen , Unterentwicklung oder gar AIDS .
(trg)="3.10"> Tena mbola tsy tafaverina tamin 'ilay izaho aho . ... i Afrika dia tsy darfur , rwanda , tsy diktatiora , tsy fandrosoana , eny tsy SIDA koa .

(src)="2.8"> Black Kush bloggt über eine weitere Runde von Friedensverhandlungen , die den tragischen Konflikt in Dafur stoppen sollen :
(trg)="3.11"> Miresaka Darfur ihany dia nolazain 'i Black Kush ao amin 'ny blaoginy ny fikaonan-doha iray momba ny fandriam-pahalemana izay hitadiavana izay hampitsaharana ny fifanandrinana :

(src)="2.9"> Was genau in den Treffen beschlossen wurde wird sich zeigen .
(trg)="3.12"> Inona marona moa tamin 'izay nifanarahana nandritra ny fihaonana no mbola tokony hojerena .

(src)="2.10"> Welche Rebellengruppen waren involviert ?
(trg)="3.13"> Iza amin 'ireo vondron 'ny mpikomy no nanatrika ?

(src)="2.11"> Und wie war es mit SLM-Führer Abdel Wahid el Nur ?
(trg)="3.14"> Ary ahoana ny momba an 'i Abdel Wahid el Nur izay lohan 'ny SLM ?

(src)="2.12"> Er zeigt auch diese Karikatur :
(trg)="3.15"> Napetrany tao koa ity sariitatra ity :

(src)="4.1"> " Die sudanesische Regierung ist bereit , für Frieden in Dafur zu sorgen ... " - " Das habe wir schonmal gehört ! "
(src)="5.1"> Little.Miss.Dalu , eine Sudanesin in Amerika , hat zwei interessante Beiträge geschrieben , einen über Rassismus unter den Sudanesen und einen über ihre Identität als sudanesische Amerikanerin .
(trg)="5.1"> Little.Miss.Dalu , indray , izay Sudanese mipetraka any Amerika , dia nanoratra lahatsoratra roa mahaliana , ny voalohany dia mikasika ny fanavakavahana amin 'ny samy Sudanese , ary ny faharoa dia mikasika azy manokana amin 'ny maha Sudanese Amerikana azy .

(src)="6.1"> Zum Thema Rassismus :
(trg)="6.1"> Hevitra momba ny fanavakavahana :

(src)="7.1"> Ich werde jetzt ganz ehrlich sein , auch wenn man diese Dinge nicht gerne liest : Allgemein kann man sagen , dass die Sudanesen sehr ethnozentrisch sind .
(trg)="7.1"> Tsy hisorona aho eto , na dia hoe tsy hahafaly aza ny hihaino - na ny marimarina kokoah amaky - izay holazaiko .
(trg)="7.2"> Fa amin 'ny ankapobeny , ny Sudanese dia tena tsy mivelatra

(src)="8.1"> ...
(trg)="8.1"> ...

(src)="8.2"> Ich hatte ein paar arabisch-sudanesische Freunde , und wir gerieten oft aneinander , wenn es um Religion und Rasse ging , was im Rückblick wirklich absurd ist , weil wir doch noch Kinder waren !
(trg)="8.2"> Nanana namana Sudanese Arabo aho fony kely fa nifandona matetika izahay nony tonga teo amin 'ny resaka finoana sy volon-koditra , rehefa dinihana dia toa tsy nisy antony satria tsinona mbola ankizy izahay !

(src)="8.3"> Heute weiß ich , dass all die Dinge , die wir uns an den Kopf warfen von den Eltern weitergegeben worden waren .
(trg)="8.3"> Fa amin 'izao dia tsapako fa ireny ady sy zavatra rehetra nolazainay ireny dia zavatra nalentika tao andohanay avy amin 'ny ray amandreny .

(src)="8.4"> Ich habe mal ein anderes Kind fürchterlich zusammengeschlagen , weil es mich abeed/abid genannt hatte ; ein anderes Mal schlug ich ein Mädchen - mit dem ich befreundet war - weil es gesagt hatte meine Haut hätte die Farbe von Teer .
(trg)="8.4"> Indray andro dia nidaroka mafy ankizy iray aho satria nampiasa ny teny hoe abeed / abid tamiko izy , ary andro iray hafa koa dia namelaka ankizivavy iray , izay namako ihany , aho satria nolazainy hoe mitovy amin 'ny zift ( tahaka ny goudron ) ny lokon 'ny hoditro . ...

(src)="8.5"> Wir sind alle Sudanesen , verdammt nochmal !
(trg)="8.5"> SUDANESE mitovy daholo nefa izahay .

(src)="8.6"> Zu ihrer Identität als sudanesische Amerikanerin :
(src)="8.7"> ...
(trg)="8.6"> Momba ny maha Sudanese Amerikana azy :

(src)="8.8"> Ich verstehe mich in erster Linie als Sudanesin , aber für meine Verwandten in der Heimat ( die ich nicht einmal kenne - aber ich zwinge mich gelegentlich , mit ihnen zu sprechen ) bin ich ganz Amerikanerin .
(trg)="8.7"> Izaho alohan 'ny rehetra dia mieritreritra ny tenako ho Sudanese , fa eo anatrehan 'ireo fianakaviako , izay iezahako iresahana na dia tsy fantatro aza , dia Amerikana tanteraka aho .

(src)="8.9"> Für die Amerikaner bin ich das sudanesische Mädchen .
(trg)="8.8"> Ho an 'ny Amerikana aty indray , dia ilay Sudanese kely aho .

(src)="8.10"> Manchmal stimmt beides , und manchmal keins von beidem ( dann kommt der ganze Hippie-Scheiß vom ' Weltbürger ' ins Spiel ) .
(trg)="8.9"> Ho ahy dia na izy roa miaraka na indraindray tsy misy izy ( ary izay no mahasosotay an 'ity resaka nationalité nationalité ity )

(src)="8.11"> Drima , von The Sudanese Thinker hat einen aufschlussreichen Artikel über die wilden Partys voller Drogen und Alkohol geschrieben , die in der sudanesischen Hauptstadt Khartoum hinter verschlossenen Türen stattfinden .
(trg)="8.10"> Drima , of The Sudanese Thinker indray dia nanoratra lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe “ Khartoum , a City of Sharp Contrasts ” ( Khartoum , ilay tananan 'ny tsy fitoviana miavaka ) mikasika ny fidorohana alikaola sy zava-mahadomelina , fiainam-biby mitranga ao ambadiky ny varavara-mihidin 'ity renivohitr 'i Sudan .

(src)="9.1"> SudaneseReturnee ist froh und doch nervös , nach Juba heimzukehren .
(trg)="9.1"> SudaneseReturnee indray dia faly , na dia hoe sahirantsaina aza niverina nody tao Juba .

(src)="10.1"> Aus Juba schreibt Doctor Konyokonyo diesen Beitrag über AIDS im Südsudan :
(trg)="10.1"> Ary avy ao Juba etsy andanin 'izany , Doctor Konyokonyo dia nanoratra lahatsoratra mikasika ny SIDA ao atsimon 'i Sudan :

(src)="11.1"> und viele junge Menschen tun es als nur eine weitere Krankheit ab .
(trg)="11.1"> Ny zavatra mampalahelo dia misy ny fiolonolonana ary ny ankamaroan 'ny tanora dia manasokajy azy ity ho toy ny aretina tsotra rehetra .

(src)="11.2"> Aber ist das richtig ?
(trg)="11.2"> Izany ve nefa ?

(src)="11.3"> Vor langer Zeit in der Mitte der 80er hielt man es für eine Krankheit der Kongolesen im Sudan , betroffen wären vor allem Prostituierte etc. gewesen .
(trg)="11.3"> Efa ela tamin 'ny taona 80 tany , dia noeritreretina ho aretin 'ny Congolese izy io tao Sudan , indrindra fa ny mpivarottena sns .

(src)="11.4"> Nur wer solche Ort besuchte bekäme es .
(trg)="11.4"> Ireo izay mandalo amin 'ireny toerana ireny ihany no voany .

(src)="11.5"> Eine traurige Tatsache , die sich im Südsudan bis heute nciht geändert hat .
(trg)="11.5"> Mampalahelo fa mbola izany no mitranga any atsimon 'i Sudan .

(src)="11.6"> Abstinenz ist in der Jugend unmöglich , treu sein in der Ehe schwierig - und das Kondom ?
(trg)="11.6"> Tsy vitan 'ny tanora ny mifehy tena , ilay hoe mba mihanona amin 'ny vadiny .
(trg)="11.7"> Ary ny Kapaoty ?

(src)="11.7"> Es ist nicht immer verfügbar !
(trg)="11.8"> Matetika dia tsy mahita !

(src)="11.8"> Außerdem gibt es diejenigen die glauben , es würde den Spaß am Sex nehmen !
(trg)="11.9"> Eny e , misy koa ireo izay mieritreritra hoe manala ny tsiron 'ny fahafinaretan 'ny nofo ilay izy !

(src)="11.9"> Zoulcolm X ist wütend über den Umgang mit Sudanesen in Ägypten :
(trg)="11.10"> Zoulcolm X indray dia tezitra noho ny manjo ny Sudanese any Egypt :

(src)="12.1"> Die Nachricht von ägyptischen Soldaten , die auf sudanesische Flüchtlinge geschlossen haben , die die Grenze nach Israel überqueren wollten , haben mich wirklich aufgeregt .
(trg)="12.1"> Nankarary ny foko mihitsy ny vaovao mikasika ny miaramila ejipsiana izay nitifitra ireo sodané niampita ny sisin-tany ho ao Israely .

(src)="12.2"> Denn im vergangenen Jahr sind hunderte Ägypter in Khartoum aufgetaucht , sie haben kleine Jobs übernommen als Bauarbeiter oder Kellner ... diese Arbeiter werden nciht in Ghettos gesteckt , sie werden gut behandelt , in einfachen Worten : SIe haben ein gutes Leben .
(trg)="12.2"> Satria nandritra ny taona lasa dia anjatony maro ny ejipsiana no tonga hiasa ao Khartoum , lasan 'izy ireo ny asa madinidinika toa ny fanamboaran-trano , restaurants ... ary ireo mpiasa ireo dia tsy natokana tamin 'ny ghetto fa nilamina tsara , azo lazaina hoe , niaina fiainana tsara .

(src)="13.1"> ...
(trg)="16.5"> ...

(src)="14.1"> Der Erpresser - Pardon - der Arzt untersuchte sie , nachdem sie die geforderte Gebühr bezahlt hatte .
(trg)="15.1"> Nanao ny fitarafana azy ity mpisoloky , dokotera mantsy azafady , rehefa avy nandoa ny vola nilaina tamin 'ity " asa " izy .

(src)="15.1"> ...
(trg)="16.5"> ...

(src)="16.2"> Einige Tage später erreichten sie Jordanien , wo die Ärzte ihnen einen Schock nach dem nächsten bereiteten .
(trg)="16.2"> Andro vitsivitsy taty aoriana dia tonga tany Jordan izy ireo ary nokapokapoin 'ny dokotera .

(src)="16.3"> Die gute Nachricht war , dass sie niemals einen Schlaganfall gehabt hatte , aber die Auswirkungen der Medikamente auf ihren alternden Körper seien furchtbar .
(src)="16.4"> Doch es gab Hoffnung - die gibt es immer .
(trg)="16.3"> Soa ihany fa tsy kenda izany mihitsy izy fa ny fanafody nohaniny no tsy zakan 'ny vatany izay efa antitra ihany ka nahatonga fahavoazana saingy mbola misy fanantenana - misy foana .

(src)="16.5"> Alles in allem hatte sie nur Kalziummangel . ...
(trg)="16.4"> Tamin 'ny farany dia hita fotsiny hoe tsy ampy kalsioma izy .
(trg)="16.5"> ...

(src)="16.6"> Es ist schon fast ein Monat seit ihrem Tod vergangen , ihr Körper konnte die Folgen der falschen Medikamentierung nicht tragen .
(trg)="16.6"> Efa ho iray volana izao no nahafaty azy , tsy zakan 'ny vatany intsony ny vokatry ny fanafody diso .

(src)="16.8"> Immerhin gibt es etwas , das Pat2Hope aufmuntert :
(trg)="16.8"> Nisy kosa nefa zavatra mba nahafaly an 'i Path2Hope :

(src)="16.9"> Wenn man durch die Nachbarschaft streift bemerkt man den starken Geruch von ' hilu-mur ' ( sudanesischer Saft ) und in jedem Haus hängen die Menschen ihr ' shermoot ' zum Trocknen ( Fleisch , dass später getrocknet und gemahlen zum Essen zugegeben wird ) .
(trg)="16.9"> Nitsangatsangana tao an-tanàna aho dia naheno fofona " hilu-mur ' ( zava-pisotro Sudanese ) ary izay trano rehetra nidirako dia nisy " shermoot " nihantona nahahy ( hena izay hahahy ary tetehina hifangaro amin 'ny sakafo ) ireo rehetra ireo dia mampatsiahy fa efa ho avy ny Ramadan .

(src)="16.10"> All das erinnert daran , dass Ramadan kurz bevorsteht .
(src)="16.11"> Ich habe den Ramadan immer geliebt , dieser Monat hat etwas magisches , vor allem wenn man in einem muslimischen Land ist .
(src)="16.12"> Geschrieben von SudaneseDrima .
(trg)="16.10"> Tiako foana ny Ramadan , misy zavatra mahatalanjona tokoa ity volana ity indrindra rehefa sendra mipetraka amin 'ny firenena Silamo ianao .

# de/2007_09_29_japan-japanischer-kameraman-in-myanmar-getotet_.xml.gz
# mg/2007_09_28_37_.xml.gz


(src)="1.1"> Japan : Japanischer Kameraman in Myanmar getötet
(trg)="1.1"> Japàna : Mpaka saringajety Japoney maty tany Myanmar

(src)="1.2"> Während einer Demonstration am 27 . September wurde der Japanische Fotojournalist Nagai Kenji getötet , als er über den fortweilenden Aufstand in Myanmar berichtete .
(src)="2.1"> Anfänglich gingen die Nachrichtenmeldungen davon aus , dass Nagai durch eine " verirrte Kugel " getroffen wurde , nachdem Sicherheitskräfte das Feuer auf die Demonstranten eröffnet hatten .
(trg)="1.2"> Nandritra ny fihetsiketsehana tamin 'ny 27 Septambra , dia maty noho ny tifitra ny mpaka saringajety Nagai Kenji raha mbola teo am-panaovana ny asany izy ka nitatitra ireo zava-mitranga any Myanmar .

(src)="2.4"> Anfänglich hieß es , dass er durch eine " verirrte Kugel getroffen worden ist " , als sich die Zahl der Informationen allerdings verdichtete , sickerte durch , dass er aus einer Entfernung von einem Meter erschossen wurde , während er Videoaufnahmen gemacht hat und es scheint wahrscheinlich , dass dieser Mord eines Journalisten durch die Soldaten der Militärregierung begangen worden ist .
(trg)="2.1"> Tamin 'ny voalohany aloha ny tatitra dia nanambara fa mety ho « bala tsinahy » no nahakasika an 'i Nagai , raha nanomboka nitifitra ireo mpikomy ireto mpitandro ny filaminana .

(src)="3.8"> Aber in der Abendausgabe von Asahi , wird Nagai auf dem Boden gezeigt , während er immer noch versucht zu filmen , obwohl er bereits schwer verwundet ist .
(trg)="2.2"> Kanefa araky ny ambaran 'i Hosaka Nobuto , izay mpanohitra ara-politika ao amin 'ny blaoginy :

# de/2007_09_29_myanmar-soldaten-in-mandalay-ziehen-sich-zuruck_.xml.gz
# mg/2007_09_29_39_.xml.gz


(src)="1.1"> Myanmar : Soldaten in Mandalay ziehen sich zurück
(trg)="1.1"> Myanmar : Niverina tao Mandalay ny tafika

(src)="1.2"> DVB.no hat gemeldt , dass Soldaten des 33 Battalion`s es den Mönchen erlaubt hatten in Mandalay ihre Proteste fortzusetzen(in der Landessprache ) .
(src)="1.3"> Mandalay ist die zweitgrößte Stadt in Myanmar .
(trg)="1.2"> DVB.no no nitoraka vaovao momba ireo miaramila ao amin ’ ny vondrotafika faha 33 izay mbola nahafahan ’ ny mpitokamonina hanohy ny fihetsiketsehana tao Mandalay , tanàna lehibe faharoa ao Birmanie .

(src)="2.1"> 27 September DVD Nachrichten : Das 33 Battalion steht in Mandalay .
(trg)="2.1"> Vaovaon ’ ny 27 sept efa eo an-toerana ao Mandalay ny vondrotafika faha 33 .

(src)="2.2"> Soldaten des 33 Battalions knien nieder und bitten die Mönche ihre Proteste einzustellen .
(trg)="4.1"> Misy miaramila vitsivitsy ao amin ’ ny vondrotafika faha 33 mandohalika ary miangavy ny mpitokamonina hampitsahatra ny fihetsiketsehana .

(src)="3.1"> Mönche aus Klostern in Mandalay , einschließlich des " ThaTaNa " Seminars demonstrieren auf der Strasse und werden an der 42 Strasse durch Soldaten des 33 Battalions aufgehalten .
(trg)="5.1"> Nisy mpitokamonina avy tamin ’ ny trano fitokana-monina , tafiditra ao koa ny sekoly monastika « ThaTaNa » nilahatra ary voasakan ’ ny vondrotafika faha 33 teo amin ’ ny lalana faha 42 .

(src)="4.1"> Viele der Mönche antworteten , " Ihr könnt schiessen , wir werden weiter marschieren " , und setzten ihren Protestmarsch fort .
(trg)="6.1"> Betsaka ny mpitokamonina no niteny hoe « afaka mitifitra ianareo fa izahay kosa hanohy ny lalana » dia notohizany indray ny filaharana .

(src)="4.2"> Die Soldaten knieten nieder , vergoßen Tränen und ließen die Mönche letztlich ziehen , berichteten Augenzeugen aus Mandalay .
(trg)="6.2"> Nandohalika ny miaramila , nitomany nefa namela ny mpitokamonina hilahatra ihany nony farany , hoy ny tatitry ny nahita maso tao Mandalay .

(src)="4.3"> Kaduang hat einen Augenzeugenbericht dessen gepostet , was gestern in der Hauptstadt Yangoon vor sich ging .
(trg)="8.1"> Toy izao kosa ny fitantarana nampidirin ’ ny mpibilaogy Kaduang tamin ’ ny zavanitranga omaly tao an-drenivohitra Yangon ( Rangoon )

(src)="4.4"> Während sie versuchen uns aufzuhalten , tauchte ein anderes Militärfahrzeug auf und Schrotflinten werden abgefeuert .
(trg)="10.1"> Raha mbola nanadrana nisakana anay ry zareo dia nisy fiaraben ’ ny miaramila nipoitra avy tao amin ’ ny Mpitondra ny tsipikan ’ i Myanmar ary nitifitra tamin ’ ny basiny .

(src)="4.5"> Einige Menschen wurden getroffen .
(trg)="10.2"> Nisy olona vitsivitsy voa tamin ’ izany .

(src)="4.6"> Ich musste über eine Mauer springen und bin in die Schule gerannt .
(src)="4.7"> Ich traff andere die dort hinkamen um sich zu verstecken .
(trg)="10.3"> Voatery nihanika tamboho aho ary niafina tao an-tsekoly .

(src)="4.8"> Sie sagten , dass zwei Menschen erschossen wurden , während sie versuchten über die Mauer zu springen .
(trg)="10.4"> Nisy nilaza fa olona roa no maty teo ampitsambikinana tamboho .

(src)="4.9"> Es gab viel Gewehrfeuer , das entweder auf die Demonstranten oder in den Himmel gerichtet worden war .
(trg)="10.5"> Nifanena tamina namana iray hiafina tao an-tsekoly aho .
(trg)="10.6"> Nipoaka imbetsaka , nanondro ny lanitra na ny mpanao fihetsiketsehana , ny basy .

(src)="4.10"> Zu dieser Zeit war die Schule aber noch nicht zu Ende .
(trg)="10.7"> Mbola tsy nirava ny sekoly nandritra izany fotoana izany .

(src)="4.11"> Es kamen Eltern um ihre Kinder abzuholen und sie hörten während dieser Zeit nicht auf zu schliessen .
(trg)="10.8"> Betsaka ny ray aman-dreny no tonga haka ny zanany nefa tsy nitsahatra ny tifitra .

(src)="4.12"> So übel waren sie !
(trg)="10.9"> Tena ratsy loha ry zalahy !

(src)="4.13"> Der Blogger hat Bilder davon gemacht und sie in einem anderen Post veröffentlicht .
(trg)="12.1"> Dia nametraka sary maromaro ny mpibilaogy avy eo .

(src)="4.14"> Der Flickr Nutzer naingankyatha hat noch einige Bilder mehr .
(trg)="13.1"> Nitondra sary maromaro kokoa ilay mpampiasa Flickr naigankyatha .

(src)="5.1"> Übersetzungen aus Blogs in burmesischer Landessprache :
(trg)="14.1"> Indreto kosa dika avy amin 'ny blaogy miteny birmana :

(src)="6.1"> Soe Moe schrieb :
(trg)="16.1"> Hoy Soe Moe :

(src)="6.2"> Er hat den ganzen Tag Nachrichten gesehen und fühlt wachsenden Hass und Empörung angesichts der Vorgänge .
(trg)="17.1"> Nanara-baovao nandritra ny andro izy ary tsaroany nihaniakatra tao aminy ny fankahalana sy ny fahatofohana rehefa nanaraka ny zavamisy manontolo izy .

(src)="6.3"> Gestern brachen sie während der Nacht in Klöster ein , zerstörten Dinge und verhafteten Mönche gewaltsam .
(trg)="17.2"> Nanafika ny trano fanokanatena ny miaramila halina ary nandrava zavatra maro sy nisambotra ankeriny ireo mpitokamonina ( na mpanokatena ihany koa ) .

(src)="6.4"> Diesen Abend verfolgten sie unbewaffnete Bürger und schossen auf sie .
(trg)="17.3"> Nanenjika ny olom-pirenena tsy manam-piadiana ry zareo androany tolakandro ary nitifitra azy ireo .

(src)="6.5"> Ein japanischer Reporter ist heute unter den Toten .
(trg)="17.4"> Mpanao gazety mpaka sary Japoney iray no anisan 'ny maty androany .

(src)="6.6"> Das Militär nimmt jeden mit der auf die Strasse gefallen ist , bringt aber niemanden ins Krankenhaus .
(trg)="17.5"> Sintoniny hiaraka aminy avokoa izay lavo teny amin 'ny arabe rehetra nefa tsy misy hita any amin 'ny hopitaly ireny .

(src)="6.7"> Ebenso fälschen sie auch die Zahl der Toten in den Nachrichten .
(trg)="17.6"> Mandainga amin 'ny isan 'ny maty ny vaovao eto an-toerana .

(src)="6.8"> Gestern war ein blutiger Vollmond und heute ist der blutige 27 September .
(trg)="17.7"> Diavolan-dra ny andron 'ny omaly ary androany kosa no andron-dran 'ny 27 septambra 2007 .

(src)="6.9"> KaDaung - Yangon Nachrichten aus CBox
(trg)="18.1"> KaDaung - Rangoon- hafatra via CBox

(src)="7.1"> - Schießereien in Nord Okelala zwischen dem 9 und dem 6 Block , 5 Tote , darunter ein 15-jähriger Junge , der gerade aus der Schule nach Hause kam
(trg)="20.1"> - Misy feom-basy re tany Okekala avaratra tanelanelan 'ny fokontany fahasivy sy fahaenina .
(trg)="20.2"> Dimy no isan 'ny maty ary anisan 'izany ny mpianatra 15 taona niverina avy any an-tsekoly .

(src)="8.1"> - sie jagten die Davongelaufenen in den Vierteln , nahmen die Körper , gaben sie aber nicht den Eltern der Toten
(trg)="21.1"> - Hazainy izay mandositra any anelakela-trano ary raofiny ka tsy omeny ny havany izay maty .

(src)="9.1"> -Bericht am Telefon , von Schießereien an der TharKayTa Brücke mit ebenso vielen Toten dort
(trg)="22.1"> - Nisy nitatitra an-telefonina fa nisy fitifirana koa teny an-tetezan 'i TharKayTa ka maro no tavela tamin 'izany .

(src)="10.1"> -Keiner der Verletzten kam in Krankenhaus , sie wurden vom Militär mitgenommen -Der Ausländer wurde erschossen , mit 2 Schüssen in die rechte Brust und rechtem Ellebogen , die Laiche wurde dem Krankenhaus übergeben .
(trg)="24.2"> Faohin 'ny miaramila avokoa ny maratra rehetra . -Tifitra roa teo amin 'ny valahana ankavanana sy teo amin 'ny tratra havanana no nahafaty ilay vahiny fa tonga tany amin 'ny hopitaly ihany ny razana .

(src)="10.2"> Nay Nay Naing - Blutiger Tag 27 September 2007
(trg)="25.1"> Nay Nay Naing - 27 Sept 2007 andron-dra mandriaka

(src)="11.1"> Jeder wird heute als blutigen 27 September und den gestrigen Tag als blutigen Vollmondtag in Erinnerung halten .
(trg)="27.1"> Milaza avokoa ny olon-drehetra fa andron-dra androany 27 septambra raha diavolan-dra kosa omaly .

(src)="11.2"> Die heutige Situation ist eine der schlimmsten .
(trg)="27.2"> Anisan 'ny ratsy indrindra ny toe-draharaha androany .

(src)="11.3"> In der Nacht des 26.September vergossen viele Mönche des “ NweKyarYan ” Kloster und viele unschuldige Bürger ihr Blut .
(trg)="27.3"> Tamin 'ny sasakalin 'ny 26 dia maro tamin 'ny olo-tsotra sy ny mpitokamonina avy ao amin 'ny NweKyarYan no lavo nandatsaka ny rany tamin 'ny tany .

(src)="12.1"> CNN zufolge , starben in den Schießereien 10 Menschen , einschließlich einem japanischen Reporter .
(trg)="27.4"> Araka ny vaovao navoakan 'ny CNN dia nihoatra ny folo no maty noho ny tifitra ka anisan 'izany ilay mpaka sary Japoney .

(src)="12.2"> Wie gewöhnlich werden sie behaupten in die Luft geschossen zu haben , während sie direkt auf die Demonstranten zielten .
(trg)="27.5"> Handainga indray ( ny miaramila ) fa nanao tifi-danitra ry zareo na dia hita izao aza fa nikendry olona .

(src)="12.3"> Egal welche Lügen sie in den Lokalnachrichten verbreiten werden , wird ihnen doch niemand glauben , da es vor den Augen der Bürger geschehen ist .
(trg)="27.6"> Ahoan 'iza moa na handainga aza izy ireo fa tsy hisy hino izay lazainy rehefa mivandravandra eo imason 'ny rehetra ny marina .

(src)="12.4"> Ich respektiere , diejenigen die ihr Leben riskieren um Fotos und Videos zu machen und über die jüngsten Ereignisse in den internationalen Medien berichten .
(src)="12.5"> Auf die berichteten Nachrichten zu schauen stärkt und und macht uns stolz ; zu selben Zeit vergießen wir Tränen und fühlen unsäglichen Schmerz und Traurigkeit über die , die getötet , verletzt und durch das Militär verschleppt worden sind .
(trg)="27.7"> Manaja ny nanao ny ainy tsy hozavatra tamin 'ny fakana sary sy sarimihetsika aho ary mampita izany any amin 'ny fampahalalam-baovao iraisam-pirenena ; Mandrotsa-dranomaso , ontsa sy malahelo kosa amin 'ireo maty ary miombom-po amam-panahy amin 'ny fianakavian 'ny maty .

(src)="12.6"> Nichtsdestotrotz , ist es sehr aufbauend zu hören , dass die Protestierenden nicht verängstigt sind und die Proteste so gut fortführen wollen , wie sie nur können .
(trg)="27.8"> Na izany na tsy izany , mampahery tokoa ny mandre fa tsy mihemotra eo anatrehan 'ny toe-draharaha ny mpanohitra ary hanohy ny tolona araka izay tratry ny heriny .

(src)="12.7"> Meine besten Wünsche .
(trg)="27.9"> Dia mirary fahombiazana ary e !

(src)="13.1"> Viele der jüngsten Nachrichten(bestätigte + unbestätige Gerüchte ) finden sich in den Kommentarfeldern oder Cboxes .
(trg)="29.1"> Ny ankamaroan 'ny vaovao ( voamarina sy tsahotsaho tsy voamarina ) dia ao amin 'ny faritra natokana hilazana hevitra any amin 'ny blaogy na ao amin 'ny Cbox .

(src)="14.1"> Seit Blogspot blockiert ist , nutzen die Myanmar Netizens auf exzellente Weise CBox als Nachrichtenmedium .
(trg)="29.2"> Hatramin 'ny nikatsoan 'ny vavahadibe bolgspot dia ny Cbox indray no ampiasain 'ny mpivoivoy Birmana mba ho voatoraka ny fijoroana vavolombelona sy ny fanadihadian-dry zareo noankotrihina ( avy amin 'ny teny hoe ankehitriny io an ! )