# am/2012_09_144.xml.gz
# mg/2012_08_15_37190_.xml.gz


(src)="1.1"> # ውድየግብጽአየርመንገድ ፣ እባካችኹ የተሻለ አገልግሎት
(trg)="1.1"> Ejipta : # DearEgyptAir ( # EgyptAirMalala ) , Tolotra Mendrika Azafady

(src)="2.1"> ባለፈው ረቡዕ በግብጽ አየር መንገድ አገልግሎት ተስፋ የቆረጠችው እንግሊዝ-ግብጻዊቷ ጸሐፊ ኤሚ ሞዋፊ ትኬት ለመቁረጥ በአየር መንገዱ ያገጠማትን ፈተና ለሌሎች ለማካፈል ወደ ትዊተር ወሰደችው ፡ ፡
(trg)="2.1"> Leon 'ny tolotry ny EgyptAir , vao marainan 'ny Alarobia teo dia nampiasa ny Twitter ilay mpanoratra metisy Agnlisyt-Ejiptiana , Amy Mowafi , mba hitarainany mikasika ny zava-niainany raha namandrika toerana tamin 'ilay zotram-piaramanidina izy :

(src)="2.2"> ከዚህ በፊት በ @ flyegyptair ለተጎሳቀላችሁ በሙሉ ራሳቸው መልስ እንዲሰጡን እና እንዲያስረዱ ቅሬታዬን በመደገፍ እርዱኝ ፡ ፡
(trg)="2.2"> Tena nandaniako ORA IRAY ARA-BAKITENY mihitsy ny namandrika ny tapakilako @ flyegyptair tamin 'ny alàlan 'ny antso # FML

(src)="2.3"> # ውድየግብጽአየርመንገድ
(trg)="2.4"> Ho anareo rehetra izay nampijalian 'ny @ flyegyptair iangaviako aianareo hiaraka amiko amin 'ny fitarainako alefa ho azy ireo mba hahazoana valiny sy fanazavana avy amin-dry zareo # DearEgyptAir

(src)="2.4"> ብዙዎች በፍጥነት ጥሪውን ተቀበሉት ፡ ፡
(trg)="2.5"> Betsaka no avy hatrany dia nanaraka .

(src)="2.5"> ዋሌድ ሞዋፊ ( @ WallyMow ) ለጠቀች
(trg)="2.6"> Waleed Mowafi ( @ WallyMow ) nanampy hoe :

(src)="2.6"> # ውድየግብጽአየርመንገድ የግብጽ አየር መንገድ ብርድልብስ ስለሚናፈቀኝ አንዳንዴ ቤት ስሆን እጆቼን በብርጭቆ ወረቀት አሻለው ፡ ፡
(trg)="2.7"> # DearEgyptAir Indraindray rehefa ao an-trano aho , dia kikisako amin 'ny ' papier verre ' ny tanako satria mahatsiaro ny fahatsapako ny lamba firakotry ny ' Egypt Air ' aho @ flyegyptair

(src)="2.7"> @ flyegyptair
(trg)="2.19"> Waleed Mowafi nihanihany hoe :

(src)="2.13"> @ ShadenFawaz ስለኬኩ ይናገራል ፤
(trg)="2.12"> Sahala amin 'ny azoko antoka fa saropady izay olana izay .

(src)="2.14"> # ውድየግብጽአየርመንገድ የምታቀርቡትን “ ኬክ ” ቀምሳቹት ታውቃላችኹ ?
(trg)="2.13"> Betsaka no nifantoka tamin 'ny ' tsiron-kanina ' aroson 'ilay zotram-piaramanidina . @ ShadenFawaz niteny momba ny mofomamy :

(src)="2.15"> መልካም !
(trg)="2.14"> # DearEgyptAir efa mba nanandrana nihinana ilay " cake " arosonareo iny ve ianareo ! ?

(src)="2.16"> ምንአልባት ካላስተዋላችኹት ምግብ አይደለም ፡ ፡
(trg)="2.15"> Izao izany , tsy sakafo iny raha toa ka mbola tsy voamarikareo .

(src)="2.17"> @ LailaShentenawi ተሳለቀች ፡ ፡
(trg)="2.16"> @ LailaShentenawi nivazivazy hoe :

(src)="2.19"> ዋሌድ ሞዋፊ አፌዘች ፤
(trg)="2.18"> Kanefa tsy fantatrareo fa raha misy olona voavelin 'iny mofo arosonareo iny dia mety ho faty mihitsy

(src)="2.21"> @ flyegyptair
(trg)="2.19"> Waleed Mowafi nihanihany hoe :

(src)="2.22"> @ MarwaAyad የበለጠ በግልጽ ትናገራለች ፡ ፡
(trg)="2.21"> @ MarwaAyad aza somary nivantambantana :

(src)="2.23"> # ወድየግብጽአየርመንገድ ምግቦቹን የሚያዘጋጀውና የሚያበስለው ማነው ?
(trg)="2.22"> # DearEgyptAir Fa iza no mahandro ireny sakafo ireny e ?

(src)="2.24"> የምር ግን ማን ነው ?
(trg)="2.23"> Mba marina mafy , iza ?

# am/2012_09_60.xml.gz
# mg/2012_08_29_37663_.xml.gz


(src)="1.1"> ታንዛኒያ ፣ ኢትዮጵያ ፤ መለስ ዜናዊ ከመቃብር ውስጥ ትዊት እያደረጉ ነው
(trg)="1.1"> Tanzania , Etiopia : Meles Zenawi ' Mibitsika ' Avy Any Am-Pasana

(src)="1.2"> የኢትዮጵያ ጠቅላይ ሚኒስትር መለስ ዜናዊ ሞት ፣ የሰኞ ዕለት የመንግስት ኃላፊዎች ማረጋገጫ በታንዛኒያ የሚገኙ የማሕበራዊ አውታር ተጠቃሚዎችን አነቃንቋል ፡ ፡
(src)="1.3"> በተለይ የአቶ መለስ ትዊተር አካውንት ነው ከሚባለው መልስ ማግኘት ከተጀመረ በኋላ ነገርዬው ተጋግሎ ነበር ፡ ፡
(trg)="1.2"> Ny fanambarana ofisialy tamin 'ny Alatsinainy ny fahafatesan 'ny Praiminisitra Etiopiana , dia niteraka resaka tamin 'ny mpampiasa haino aman-jery sosialy tany Tanzania , indrindra fa taorian 'ny nanombohan 'ny bitsika niseho tao amin 'izay noheverin 'ny maro ho kaonty Twitter ofisialin 'i Zenawi .

(src)="2.1"> ነገሩ ወዲህ ነው ፣ የታንዛኒያ ፓርላማ አባል ዢቶ ዙቤሪ ካብዌ የሚከተለውን በትዊተር ላይ ጻፉ ፡
(trg)="2.1"> Nanomboka ny zava-drehetra rehefa nandefa ity bitsika ity Zitto Zuberi Kabwe , mpikambana iray ao amin 'ny Parlemanta Tanzaniana

(src)="2.2"> -
(src)="2.3"> @ zittokabwe : በጠቅላይ ሚኒስትር # መለስ ዜናዊ ሞት ለ # ኢትዮጵያ ሕዝብ የተሰማኝ ሐዘን ጥልቅ ነው ፡ ፡
(trg)="2.2"> @ zittokabwe : Mamangy amin 'ny fahoriana ny vahoakan 'ny # Ethiopia aho tamin 'ny nahafatesan 'ny Piraiminisitra # MelesZenawi Manantena fivoarana demokratika Abbysinia

(src)="2.5"> ሱዛን ማሺቤ ‏ መልስ ሰጠች :
(trg)="2.3"> Susan Mashibe ‏ dia namaly hoe :

(src)="2.6"> @ PMMelesZenawi : @ zittokabwe እባክዎ ከኔ የተሻለ ይሁኑ ፡ ፡
(trg)="2.4"> @ iMashibe : @ zittokabwe Tena marina io amin 'ity indray mitoraka ity ?

(src)="2.8"> ethiopianreview .
(trg)="2.5"> Cc @ SwahiliStreet

(src)="2.11"> መለስ ዜናዊ ‏ @ PMMelesZenawi - ከሞት በኋላ .
(trg)="2.7"> @ iMashibe Nolazaina tao amin 'ny ETV .

(src)="2.12"> ምንጭ : ከትዊተር ላይ የተወሰደ
(trg)="2.8"> Efa ôfisialy izany @ zittokabwe

(src)="3.2"> ግምቱ ‏ @ PMMelesZenawi በተቀናቃኛቸው ተጠልፎ ይሆን የሚል ነበር ፡ ፡
(trg)="3.4"> Meles Zenawi ‏ @ PMMelesZenawi - mibitsika taorian 'ny fahafatesana .

(src)="3.3"> @ zittokabwe : @ hmgeleka ይህ አካውንት እውነተኛ ወይም የቅርብ ጊዜ አይመስለኝም @ pmmeleszenawi
(trg)="4.1"> Ity bitsika ho an 'i Zitto Kabwe izay misy mpanaraka maherin 'ny 29.000 ity dia niteraka savorovoro , niteraka honohono - nojirihan 'ny mpanohitra ve ny kaonty @ PMMelesZenawi ?

(src)="3.5"> @ zittokabwe : @ AnnieTANZANIA በ @ PMMelesZenawi ትዊት የተደረገልኝ እውነተኛ አይደለም ፡ ፡
(trg)="4.2"> @ zittokabwe : @ hmgeleka Toa tsy tena ilay kaontin 'i @ pmmeleszenawi vao haingana ity

(src)="3.6"> ተዉት በቃ ፣ አካውንቱ በተቀናቃኛቸው ተጠልፏል ፡ ፡
(trg)="4.4"> @ zittokabwe : @ AnnieTANZANIA tsy tena izy ny bitsika avy amin 'i @ PMMelesZenawi .

(src)="3.7"> ኦማር ኢሊያስ መልስ ሰጠ :
(trg)="4.7"> Omar Ilyas dia nanohana an 'io :

(src)="3.8"> @ Htunga : @ zittokabwe መለስ ግን የምር ማን ነው ?
(trg)="4.8"> @ omarilyas : Diso hatrany am-boalohany ity kaonty ity @ PMMelesZenawi -karazana hala-tàhaka sahala amin 'ilay iray an 'i @ Julius _ S _ Malema @ zittokabwe

(src)="3.9"> ኢትዮጵያውያኖች እየተራቡ እና በጭነት መኪናዎች ላይ ታፍነው እየሞቱ አያለሁ ፡ ፡
(trg)="4.9"> Na izany aza , ny adihevitra momba ny lova navelan 'i Meles Zenawi dia nitohy , miainga amin 'ny fiderana ny fahaiza-manaon 'i Meles ' manatanteraka ny asa ' ka hatramin 'ny fahalàlan 'ny rehetra fa tsy demokraty Meles :

(src)="3.10"> በ2010 በመሳሪያ ሲጨፈጨፉም አይቻለሁ ፡ ፡
(trg)="4.11"> Mahita Etopiana noana sy andala-pahafatesana ao anaty fiara be aho ... tadidiko ihany koa ilay fitifirana tamin 'ny 2010 .

(src)="3.11"> @ zittokabwe : @ Htunga በኔሬሬ ጊዜ ታንዛኒያዎችስ እየተራቡና እየሞቱ አልነበረም ?
(trg)="4.12"> @ zittokabwe : @ Htunga moa ve tsy noana sy maty ny Tanzaniana tamin 'ny andron 'i Nyerere ?

(src)="3.12"> ነገር ግን በመርሆቹ መሰረት እናከብረዋለን ፡ ፡
(trg)="4.13"> Nefa nankalazaintsika izy noho ny foto-keviny .

(src)="3.13"> መለስም ያው ነው ፡ ፡
(trg)="4.14"> Toa izany koa Meles '

(src)="3.14"> @ zittokabwe : @ PMMelesZenawi ከስህተተታቸው ባሻገር # መለስ ዜናዊ የኔ አርአያ ሆነው ይቀጥላሉ ፡ ፡
(trg)="4.15"> @ zittokabwe : @ PMMelesZenawi raha tsy eritreretina ny hadisoany , # MelesZenawi dia fakan-tahaka amiko .

(src)="3.16"> የውሸቱ ( ምናልባትም የተጠለፈው ) የ @ PMMelesZenawi የትዊተር አካውንት ፣ ከላይ ያየነውን ክርክር ከማስነሳቱም በላይ ብዙ የአፍሪካ መሪዎች እና ታዋቂ ሰዎች የትዊተር አካውንታቸውን እውነተኝነት አለማረጋገጣቸውን እንደጥያቄ አስነስቷል ፡ ፡
(trg)="4.17"> Ny kaonty diso ( heverina ho voajirika ) @ PMMelesZenawi , izay nahatonga io adihevitra eo ambony io , dia niteraka ihany koa ny fanontaniana ny antony tsy nahavitan 'ireo mpanao politika maro any Afrika hanana ny kaontiny Twitter voamarina .

(src)="5.2"> በተቃራኒው ግን ፣ ትዊተር ልክ አሁን በ @ PMMelesZenawi አካውንት እንደሆነው ሁሉ በቀላሉ ሊጭበረበሩበት ይችላል ፡ ፡
(trg)="5.1"> Araka ny tatitra , amin 'ny tranga maro dia maka fotoana lavabe ny Twitter , na tsy mamaly mihitsy tsotra izao ny fangatahana fanamarinana kaonty .

(src)="5.3"> የምንጮችን እውነተኝነት በተመለከተ መደነጋገር እና ጥርጣሬን ይይዛል ፡ ፡
(trg)="6.1"> Tena malaza ho fitaovam-pifanakalozam-pijery sy adihevitra ary vovonana hamakiana ny vaovao farany ny Twitter any Tanzania .

(src)="6.1"> ሌሎች የውሸት ፣ ምናልባት የተጠለፉ ወይም ደግሞ ለቀልድ በውሸት የተፈጠሩ የአፍሪካ ትዊተር ማንነቶች ውስጥ እነዚህኞቹ ይገኛሉ : @ Hailemdesalegne , @ Julius _ S _ Malema , @ kabwezitto , @ alfredmutua እና @ MwaiKibaki
(trg)="7.1"> Ny hadisoana hafa , fijirihana na fangalarana endrika Twitter Afrikana amin 'izao fotoana izao dia ny : @ Hailemdesalegne , @ Julius _ S _ Malema , @ kabwezitto , @ alfredmutua ary @ MwaiKibaki

# am/2012_09_83.xml.gz
# mg/2012_09_15_38169_.xml.gz


(src)="1.1"> ሊባኖስ ፤ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለቅድመ ምርመራ
(trg)="1.1"> Libanona : Mozea Virtoalin 'Ny Sivana

(src)="1.5"> አ ጀምሮ በሊባኖስ የተደረጉ የሳንሱር እርምጃዎችን በመስመር ላይ የሚያስቀምጥ የመረጃ ቋት የመካነ ድር ዐውድ ርዕይ ለሳንሱር በመክፈት ተኩራርታለች ፡ ፡
(trg)="1.2"> Mirehareha ho manana Mozea Virtoalin 'ny Sivana ankehitriny i Libanona , rakitra an-tserasera momba ny sivana niseho tao Libanona nanomboka ny taona 1940 .

(src)="1.6"> ይህ መካነ ድር ይፋ የተደረገው ማርች በተሰኘ የሊባኖስ ድርጅት ሲሆን ከህዝብ ርቀው ወደተቀመጡ መረጃዎች ትኩረትን ለመሳብ ነው ፡ ፡
(trg)="1.3"> Ny fikambanana Libaney MARCH no nanangana sy nampahafantatra ny tranokala mba hisarihana ny saina mikasika ny vaovao momba ny zavatra / tranga rehetra efa nosivanina .

(src)="2.3"> አ ይህ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለሳንሱር ይፋ ሲሆን ማርች እንዲህ ብሏል ፡ ፡
(trg)="2.1"> Tamin ’ ny 2 Septambra 2012 , andro nisokafan ’ ny Mozean ’ ny Sivana , hoy ny MARCH :

(src)="3.1"> እንኳን ወደ ሊባኖስ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለሳንሱር በደህና መጣችኹ !
(trg)="3.1"> TONGASOA ETO AMIN NY MOZEA VIRTOALIN 'NY SIVANA ETO LIBANONA !

(src)="4.1"> በሊባኖስ ምን ሳንሱር ሲደረግ እንደነበር ፣ መቼ ?
(trg)="4.1"> Raha misy manontany hoe inona no tratran ’ ny sivana teto Libanona , OVIANA , ary indrindra NAHOANA ?

(src)="4.2"> በተለይ ለምን ?
(trg)="4.2"> Eto ny toerana ahitanao ny valiny .

(src)="5.1"> እዚህ ከ1940 ጀምሮ ምን አይነት ነገሮች ሳንሱር ሲደረጉ እንደነበሩ መመልከት ትችላላችኹ ፡ ፡
(trg)="5.1"> Eto , afaka mahita ireo tranga / fitaovana tratran ’ ny sivana hatramin ’ ny taona 1940 ianao !

(src)="5.2"> ከዚህ በፊት ሳንሱር የመደረግ አደጋ ላይ የነበሩ ወይም ከዚህ በፊት ሳንሱር ተደርገው የነበሩ እኛ ግን ለመለጠፍ ያላገኘቸው / የሳትናቸው ሳንሱር ስለተደረጉ አንዳንዶች ነገሮች ሰምታችኃል ?
(trg)="5.3"> Efa nahare izay rehetra mety nosivanina , na norahonana hosivanina na efa voasivana tany aloha tany ka tsy fantatray ?

(src)="5.3"> ለኛ ለመጠቆም ነጻ ሁኑ ፤ ምክንያቱም የመረጃመረቡን ምሉዕ ያደርጋልና ፡ ፡
(trg)="5.4"> Aza misalasala mitatitra izay fantatrao mba hamenoana ny rakitra .

(src)="6.1"> የበየነ መረብ ተጠቃሚዎች የሚያውቋቸው 1940 ጀምሮ ሳንሱር የተደረጉ ህትመቶችና የምስልወድምጽ ይዘት ያላቸው ፊልሞች ፣ ሙዚቃዎች ፣ ቲያትሮች ፣ መጽሐፍት ካሉ ለመካነ ድሩ መጠቆም ይችላሉ ፡ ፡
(trg)="6.1"> Afaka mitatitra momba ireo horonan-tsarimihetsika , mozika , tantara tsangana , boky , printy sy ny votoaty amin ’ ny haino aman-jery voasivana nanomboka tamin ’ ny taona 1940 ny mpiserasera mba apetraka amin ’ ny tranokala .

(src)="6.2"> ከእነርሱ የሚጠበቀው የታገደውን ስራ ስም ፣ የታገደበትን ቀን ፣ ምክንያት እና የመኖሩን ምስክር መጥቀስ ነው ፡ ፡
(trg)="6.2"> Angatahana mba omena ny anaran ’ ireo zavatra na asa voasivana , ny daty nanasivanana azy , ny tompony sy ny antony .

(src)="7.1"> ለምሳሌ በ1940 የቻርሊ ቻፒሊን ግሬት ዲክታተር ጸረ ናዚ እይታ ስላለው ታግዷል ፡ ፡
(trg)="7.1"> Ohatra , Voaràra ny horonantsary ilay mpanao didy jadona lehibe notontosain ’ i Charlie Chaplin tamin ’ ny taona 1940 noho izy milaza momba ny fanoherana ny Nazi .

(src)="8.1"> በ2012 ሊባኖሳዊው ጋዜጠኛ ሙስጠፋ ገሓ ከግድያ ሙከራ ተርፏል ፡ ፡
(trg)="8.1"> Ny taona 2012 , niheren-doza tamin ’ ny fikasana hamono azy ilay mpanao gazety Libaney Moustafa Geha .

(src)="9.1"> በሊባኖስ ሳንሱር የሚያደርገው ማነው ?
(trg)="9.1"> Iza no manivana ao Libanona ?

(src)="10.1"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር በሊባኖስ አራት ዋና የእግድ ፈጻሚዎችን ይዘረዝራል ፡ ፡
(trg)="10.1"> Mitanisa ireo sampana Libaney efatra lehibe mitantana ny sivana ny Mozean ’ ny Sivana .

(src)="11.1"> ጠቅላላ ደህንነት ፡
(trg)="11.1"> Ny Fiarovana Ankapobeny : Manome fahazoan-dalana , Manara-maso , Manivana ny asa famoronana

(src)="11.2"> ለፈጠራ ስራዎች ፍቃድ መስጠት ፣ መቆጣጠር ፣ ሳንሱር ማድረግ
(trg)="12.1"> Minisiteran 'ny Fampahalalam-baovao : Mandràra ny fandefasana votoaty vahiny ; misintona ny dika amin ’ izany

(src)="13.3"> የመጨረሻው ውሳኔ በመንግስት ደረጃ የሚሰራጨውው በሀገር ውስጥ ጉዳይ ሚኒስቴር ነው ፡ ፡
(trg)="14.1"> Afaka mampiato fahitalavitra mandritra ny 3 andro farafahabetsany
(trg)="15.1"> Miara-miasa amin ’ ny Fiarovana Ankapobeny amin 'ny fanivanana dieny eny ampanombohan ' ny horonantsary

(src)="13.4"> ብሔራዊ የምስልወድምጽ ሚዲያ ካውንሰል ፡
(trg)="16.2"> Ny Minisitry ny Atitany irery ihany no mamoaka ny fanapahan-kevitra amin ’ ny fomba ofisialy .

(src)="13.5"> ካውንስሉ ‘ የሚዲያው ጠባቂ ውሻ ’ ሆኗል ፡ ፡
(trg)="16.3"> Filankevitra Nasionaly Misahana ny Haino Aman-jery : Nanjary " alika mpiambina ny Haino Aman-jery " ny Filankevitra .

(src)="13.7"> አሁን የካውንስሉ ባለስልጣን መካነ ድሮች እና ጦማሮችን ለመጨመር በመስፋፋት ላይ ነው ፡ ፡
(trg)="16.4"> Natsangana ho toy ny komity fakàna hevitra ho an ’ ny governemanta izany mba handaminana ny fahitalavitra sy ny onjam-peo ; efa mieli-patrana ankehitriny ny mpiasa ao amin ’ nv Filankevitra ka tonga hatramin ’ ny fandaminana ny tranonkala sy ny bilaogy ( inona ?

(src)="13.8"> ( ምን ?
(trg)="16.5"> Manao sivana amin ’ ny fahitalavitra , onjam-peo sy ny aterineto )

(src)="13.10"> የሳንሱር መግፍኤዎች
(trg)="16.6"> Ny Anton ’ ny Sivana

(src)="14.1"> በሊባኖስ የሳንሱር ልምዶች ፖለቲካዊ ፣ ሀይማኖታዊ ወይም የሞራላዊ መግፍኤዎች ውጤት ናቸው ፡ ፡
(trg)="17.1"> Ao Libanona , noho ny ara-politika , finoana , sy ny fitondrateana no anton ’ ny fampiharana ny sivana .

(src)="14.2"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር እንዲህ ሲል ያብራራል ፡ ፡
(trg)="17.2"> Nanazava toy izao ny Mozean ’ ny Sivana :

(src)="15.1"> ፖለቲካዊ ምክንያቶች ፡
(src)="15.2"> ከወዳጅ ሀገራት ጋር የሚደረግ የውጭ ግንኙነትን በተመለከተ የሳንሱር ሂደቱ ለአረብ ሀገራት የአገዛዝ ስርዓቶች ፖለቲካዊ ትኩሳቶች ላቅ ያለ ትኩረትን ይሰጣል ፤ ከእነዚህ ሀገራት ጋር ያለን ዲፕሎማሲያዊ ግንኙነቶች ለመጠበቅ ጥረት ያደርጋል ፡ ፡
(trg)="18.1"> Antony politika : mikasika ny fifandraisan ’ i Liban amin ’ ny firenena namany , mitandrina mafy ny mpanivana noho ny mpanao politika ao amin ’ ny fitondrana Arabo ary miezaka mafy hanamafy sy hitazona ny fifandraisana misy amin ’ ireo firenena namana , ary mandràra ny famelezana ny Palestiniana sy ny Arabo amin ’ ny ankapobeny .

(src)="16.1"> እስራኤል ፡
(src)="16.2"> ከጠላት ሀገር ጋር ያለ ግንኙነትን በተመለከተ መጀመሪያ ሳንሱር መሰረት ያደረገው የእስራኤል ምርቶችን በሙሉ አለመጠቀምን የሚጠራውን ብሔራዊ ህግ ነው ፡ ፡
(trg)="18.2"> Efa nosivanana araka ny tokony izy ny horonantsary momba ny ady an-trano hatramin ’ ny taona 90 , izay mifototra amin ’ ny foto-kevitra momba ny ady “ mandrahona ny filaminam-bahoaka ” .

(src)="16.4"> ይህ እስራኤል ላይ የተጣለ እግድ በመነሻ በመላው የአረብ ሊግ ሀገራት ነበር ፡ ፡
(trg)="19.1"> Isiraely : mikasika ny fifandraisana amin ’ ny Firenena fahavalo , mifototra amin ’ ny lalàna ao an-toerana mametraka ny fanaovana fahirano ny vokatra isiraeliana rehetra aloha izany voalohany indrindra .

(src)="16.5"> ዛሬ ሊባኖስ እና ሶርያ ብቻ በትጋት እንዲፈጸም ይጥራሉ ፡ ፡
(trg)="19.2"> Faharoa , sivanina ihany koa ny endrika dokambarotra sy fanehoana fiaraha-mientana rehetra amin 'i Isiraely : Notanterahina nanerana ny ligy arabo izany tamin 'ny voalohany .

(src)="16.6"> ( … )
(trg)="19.3"> Ankehitriny , Libanona sy Syria sisa no manaraka izany tanteraka ( ... )

(src)="17.6"> በተጨማሪም ግብረ ሰዶማዊነትን የሚያበረታቱ ስራዎችም የተከለከሉ ናቸው ፡ ፡
(trg)="20.3"> Voarara ihany koa ny asa manandratra ny fitiavan 'ny mitovy fananahana fa avela ihany ny mahazo alalana kosa ny sehatra misy herisetra na miresaka zava-mahadomelina .

(src)="17.8"> የቲዊተር ምላሾች
(trg)="20.4"> Fanehoan-kevitra tao amin 'ny Twitter

(src)="18.1"> በትዊተር ይህ ስራ መልካም ተቀባይነትን አግኝቷል ፡ ፡
(trg)="21.1"> Tao amin 'ny Twitter , noarahabaina ny fisantaran 'andraikitra :

(src)="18.2"> @ SultanAlQassemi ፡
(src)="18.3"> ይህ በጣም ጠሩ ዐሳብ ነው ፡ ፡
(trg)="21.2"> @ SultanAlQassemi : Hevitra tena tsara izany : Mozea Virtoalin 'ny Sivana ( Libanona ) censorshiplebanon.org via @ Sandmonkey Mila izany ny firenena manamorona ny helodrano tsirairay avy

(src)="18.4"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር ( ሊባኖስ ) censorshiplebanon .
(trg)="21.3"> @ mirabaz : Mahafinaritra izany : inona no tratran ’ ny sivana , oviana ary nahoana- > censorshiplebanon.org v @ SultanAlQassemi

(src)="18.5"> org via @ Sandmonkey ሁሉም የገልፍ ሀገሮች አንዳንድ ያስፈልጋቸዋል ፡ ፡
(trg)="21.4"> @ ramseygeorge : Mahafinaritra izany

# am/2012_09_116.xml.gz
# mg/2012_09_15_38225_.xml.gz


(src)="1.1"> ኢራን ፤ “ የእስልምና ወታደሮች ” የካርቱኒስቱን የፌስቡክ ገጽ መዘበሩ
(trg)="1.1"> Iran : " Miaramilan 'ny Islam " Nisovoka Pejy Facebook-na Mpanao Sariitatra

(src)="2.1"> ዝነኛው ካርቲኒስት ማና ናዬስታኒ ማክሰኞ መስከረም 11 ፣ 2012 ራሳቸውን “ የእስልምና ወታደሮች ” ብለው በሚጠሩ የስርዓቱ ደጋፊ ሰርጎ ገቦች ተመዘበረ ፡ ፡
(trg)="1.2"> Nosovohan 'ny mpisovoka mpanohana ny fitondrana ( iraniana ) manonona ny tenan 'izy ireo ho " Miaramilan 'ny Islam " tamin 'ny talata 11 septambra 2012 teo ny pejy Facebook-n 'ny mpanao sariitatra malaza Iraniana , Mana Nayestani .

(src)="2.2"> ሰርጎ ገቦቹ በራሳቸው የፌስቡክ ገጽ “ ፈጣሪ ይመስገን ፤ የማና ናዬስታኒን የፌስቡክ ገጽ በቁጥጥር ስር አዋልነው ” የሚል መልእክት በመለጠፍ ( አሁን ተነስቷል ) ደስታቸውን ገልጸዋል ፡ ፡
(trg)="1.3"> Nifaly tamin 'ny zavabitany tao amin 'ny pejiny Facebook ( efa nesorina ankehitriny ) ireo mpisovoka tamin 'ny famoahana izao hafatra manaraka izao : “ Isaorana Andriamanitra , azonay ny kaonty facebook-n 'i Mana Nayestani . ”

(src)="3.1"> ቡድኑ በናዬስታኒ ገጽ እስራኤል ካናዳ እና አሜሪካንን ጨምሮ ሌሎች ሀገሮችን የሚቃወሙ በርካታ ካርቱኖች እና ስዕሎች ለጥፏል ፡ ፡
(trg)="2.1"> Maro ny sariitatra manohitra firenena vitsivitsy ao amin 'ny pejy facebook-n 'i Nayestani ka anisan 'ny toheriny amin 'izany i Etazonia , Isiraely ary Kanadà .

(src)="3.2"> ናዬስታኒ በጣም ተወዳጅ ካርቱኒስት ሲሆን የደጋፊዎቹ ገጽ 70,000 “ መፍቀሬዎችን ” አስተናግዷል ፡ ፡
(trg)="2.2"> Mpanao sariitatra malaza tokoa i Nayestani ary mahatratra 70000 ny isan 'ireo tia ny pejiny .

(src)="3.3"> የአለም ድምጾች የእርሱን በርካታ ካርቱኖች ሲያትም በ2006 ፀደይ በአወዛጋቢ ካርቱኑ ምክንያት የደረሰበትን እስርንም ዘግቧል ፡ ፡
(trg)="2.3"> Efa namoaka maromaro tamin 'ny sariitatrany ny Global Voices ary nitantara ny fisamborana azy tamina kisarisary nampiady hevitra tamin 'ny Lohataona 2006 .

(src)="4.1"> ከሰርጎ ገቦቹ ካርቱኖች አንዱ ካናዳ ከኢራን ጋር ያላትን ዲፕሎማሲያዊ ግንኙነት ለማቋረጥ ከመወሰኗ ጋር የተያያዘ ነው ፡ ፡
(trg)="3.1"> Iray amin 'ny sariitatry ny mpisovoka ny momba ny dfanapaha-kevitr 'i kanadà hanenjana ny fifandraisana diplaomatika amin 'i Iran .

(src)="4.2"> ርዕሱ “ የካናዳ ኢምባሲ መዘጋት በኢራን ላይ ያለው ተጽእኖ ” ሲሆን ካርቱኑ ደግሞ ምንም የማይፈድ መሆኑን ያሳያል ፡ ፡
(trg)="3.2"> Mitondra ny lohateny hoe " Ny fiantraikan 'ny fanakatonana ny ambasady kanadiana an Iran " izy io ka mampiseho fa tsy dia zava-dehibe loatra izany :

(src)="6.1"> በሌላ ካርቱን ሚዲያው ለምን ለሶሪያን ዜና ሽፋን እየሰጠ የባህሬን የከለከለበትን ምክንያት ጠይቀዋል ፡ ፡
(trg)="5.1"> Amin 'ny sariitatra hafa indray no anontanian-dry zareo hoe nahoana no miresaka momba an 'i Syria ny gazety fa tsy momba an 'i Bahrain ?

(src)="7.1"> የማና ናዬስታኒ ገጽ በስርዓቱ ደጋፊ የፕሮግራም ሰርጎ ገቦች ከተመረጠባቸው ምክንያቶች አንዱ ምንአልባት እንደ ማርዶማክ ባሉ የኢራናውያን መካናት ባሉት ፖለቲካዊ ካርቱኖቹ ሳይሆን አይቀርም ፡ ፡
(trg)="6.1"> Iray amin 'ny antony nifidianan 'ny mpisovoka mpanohana ny fitondrana ny pejin 'i Mana Nayestani dia mety noho ny saiitatra politika hita amin 'ny vohikala Iraniana tahaka ny Mardomak .

(src)="9.1"> የተቀዋሚን መካነ ድር እና ጦማሮችን መመዝበር አዲስ ስልት አይደለም ፡ ፡
(trg)="8.1"> Tsy paikady vaovao ny misompatra bolongana na vohikalan 'ny mpanohitra .

(src)="9.2"> የእስልምና ወታደሮች ከመከሰታቸው በፊት የኢራናውያን የመረጃ መረብ ጦር በበርካታ አገሮች የሚገኙ መካነ ድሮች ላይ ኢላማውን ማሳካቱ የሚያሳየው በየነ መረብ በትክክል ድንበር አልባ መሆኑና እንደትዊተር ያለ ትልቅ ስም ያላቸው መካነ ድሮች ሳይቀር ባልታወቁ በአጥቂዎች ሊንኮታኮቱ እንደሚችሉ ነው ፡ ፡
(trg)="8.2"> Nialoha ny nivoahan 'ny Miaramilan 'ny Islam , nahomby tamin 'ny fanaovana lasibatra ny vohikalan 'ny firenena maro ny Iranian Cyber Army , mandoko fa tsy manana sisintany ny aterineto , ary na dia ny vohikala manan-daza tahaka ny Twitter aza dia mety ho malemy eo anatrehan 'ny mpanafika tsy fantatra anarana .

# am/2012_09_166.xml.gz
# mg/2012_09_28_38480_.xml.gz


(src)="1.1"> ኢራን ጎግል እና ጂሜል እንዳይታዩ አገደች
(trg)="1.1"> Nakaton 'Iran Ny Fidirana Amin 'ny Google sy Gmail

(src)="2.1"> የኢራናውያን ስርዓት ላለፉት አስርት ዓመታት ሐሳብን በነጻነት የመግለጽ መብት ጠላት የነበረ ቢሆንም ፣ አሁን እሁድ መስከረም 23 2012 እ .
(trg)="1.2"> Fahavalon 'ny fahalalaham-pitenenana ny fitondrana Iraniana nandritra ny taompolo maro , saingy tamin 'ny Alahady 23 Septambra 2012 lasa teo , vao maika talanjona ny maro raha nanambara ny fitondrana fa hanomboka hanivana ny Google sy Gmail izy ireo afaka ora vitsy .

(src)="2.2"> ኤ .
(src)="2.3"> አ .
(src)="2.4"> ደግሞ በሚቀጥሉት ጥቂት ሰዓታት ውስጥ ጎግል እና ጂሜልን ማጥለል እንደሚጀምሩ በመግለጽ የበለጠ አስደምመውናል ፡ ፡
(trg)="2.1"> Nanambaora ny manampahefana Iraniana iray , Abdolsamad Khoramabadi fa noho ny fangatahan 'ny vahoaka tsy mankasitraka ilay horonantsary manohitra ny Islam ao amin 'ny YouTube izay heverin 'ny maro fa manala baraka ( Google no tompon 'ny YouTube ) no anton 'izany .

(src)="3.2"> ኮራማባዲ “ የወንጀል ይዘት ያላቸው ቅጽበቶች ድንጋጌ ኮሚሽን ” ቁልፍ አባል ናቸው ፡ ፡
(trg)="2.2"> Mpikambana manana ny maha-izy azy ao amin 'ny " Komisiona misahana ny votoaty Manitsakitsaka ny lalàna ” i Khoramabadi

(src)="4.1"> ይህ በእንዲህ እንዳለ እንዳንዶች የጎግል መታገድ እውነተኛው ምክንያት ከመስከረም 22 ጀምሮ ስራ ይጀመራል ተብሎ የሚጠበቀውን እስካሁን ግን ብቅ ያላለውን የኢራናውያን ብሔራዊ በየነ መረብ የበለጠ ለማስተዋወቅ ነው ሲሉ ከወዲሁ ግምታቸውን አስቀምጠዋል ፡ ፡
(trg)="3.1"> Nandritra izany , nanambara ny sasany fa noho ny fampiroboroboana ny " national Internet ( Aterineto Iraniana " , no tena antony hanidina ny Google , izay fantatra fa tokony hanomboka hiasa amin 'ny 22 Septambra , saingy mbola tsy hita hatramin 'izao .

(src)="5.1"> ካርቶን በማና ናይስታኔ ምንጭ ፡
(trg)="4.1"> Sariitatra nataon 'i Mana Neyestani .

(src)="5.2"> የበየነ መረብ ነጻነት ፕሮጀክት በፌስቡክ
(trg)="4.2"> Loharano Internet Freedom Project on Facebook ( Tetikasa momba ny fahalalahan 'ny aterineto ao amin 'ny Facebook )