# aym/2010_12_771.xml.gz
# mg/2010_06_02_6488_.xml.gz


(src)="1.1"> Madagascar : Mä Q ’ axu Jaqukipir Tawaqitan Aruskipäwipa
(trg)="1.1"> Madagasikara : Ny feon 'ny tanora iray mpitoraka blaogy sady mpandika teny

(src)="1.2"> Khaysa 2010 Chilen jach ’ a tantachäwi apaskipanwa , mä q ’ axu tawaqitaw khaysa Madagaskartuqit wajisk t ’ itunayax khaysa Japon suyutuqitataxa , jupaxsiwa nayax walpun uka suyum sarañ munta sasina , arupsa , sarawinakapsa , juk ’ ampirusasushitwayatxatañ munta sasina .
(trg)="2.1"> Nandritra ny Vovonana Iraisam-pirenen 'ny Gloval Voices 2010 tany Chile , nisy tovovavy iray avy any Madagasikara nanontany ahy raha tena avy any Japana tokoa aho , firenena izay tena ankafiziny tokoa na ny tenim-pirenena , ny kolontsaina , ary indrindra ny " sushi " .

(src)="2.1"> Jupax Radifera Felana Candy sutiniwa , Global Voices , Malagasy arut jaqukipiriwa .
(trg)="3.1"> Izy no Radifera Felana Candy , mpandika tenin 'ny Global Voices Lingua Malagasy .

(src)="2.2"> Jupax tunka phisqan maranikiwa , Candy jupax wali sullka kullakjamakiwa Global Voices taypinxa .
(trg)="3.2"> Vao 15 taona monja , Candy angamba no mpikambana tanora indrindra ao amin 'ny ekipan 'ny Global Voices .

(src)="2.3"> Global Voices tuqir saratapax janiw yaqha arunakak yatxatawaykiti , jan ukasti jupanarupsa juk ’ amp yatintawayarakitaynawa , Malagasy sat arupa .
(trg)="3.3"> Tsy ny fahaizany tenim-pirenena ihany no nihatsara noho ny fandraisany anjara amin 'ny Global Voices , fa nahafahany nanaparitaka ny tenim-pireneny koa izany , dia ny Malagasy .

(src)="2.4"> Candyxa jichhax yatintañ utan yatintaski , jupasti juk ’ amp Infographicstuqit yatxatañ Jach ’ a Yatintañ Utanx muni , ukjamarus jupax Blog tuqix markaparuw p ’ arxtayañ muni .
(trg)="12.5"> Anisan 'ny làlana ahafahana mifandray amin 'ny hafa izany .
(trg)="12.6"> Fa ankoatry ny fanoratana , tiako koa ny mamorona ny " bannière " -n 'ny blaogiko , tiako ny mamoaka sary , na dia tsy mbola mahay loatra aza aho .

(src)="4.1"> Email tuqiwa Maminirinar jiskt ’ awayta , jakawipxata , blog lurawinakaptuqita :
(trg)="12.15"> Tadidiko indray andro raha niresaka tamin 'ireo namako sasantsasany aho momba ny fitorahana blaogy , dia niteny tamiko izy ireo fa fandaniam-potoana izany .

(src)="5.2"> Jumapachpat juk ’ amp jist ’ awayapxita :
(trg)="12.30"> Misokafa bebe kokoa amin 'izao tontolo izao .

# aym/2010_08_554.xml.gz
# mg/2010_06_16_6615_.xml.gz


(src)="1.1"> Sudáfrica : Copa de Mundo Sat Uñt ’ at Vuvuzelanakxat Arsüwi
(trg)="1.1"> Afrika Atsimo : Adihevitra momba vuvuzela amin 'ny mondial

(src)="1.2"> Inas aka Copa Mundial 2010 uñjawix yaqhip 32 markanakan inchas ukanakar mä k ’ ajkir ukjam uñt ’ aychi .
(trg)="1.2"> Angamba azo hamaritana ny endriky ny fifaninanana fiadiana ny amboara erantany 2010 ny firentirentin 'ny kianja vaovao sy ny karazam-pitafiana marevaka anaovan 'ny mpanohana ny ekipam-pirenena 32 mifaninana .

(src)="1.3"> Ukatx sonido satax vuvuzelan uxupjatapat uñt ’ ayi , uñtasirinakan ukjamarak telivision uñtirinikan ist ’ apxañapawa .
(trg)="1.3"> Tsy misy fisalasalana kosa fa ny feo mampiavaka ity fifaninana ity dia ny feon 'ny vuvuzela , izay henon 'ny mpijery any an-kianja na amin 'ny fahitalavitra .

(src)="1.4"> Sonido ukax vuvuzela satan aruskipawip jarjawayi , Copa de Mundo satan yatiñaprux yapxatiti , jan ukax pisiqtayicha .
(trg)="1.4"> Niteraka adihevitra na tokony hanampy na tokony hoesorina amin 'ny tontolon 'ny mondial ny feon 'ity vuvuzela ity .

(src)="2.1"> Sudafricanunakatakixa , vuvuzela ukax anatañ uñjañax mä natural ukjamawa , ukatx jiskt ’ asipxiwa .
(src)="2.2"> Kawkiris uka uxuwixa ?
(trg)="2.1"> Ho an 'ny mpijery baolina fandaka Afrikana Tatsimo dia ao anatin 'ny fombafomba fijerena lalao baolina ny vuvuzela ka tsy hitany izay olana .

(src)="2.3"> Ukampirusa , sonido ukax uñjir saririnakatakix mä jichha uñstir yäjamawa .
(trg)="2.2"> Zava-baovao ho an 'ny vahiny kosa anefa ny feon 'ity fitaovana vita amin 'ny plastika ity .

(src)="4.1"> Aka aruskipawix 2009 Copa Confederacionanakaruw uñjayi , Sudafrican jach ’ anchata , walja Mundialan anatir chuymaninakatakix sonido satampix nayrïr chikanchasiwinwa , yaqhipanakax vuvuzelax estadion ukan jan chikanchaskpati sasaw mayipxana.FIFA Sepp Blatter sat p ’ iqinchirix Copa de Mundo 2010n vuvuzelanakan chikanchasiñaparux yanapt ’ awayiwa .
(trg)="4.1"> Sarina Vuvuzela tao amin 'ny Soccer City avy amin 'ny alvez ary nampiasana mifanaraka amin 'ny dinan 'ny Creative Commons .
(trg)="5.1"> Efa adihevitra izy ity nandritra ny Amboaran 'ny Confederations 2009 notontosaina tany Afrika Atsimo ihany ho an 'ny mpijery baolina manerantany izay tratran 'ny feony .

(src)="4.2"> Ukatx siwa Copa de Mundo africana ukarux janiw turksnati ”
(trg)="5.2"> Misy ny sasany izay niantso ny handrarana ny fampisana azy any an-kianja satria hoe manimba ny firavoravoan 'ny lalao .

(src)="5.1"> Jichhax torneo ukax mä qawqha urunakampix internet ukan mä t ’ aqa ukjamaw tukuwayxi , mayipki ukanakatakix , ukapachaparakiw vuvuzelar arch ’ ukipki ukanakatakisa .
(trg)="6.1"> Ankehitriny kosa , andro vitsy nanombohan 'ny fifaninanana dia lasa adihevitra an-tserasera indray izy io ho an 'ireo izay mitaraina ny aminy , sy ho an 'ireo miaro ilay zavamaneno eny fa na ireo mitsikera ny mimenomenona amin 'ity vuvuzela ity aza .

(src)="5.2"> Yaqhip FIFA yatiyawis vuvuzelan arch ’ ukiwir talevisionan uñt ’ ayatañapa. waljaniw nayraqatar sarantaskakiniw sasaw amuyapxäna .
(trg)="6.2"> Na dia misy aza ny tatitra milaza fa mety hijery ny amin 'ny fifehezana ny fampiasana vuvuzela noho ny fitarainan 'ny televiziona aza ny FIFA dia tsapan 'ny maro fa mbola hitohy ihany ny fampiasana io zavamaneno io .

(src)="6.1"> Anas Qtiesh sat twiteruxa , sonido ukarux mä insecto de enjambrejam kikipt ’ awayi , estadio ukar fumijañ munta .
(trg)="7.1"> Ny mpisioka an-tserasera Syriana ( twitter ) Anas Qtiesh moa dia mampitaha ny feon 'izy ity amin 'ny feon 'andiam-bibikely ka nanoratra hoe “ mila aringana ( amin 'ny entona ny bibikely ) eny an-kianja , efa tsy voafehy intsony ny fipariaky ny tantely . ”

(src)="6.2"> Twitter ukanx walja cuentanakaw vuvuzelan arsuwinakapxat yanapt ’ añatak uñsataski : @ stopvuvuzela , @ vuvuneela ukatx @ vuvunee .
(trg)="7.2"> Maro moa ny kaonty Twitter no mandrisika ny fitarainana momba ity vuvuzela ity : @ stopvuvuzela , @ vuvuneela , ary ny @ vuvunee .

(src)="7.1"> Yaqhanakax Sud african futbol arxatañaruw jank ’ acht ’ asipxäna .
(trg)="8.4"> Mampihomehy ny hafa kosa ny fitsikerana ny feon 'ny vuvuzela ka nanome fanazavana ny fitarainan 'izy ireo .

(src)="7.2"> Michelle Sibanda @ pinkiminx36 satax qilqt ’ i .
(trg)="8.7"> Farany , Karabo Harry ( @ kayrabH ) no manolo-kevitra ao anatin 'izany rehetra izany :

# aym/2010_08_551.xml.gz
# mg/2010_07_03_6856_.xml.gz


(src)="1.1"> Egipto : Ministerio de Interior Satax Venganzwa Thaqhi
(trg)="1.1"> Egypta : Miketrika valifaty ny Minisitry ny atitany

(src)="2.1"> Blog , celular yaqha machaq apnaqäwinak apnaqasa , egipsiyunkir jaqinakapax qhipa maranakn palla pallanakan jisk ’ achatanap uñacht ’ ayapxi .
(trg)="2.1"> Amin 'ny fampiasana ny blaogin 'izy ireo , ny finday , ary ireo media vaovao , dia nitatitra tranga fampijaliana maro nataon 'ireo mpitandro filaminana tato anatin 'ny taona vitsivitsy lasa ireo mafana fo Ejiptiana .

(src)="2.2"> Wael Abbas ( Misr Digital ) , Shahinaz Abdel Salam ( Wa7da Masreya ) , Ramy Raoof ( Human Rights Defender ) , Amr Gharbeia ( Gharbeia ) , Noha Atef ( Torture in Egypt ) , Mohamed Khaled ( Mac ) , Sameh El Aroosy ( Eye on the World ) , Malek Mostafa ( Malek X ) , Hossam El Hamalawy ( 3arabawy ) sat sutininakmp ukat yaqhanakampix jaqinakan kamachinakapat palla pallan jan wali luräwipata , apnaqäwipatarxatapxi .
(trg)="2.2"> Ry Wael Abbas ( Misr Digital ) , Shahinaz Abdel Salam ( Wa7da Masreya ) , Ramy Raoof ( Human Rights Defender ) , Amr Gharbeia ( Gharbeia ) , Noha Atef ( Torture in Egypt ) , Mohamed Khaled ( Mac ) , Sameh El Aroosy ( Eye on the World ) , Malek Mostafa ( Malek X ) , Hossam El Hamalawy ( 3arabawy ) , sy ny maro hafa no misolo vava zon 'olombelona sy mamboraka ireo fandikan-dalàna sy kolikoly ataon 'ny mpitandro filaminana tsy mba nisy nitatitra .
(trg)="3.1"> Ny tranga teny nalaza indrindra dia ny an 'i Emad El Kebir , izay nampijaliana sy novetavetain 'i Islam Nabih sy Reda Fathi - mpitandro filaminana roa niatrika fitsaràna taorian 'ny niparitahan 'ny horonantsarin 'ilay fampijaliana .

(src)="3.1"> Jan walt ’ ayat k ’ uk ’ ux Edmad El Kebir satawa , Islan Nabih ukatx Reda Fathi jupanakax t ’ aqisiyata , jan walt ’ ayatapxanwa , vedeo satax uñacht ’ ayatañapawa , ukatx palla pallanakax justiciatuqir jaysapxañapatakiw irpatapxäna .
(trg)="10.2"> Maro ireo fikambanana mpiaro ny zon 'olombelona sy ireo olon-tokana mpiaro avy amina foto-kevitra samihafa no ao ambadik 'ity tranonkala ity , izay iarahan-dry zareo miasa amin 'ny fanoroana ireo niharan 'ny fampijaliana toro-hevitra ara-psikolojika sy araka ny lalàna , amin 'ny fitantaràna tranga hafa , amin 'ny fifandraisana amin 'ireo vondrona media mahazatra , ary amin 'ny fanairana ny olona ho tonga saina amin 'ny antony sy ny vokatr 'izany .

(src)="3.2"> Egipcionkir Khaled Said 28 maranix Alejandria sat markanx mä jaysaw thaqhasaw jiwatayna .
(trg)="20.1"> فأنقذوا من كشفوا التعذيب Nanapa-kevitra ny hanenjika ireo izay namoaka ireto fampijaliana manafintohina nataony ireto ny Minisiteran 'ny atitany .

(src)="4.1"> Amr Gharbeia satan jichha qilqatapax akham p ’ iqinchatawa :
(trg)="20.2"> Raha ny hita mazava dia mandingana ny sisintany Ejiptiana ny tànany mitady valifaty .

# aym/2010_09_599.xml.gz
# mg/2010_07_14_7228_.xml.gz


(src)="1.1"> Níger : Ch ’ ujtat Manq ’ at Pisinkaña
(trg)="1.1"> Niger : Misoko mangina ny hanoanana

(src)="1.2"> Sahelenan manq ’ a pistäwi , janiw yatiyatakiti , jichhapachax Nigeranx 2.5 millones jaqinakaw manq ’ at pist ’ añan aynacht ’ atapxi .
(trg)="1.2"> Miteraka ahiahy be ihany ny tsy fahampian 'ny fitateram-baovao momba ny olana ara-tsakafo any Sahel ho an 'ny olona 2,5 tapitrisa any Niger izay voakasiky ny fahalanian 'ny sakafo hohanina .

(src)="1.3"> Programa Mundial de las Naciones Unidas para a Alimentación satax WFP , yanapt ’ jiljatayañ akhamat amtatäna , markachirinakar jark ’ aqañataki , Nigeran bloggers satanakax 2005 maran manq ’ at pist ’ awix utji , ukat amuyt ’ apxi aka marax maymaratsipans jallun jani puritapawa .
(trg)="1.3"> Milaza hanamafy ny fandaharan 'asany hiarovana ireo vahoaka ahiana ho tratran 'izany ny PAM ( Programme Alimentaire Mondial ) .
(trg)="1.4"> Milaza ny fisian 'ny krizy hafa ara-tsakafo ankoatra ny tamin 'ny 2005 ny mpitoraka bilaogy any Niger , olana ara-tsakafo ankehitriny vokatry ny tsy fahampian 'ny rotsak 'orana tamin 'ny taon-dasa .

(src)="2.1"> Hombres ante el Desierto de Sahel de Nawal _ con licencia CC en Flickr
(trg)="1.5"> Olona manatrika ny tany hain 'i Sahel nalefan 'i Nawal _ nahazoana alalana araka ny CC ao amin 'ny Flickr D.

# aym/2010_09_590.xml.gz
# mg/2010_08_27_8468_.xml.gz


(src)="1.1"> Chile : 33ni Qhuyan Irnaqir Allxatatanakax Jakasipkiwa
(trg)="1.1"> Chili : Mbola velona ireo mpitrandraka 33 tafahitsoka

# aym/2010_11_746.xml.gz
# mg/2010_08_30_8673_.xml.gz


(src)="1.1"> Ghana : Mistur Irpirix Aka Facebook tuqiw Markachirinakamp Aruskipi
(trg)="1.1"> Ghana : Mifanerasera amin 'ny vahoaka ao amin 'ny Facebook ny Filoha teo aloha

(src)="1.2"> Ghanaian markan mistur irpiri John Kufuor / ak jamuqatasti : Kufuor facebookapat apst ’ atawa
(trg)="1.2"> ny Filoha Ganeana teo aloha John Kufuor / Sarim-panajana : tao amin 'ny pejy Facebook-n 'i Kufuor

(src)="3.1"> P ’ iqichaw jaytatatsti Kufuour tatax markachirinakamp aruskipañ amuyupax utjaskakitayañawa , ukjamatwa na 15,066 markachirinakaw facebookap tuqinx arkapxi .
(trg)="4.2"> Ary mety ho izy no voalohany handray ny boky firaketana ara-politika sy sosialiny , amin 'ity tranga ity dia ny fahantrana sy ny hanoanana , eo amina sehatra iraisam-pirenena .

(src)="4.1"> Amuyatatxa Kufuor jupa maynikiw markachirinakampix aruskipi taqpachan nayrir markap p ’ iqichirinakapat sipanxa , ukjamarus manq ’ at-pisin jakannat urakpachar unnacht ’ ayi
(trg)="7.16"> Mihoatra ny 50 taona i Ghana ary ireo Filoha rehetra izay nitondra ny Firenen 'i Ghana dia nanao izay tratry ny heriny daholo .

(src)="5.1"> Juk ’ ampis jupax nayax uraqpach jan manq ’ at t ’ aqisinn utjañap tuqiw sayt ’ a sasaw facebook tuqix unnacht ’ ayasiwayatayna :
(trg)="7.19"> Rehefa noravan 'ny lehiben 'ny Ghanaian National Disaster Management Organisation ( NADMO ) - Fikambanana Ghaneana Mitantana ny Loza Voajanahary ny fonenany raha nolazainy fa miorina anaty lalan-drano ny tranony , dia naneho hevitra mikasika izany tao amin 'ny pejy Facebook-ny ireo mpanaraka azy .
(trg)="8.1"> Niteny i Juliet :

# aym/2010_10_633.xml.gz
# mg/2010_09_24_9368_.xml.gz


(src)="1.1"> Venezuela : Videos Web satax Markachirinakaruw Chhijllañatak Ch ’ amanchi
(trg)="1.1"> Venezoela : Sarimihetsika an 'aterineto mampirisika ny olompirenena hifidy

(src)="2.1"> Venezulanunakax jichhüru 26 urun sata qalltan chhijllapxi , Asamblea Nacionalar machaqat tukuyañataki , ( legislativo monocamara ) astas nayra Congreso ukaruw lantinchi , red ukansti walja jaqinakaw videonak ch ’ arqthapisipkatäna , markachirinakar chhijllañ jark ’ añataki .
(trg)="1.2"> Hifidy ny vahoaka any Venezuela ny faha 26 septambra hanavao ny solombavam-bahoakany , sehatra mpanao lalàna tokana mandrafitra ny kongresy , ary amin 'ny aterineto kosa , olona 12 no manao sy manatontosa sarimihetsika maromaro mitaona ny mponina handatsa-bato .

(src)="4.1"> Alejandro Andrés Alarcón ukax jisk ’ a bandera venezolana apnaqi CC Licencia de atribución jupan jaysawipampi .
(trg)="2.1"> hajian-tsarin 'i Venezuelan Flag avy amin 'i Alejandro Andres Alarcon ary ampiasaina mifanaraka amin 'ny CC Attribution license .

# aym/2010_11_689.xml.gz
# mg/2010_10_28_10283_.xml.gz


(src)="1.1"> Argentina : Mistur Irpiri Néstor Kirchner Satax Jiwxiwa
(trg)="1.1"> Arzantina : Nodimandry ny filoha teo aloha Nestor Kirchner

(src)="1.2"> Aka warüru , nayrïr pacha qhantatiruwa mistur irpiri Nestor Kirchner satax jiwxi , Cristina Fernandez de Kirchner jichha irpirin chachapawa .
(trg)="1.2"> Ny marainabe , ny andron 'ny alarobia , ny filoha teo aloha , Nestor Kirchner , sady vadin 'ny filoha ankehitriny Cristina Fernandez no nodimandry noho ny aretim-po tany Calafate , toerana any Patagonian toerana izay niainany tamin 'ny herintaona .

(src)="1.3"> Ataque cardíaco ukampiw jiwi , Localidad Patagónica de Calafate kawkhanti aka qhipa maranakanx qamkana ukana .
(src)="2.1"> Kirchner ukan akatjamat jiwatapax markanx walja jaqinakaruw tantachäni , uka urun Censon utjatapatx samarañ uruw phuqhayatäna .
(trg)="2.1"> Niteraka fivorivoriana isan-karazany nanerana ny afovoan-tanànan 'i Buenos Aires sy nandritra ny tontolo andro ity fahafatesan 'i Kichner tampoka ity na dia andro tsy niasana aza ny fotoana noho ny fanatanterahana ny fanisam-bahoaka .

(src)="2.2"> Aka illapürunx Casa Rosadan amayax wilatañapaw suyt 'ataski , ukax irpirinakan irnaqañawjaparakiwa .
(trg)="2.2"> Antenaina hisy ny fiaretan-tory ao amin 'ny Casa Rosada ( Lapan 'ny Governemanta ) , toerana mahazatra fiasan 'ny filoham-pirenena .

(src)="3.1"> Nestor Kirchner .
(trg)="4.1"> Nestor Kirchner .

(src)="3.2"> Imagen de usuario de flickr Mariano Pernicone , usada bajo una licencia de Atribución 2.0 Genérica de Creative Commons
(trg)="4.2"> Sary ao amin 'ny flickr an 'i Mariano Pernicone , ary nampiasaina noho ny alalana Attribution 2.0 Generic Creative Commons license

(src)="4.1"> Blogs ukanxa , walja unxtäwiw utjäna .
(trg)="5.1"> Maro ny fitohizan-dresaka taty amin 'ny bolongana .

(src)="4.2"> Artepolíticana , Juan Pablo Cappellixa , Kirchneran aski amtawipwa qilqt 'i .
(trg)="5.2"> Ao amin 'ny ArtePolítica , i Juan Pablo Cappelli no manoratra ny fandraisana anjara lehibe nataon 'i Kirchner ,

# aym/2010_11_731.xml.gz
# mg/2010_11_11_10647_.xml.gz


(src)="1.1"> Chile : Yatiqirinakax Pública Yatichawlaykuw Waranqa Jila Tupunak kayuk Sarapxi
(trg)="1.1"> Chile : Mpianatra Manao Dia Lavitr 'ezaka Maherin 'ny Arivo Kilaometatra ho an 'ny Fanabeazam-Bahoaka

(src)="1.2"> Patricio Contreras , Fabián Muñoz , y José Luis Mansilla , Lagos jach 'a yatiqañ utat kimsa yatiqirinakax Chilena yatichaw jila chaninitapatwa 1016 ukch 'a tupwa ( km ) kayuk sarpxi .
(trg)="1.2"> Patricio Contreras , Fabián Muñoz , ary José Luis Mansilla , mpianatra telo amin 'ny sampana Siansa Politika sy Fitantanana ao amin 'ny Anjerimanontolon 'i los Lagos , no hamakivaky 1016 km an-tongotra ho fanoherana ny fitsitotongan 'ny kalitao sy ny fiakaram-bidin 'ny Fanabeazana Siliana .

(src)="1.3"> Pública yatichaw mayiñ amtampix 30 illapuru sata qallta phaxsin Puerto Mont sata markanwa qalltawayi , amtawix Santiago de Chile capitalar puriñawa .
(trg)="1.3"> Ilay Dia lavitr 'ezaka ho an 'ny fanabeazam-bahoaka dia nanomboka tao Puerto Mont ny Alakamisy 30 septambra ary ny tanjona hitodiana dia i Santiago , renivohitr 'i Chile ( Chili ) .

(src)="1.4"> Blogosferamp redes socialesampin chikañcht 'asipxi , chileno yatiyaw taypinx janiw jilpach yatiyaskanti .
(trg)="1.4"> Ny Dia lavitr 'ezaka nataon-dry zareo dia nahazo tohana sy fandrisihana mientanentana avy amin 'ny tontolon 'ny fitorahana bilaogy sy ireo tambajotra sosialy .

(src)="3.1"> Facebook ukan aka jamuqax apaqatawa " Derechosat arxatas kayu sarantawi : Yatichäwi " iyawsawimp apnaqata
(trg)="1.5"> Tsy dia misy loatra tati-baovao momba ity Dia lavitr 'ezaka ity avy amin 'ireo haino amanjery Siliana .
(trg)="3.1"> sary avy amin 'ny mpianatra , nampiasaina rehefa nahazoana alalana avy amin-dry zareo

(src)="4.1"> Santiagor sarantawix ( @ destinosantiago ) Twitter ukan cuentapawa 400 jaqiw uñjapxi .
(trg)="4.1"> Caminata Santiago , na Hitody any Santiago , ( @ destinosantiago ) no anaran 'ny kaonty Twitter-ndry zareo ary manana olona efa maherin 'ny 400 manaraka azy .

(src)="4.2"> " Pública yatichaw yatiqirinakx jikjatañ munapxi " .
(trg)="4.2"> Ny teny fanevan-dry zareo dia ny hoe " ante la educación de mercado estudiante organizado " ( Mpianatra Mivondrona hanohitra ny Fanabeazana Mifototra fotsiny amin 'ny Ara-Bola ) .

(src)="4.3"> Facebook ukan mä pajinanipxiwa , ukan jawillt 'atask mayacht 'asipxañapataki :
(trg)="4.3"> Amin 'ny alalan 'ny pejy Facebook-ndry zareo sy tambajotra sosialy hafa koa no ifanohanan-dry zareo sy anapariahany ny vaovao momba ny hetsika ataony isaky ny faritra samihafa lalovany manerana an 'i Chile :

# aym/2011_02_1056.xml.gz
# mg/2010_12_16_11373_.xml.gz


(src)="1.1"> Israel : Uraqit Ninamp Chhullunkhimpi
(trg)="1.1"> Israely : Tanin 'ny Afo sy ny Ranomandry

(src)="1.2"> Juyphi pachan jallu purintatapa 31 jallu qallta 2010 maranx wali thaya wayramp jallump khunumpix Israel markpacharuw jan walt ’ awaykiti .
(trg)="2.1"> Toetrandro ririnina henjana tokoa no namely ny faritra isan 'ny lehibe indrindra tao Israely tamin 'ity herinandro ity ( Avy amin 'ny mpandika : Lahatsoratra nivoaka tamin 'ny 15 Desambra 2010 ) , narahana tafio-drivotra nahery vaika , orana ary tafiotran-dranomandry , nitera-pahavoazana nanerana ny firenena manontolo .

(src)="1.3"> Alayanx ( norte ) Hermon khunu qullux pä tunka maratx wali khunun janq ’ untatakinwa .
(trg)="2.2"> Tany Avartra , rakotra ranomandry matevina izay tsy mbola hita teto amin 'ny firenena tao anatin 'ny 20 taona ny tendrombohitra Hermon .

(src)="1.4"> Aka jan walt ’ awix Carmel markan quqanakar nakhantawix 43ni jiwat utjayki ukataxa , niya 100-120 waranqa waranqa Shekels ukaruw jan walt ’ awaykanti , uka qhipataw Israel markanx jan walt ’ awix utjawayi .
(trg)="2.3"> Izany dia andro vitsy taorian 'ny nandravàn 'ny doro ala ny faritry ny tanànan 'i Carmel , izay niteraka famoizana aina 43 sy fahasimban-javatra vinavinaina ho hatramin 'ny 100 na 120 tapitrika sekely .

(src)="2.1"> Waljaninakatakiw jallun purjatatapax kusisiñana.Galilea qutanx phisqha sintimitruw umax jiljatjäna
(trg)="7.6"> Toy ny haben 'ny voana pitipoa ny vavoniko ary nihidy ny tendako ...

(src)="3.1"> Aka kusisiswix twisfera israelí wal p 'arxtayi . @ Tekhelet ukanx siwa :
(trg)="7.9"> Ary nisy indray ireo tsy niraharaha izay rivotra tany sy naka tombony tamin 'ilay toetrandro nanjakàn 'ny tafiotra .

# aym/2011_01_868.xml.gz
# mg/2011_01_06_11754_.xml.gz


(src)="1.1"> 2010 Maran Qilqäwinakasan Jilapch Ullart ’ atanaka
(trg)="1.1"> Ireo lahatsoratra be mpamaky indrindra tamin 'ny taona 2010

(src)="1.2"> ¿ FELIZ AÑO NUEVO ! de 1suisse en Flickr ( Creative Commons Attribution-NoDerivs 2.0 Generic )
(trg)="1.2"> MIRARY TAOM-BAOVAO SAMBATRA ! avy amin 'i 1suisse ao amin 'ny Flickr ( Creative Commons Attribution-NoDerivs 2.0 Generic )

(src)="2.1"> Global Voicesanxa , walja inak yanapt ’ irinakampiw irnqapta uraqpachan blogs medios ciudadanos satanakanx kunatix makiptki ukanakxat qilqasa .
(trg)="2.1"> Ao amin 'ny Global Voices izahay dia miara-miasa amin 'ny fikambanan 'ireo mpirotsaka an-tsitrapo mba hamoahana tantara mikasika ny zava-mitranga ao anatin 'ny bilaogy sy ny mediam-bahoaka eran-tany .

(src)="2.2"> Ukjarusti , 2010 maran ingles arut qilqatanakan jilpach ullrt ’ at qilqatanakaw uñjasi , Lingua sat sityusanx may , may arunakanx yaqha uñanchäwinispawa ) .
(trg)="2.2"> Eto ambany , ny sasantsasany amin 'ireo tantara izay nahasarika ny sain 'ny olona be indrindra tamin 'ny taona 2010 avy amin 'ireo mpamaky amin 'ny teny Anglisy ( ny vohikalanay Lingua amin 'ny teny samy hafa dia mety hanana vokatra hafa ) .

(src)="3.1"> Wali uñt ’ at qilqatanakax uraqpachat jilapch p ’ iqinchat qilqat uñt ’ ayatar chiqanchatawa , jisnawa , Haití markan uaraq khathatiwi , Copa del Mundo Sudáfrica .
(trg)="3.1"> Matetika dia ireo lahatsoratra mifandraika amina tantara malaza eran-tany no lahatsoratra be mpamaky sy malaza indrindra , tahaka ilay horohorontany tany Haiti , na ny Amboara eran-tany tany Afrika Atsimo .

(src)="3.2"> Yaqhip pachanakanxa , janiw yatiyawinakax yatiyawtuqis yatiskiti .
(trg)="3.2"> Indraindray , dia zavatra tsy dia resahan 'ny media loatra .

(src)="4.1"> Juk 'amp 2010 maran edituranakar uñjañatakix mant 'apxasmawa , pagina cubertura especial satak ukaru : 2010 maran askipa
(trg)="4.1"> Ho an 'ireo tamberina avy amin 'ny faritra tamin 'ny taona 2010 nataon 'ireo mpanoratrantsika , jereo ny pejy fandrakofana manokana : Best of 2010 .

(src)="5.1"> 2010 maran jilpach ullart ’ ata
(trg)="5.1"> Ny be mpamaky indrindra tamin 'ny taona 2010

(src)="6.1"> Post qilqatasax 2010 maran jilpach ullatax Brasil markawa : Fenómeno CALA BOCA GALVAO ” sat , ukatxco-fundador Ethan Zuckerman TED sat uñt ’ ayawipanw luräwinakat qhanpach uñt ’ ayi .
(trg)="6.1"> Ny lahatsoratra be mpamaky indrindra tamin 'ny taona 2010 dia ny Brezila : Ny zava-mahagagan 'ny Cala Boca Galvao izay amin 'ny ampahany dia noho ny fanononan 'ny mpiara-manorina , Ethan Zuckerman , ity tantara ity tamin 'ny famelabelarany tao amin 'ny TED .

(src)="7.1"> Aski qilqat ullart ’ äwinaka Haiti markan uraq khathatiwi Chile markan uraq khathatiwi Jamaica markan p ’ arxtañ pachanaka Copa de Mundo Jikthaptäwi Pakistán markan umamp apäwi Tailandia markan qhurut arsusiwi
(trg)="7.1"> Ireo fandrakofana be mpamaky indrindra Horohorontany tany Haiti Horohorontany tany Silia Jamaica Fepetra amin 'ny tany misahotaka Fiatraikan 'ny Fiadiana ny Amboara Eran-tany Safo-drano tany Pakistana Ny Fanoheran 'ireo lobaka mena any Thailandy

(src)="8.1"> Jan walt ’ äwi
(trg)="8.1"> Fifandirana

(src)="9.1"> Medio Oriente : Saraniw Israel markan mä ataque de flotilla pro-Gaza satak ukaru
(trg)="9.1"> MENA : Hatezerana aorian 'ireo fanafihan 'i Israely ny sambo Flotilla ho any Gaza "

(src)="10.1"> Corea del Norte : Bellesa sat uñt ’ atax psicológica ch ’ axwawinw anatawi
(trg)="10.1"> Korea Avaratra : Anatin 'ny ady psikolojika koa ny hatsaràn-tarehy

(src)="11.1"> Costa Rica : Qurpasin Nicaraguampin jan walt ’ äwi
(trg)="11.1"> Costa Rica : Ady sisintany amin 'i Nikaragoa

(src)="12.1"> Rusia : Moscút manqhan chhaqtayat qalltäw uñacht ’ ayawi
(trg)="12.1"> Rosia : fandrakofana voalohany mikasika ny fanapoahana baomba tany amin 'ny lalambian 'i Mosko

(src)="13.1"> Filipinas : Jist ’ antatanakan yanqhachawipax tukusiwa
(trg)="13.1"> Filipina : niafara tamin-kerisetra ny fakana takalon 'aina

(src)="15.1"> Pulitika
(trg)="15.1"> Politika

(src)="16.1"> Sudáfrica : Julius Malemampin ina arsuwimpi
(trg)="16.1"> Afrika Atsimo : Julius Malema sy ny ampitson 'ny fahalalaha-miteny

(src)="17.1"> Pakistán markanx Fcebook uka sityux suyt ’ ayatawa
(trg)="17.1"> Vosakana ny Facebook any Pakistana noho ny firotsahany amina fampielezan-kevitra tsy mifanaraka

(src)="18.1"> Macedonia : Spam Skopie 2014 ″
(trg)="18.1"> Masedonia : Fikomiana ao amin 'ny aterineto manohitra ny tetikasa “ Skopje 2014 ″

(src)="19.1"> Mynmar machaq sutiniwa ukjamarak wiphalani
(trg)="19.1"> Ny sainam-pirenena vaovao sy ny anarana vaovaon 'i Myanmar

(src)="20.1"> Anatäwinaka
(trg)="20.1"> Fanatanjahan-tena

(src)="21.1"> Sudáfrica : Copa Mundial FIFA 2010 anatäwin jaylliwipax walja aski amuyunakwa utjayi
(trg)="21.1"> Afrika Atsimo : Manasongadina ireo hevitra mahaliana ny hira natokana ho an 'ny Fiadiana ny Amboara Eran-tanin 'ny FIFA 2010

(src)="22.1"> Mali : Mundial anatäwin yanapt ’ irinakapax walwa p ’ arxtapxi arwitrun amtaparjam luratapata
(trg)="22.1"> Mali : Mihetsika ireo Mpankafy ny Fiadiana ny Amboara Eran-tany amin 'ny antso mahabe resaka nataon 'ny mpitsara lalao

(src)="23.1"> Georgia : Juyphi pachan Juegos Olímpicos anatäwin jist ’ arañaruw jan walt ’ awix imanti
(trg)="23.1"> Georgia : Mitranga ny loza nefa misokatra ny lalao Olaimpika amin 'ny andro ririnina

(src)="24.1"> Memes de Internet satanaka
(trg)="24.1"> " memes " n 'ny aterineto

(src)="25.1"> Filipinas : La locura jejemon sat sutini
(trg)="26.1"> Filipina : Ny jejemon mahavery saina

(src)="26.1"> El Coro Virtual : Machaq uñstir yänaka , yanapäwi , ukatx jaylliwi
(trg)="27.1"> Andiany indray mihira virtoaly : Teknolojia , fiaraha-miasa ary hira

(src)="27.1"> Rusia : Caricatura jaqinakajax lineankiwa Mr. Freeman Damuele sat sutimp uñt ’ tanakax internautanakat phiskasipxi
(trg)="28.1"> Rosia : olona aseho amina " cartoon " ao amin 'ny aterineto - Mr. Freeman - mandrava ny zava-misy , maneso ny olon 'ny aterineto

(src)="28.1"> Facebook ukan illapürun jan walir puritapat unxtasisi
(trg)="29.1"> Somonga nandritra ny fahatapahan 'ny Facebook ny alakamisy teo

(src)="29.1"> " Boobquake " : Uraq khathatiwi clérigo iraní sat sutinchata
(trg)="30.1"> Boobquake - Horohoron ’ ny nofo miatrika ny vela-kevitry ny mpitarika fivavahana iraniana

(src)="30.1"> China
(trg)="31.1"> Shina

(src)="31.1"> China : Trabajadoras sexuales sat uñt 'atanakax legalización ukawa mayipxi ukatx organizadora ukaruw katuntapxi
(trg)="32.1"> Shina : fangatahan 'ireo mpivaro-tena ny haha-ara-dalàna azy ireo , voafonja ny mpikarakara

(src)="32.1"> China : El alud de tierra en Zhouqu fue provocado por el hombre sat sutinchata
(trg)="33.1"> Shina : Fihotsahan 'ny tany tany Zhouqu , loza vokatry ny nataon 'ny olombelona

(src)="33.1"> China : Tatajaxa Li Gang ”
(trg)="34.1"> Shina : ' i Li Gang no Raiko '

(src)="34.1"> Bloggers chinunakax Avatar ukaruw uñt ’ ayapxi
(trg)="35.1"> Ny fahitàn 'ny mpitoraka bilaogy Sinoa ny Avatar

(src)="35.1"> China : Blogger q ’ alanchun internetatuqin arsusiwinakapa
(trg)="36.1"> Shina : Fibabohan 'ny mpihazakazaka mitanjaka ao amin 'ny Aterineto