# mg/2007_09_12_5_.xml.gz
# pt/2007_08_13_china-informacao-prejudicial_.xml.gz


(src)="1.1"> Shina : Ny vaovao mampidi-doza
(trg)="1.1"> China : Informação Prejudicial

(src)="2.1"> Nadikan 'i William Long avy amin 'ny teny shinoa ho amin 'ny teny anglisy ny atao hoe " vaovao mampidi-doza " .
(src)="2.2"> Notsoahiny avy amin 'ny lalàna fanaraha-maso ny tambazotram-pamoaham-baovao sy izay apetraka anaty aterineto ( avy amin ’ ny teny anglisy manao hoe : “ Computer Information Network and Internet Security , Protection and Management Regulations ” ) ny tranga sivy famaritana azy ireo .
(src)="2.3"> Indreto atolotra anareo aloha ny roa voalohany fa anjaranareo ny manohy azy .
(trg)="1.2"> William long traduziu uma regulamentação do governo , Rede de Informações em Computadores e Segurança na Internet , Regulamentos de Proteção e Administração , que possui uma definição bastante clara do que seria “ informação prejudicial ” .

# mg/2008_01_14_467_.xml.gz
# pt/2007_08_30_madagascar-andriamanankoavy-jonny-r_e2_80_99afa-sobre-seus-escritos_.xml.gz


(src)="1.1"> Madagasikara : Andriamanankoavy Jonny r 'afa , ny antony anoratany
(trg)="1.2"> O autor-músico-escultor de Madagascar Andriamanankoavy Jonny r ’ afa explica sua arte :

(src)="1.2"> Ny mpanakanto maro talenta Andriamanankoavy Jonny r 'afa , Mpanoratra-Mpanao mozika-Mpisikotra Malagasy dia manolotra fanazavana ireo zava-kantony :
(trg)="2.1"> “ D ’ abord , à travers l ’ Art , entretenir et enrichir la ” Mémoire Collective ” des Malgaches .

# mg/2007_09_17_15_.xml.gz
# pt/2007_08_31_mauritania-ignorancia-e-tradicao_.xml.gz


(src)="1.1"> Maoritania . : Tsy fahaizana sa fanajana ny fomba amam-panao ?
(trg)="1.1"> Mauritânia : Ignorância e tradição

(src)="2.1"> Ny atao hoe “ tsara sy meva ” dia arakarak ’ izay maso mijery : Ny vehivavy nofosana sy matavy dia maro mankafia eto Maoritania ; araka ny maha-nofosana azy no hilazana azy hoe “ manja ” .Ny olona vaventy dia heverina ho mpanankarena .Noho izany , misy tokoa ireo izay mampiasa fomba tsy marim-pototra mba ho manja kokoa araka ny heviny na koa hiseho ho manan-karena : ny fanatavezan sesi-mototra toy ny fanerena ny vehivavy hitelina couscous roa kilao miaraka amini ’ ny dibera 2 vera , indray homana .
(trg)="1.5"> Ser grande é também um sinal de riqueza , e a busca pela beleza e sinais de riqueza exterior levam a alguns métodos não ortodoxos : engorda , ou o ato de forçar mulheres a comer , obrigando-as a ingerir até 2 quilos de cuscuz , misturados com dois copos de manteiga de uma vez só .

(src)="4.1"> Ny fanatavezana ny maoritanianina vavy no nahatonga ny lahatsoratry i Naomed ( Politique au Sénégal ) izay novalin ’ ny mpamaky iray hoe : “ tsy azo omen-tsiny ry zareo satria izany no fomba nanabeazana azy ”
(trg)="2.1"> A engorda de mulheres da Mauritânia foi o assunto da postagem “ Politique au Senegal ” escrito por Naomed , e um comentador lembrou que :

(src)="5.1"> Nanontany tena ary Naomed ( Archiblog ) hoe ny tsy fahaizana sy ny fomba amam-panao dia ampy hanome rariny an ’ izy ireo .
(trg)="10.3"> Isso nos coloca em uma situação delicada de julgar a escravidão e o comércio em torno , dos quais o continente africano tem sido vítima . ”

# mg/2007_09_17_16_.xml.gz
# pt/2007_09_17_tailandia-acidente-aereo-em-phuket_.xml.gz


(src)="1.1"> Thailand : Fiaramanidina nianjera tao Phuket
(trg)="1.1"> Tailândia : Acidente aéreo em Phuket

(src)="3.1"> Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin 'ny seranan 'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin 'i Thailand .
(trg)="3.1"> Blogueiros na Tailândia e região estão escrevendo sobre o acidente aéreo em Phuket na tarde de hoje .

(src)="3.2"> Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian 'ny mpizahatany na avy any ivelany na avy ao an-toerana amin 'ny moron-dranomasiny .
(trg)="3.2"> Phuket é um destino turístico popular na Tailândia e muitos cidadãos locais e estrangeiros visitam a cidade por causa de suas praias .

(src)="3.3"> Tonga avy any Bangkok ity zotra OG269 , izay tantanan 'ny budget airline , ity ary nitondra mpandeha Thai sy vahiny .
(trg)="3.3"> O vôo OG269 , operado por uma companhia aérea de baixo custo , partiu de Bangcoc com passageiros tailandeses e estrangeiros .

(src)="3.4"> Ny vaovao farany dia nilaza fa nisy hatramin 'ny 88 ireo namoy ny ainy .
(trg)="3.4"> Os últimos relatórios davam conta de 88 mortos .

(src)="4.1"> Toa izao no nanoratan 'i The Lost Boy izay avy ao Phuket azy tao amin 'ny about the cause of the crash .
(trg)="4.1"> Um morador de Phuket , The Lost Boy , escreve sobre as causas do acidente .

(src)="5.1"> At about 3.45 pm , the pilot attempted to land the plane but got into difficulties due to strong winds .
(trg)="5.1"> " At about 3.45 pm , the pilot attempted to land the plane but got into difficulties due to strong winds .

(src)="5.2"> The plane began to loose control and the pilot tried to take off again .
(trg)="5.2"> The plane began to loose control and the pilot tried to take off again .

(src)="6.1"> Already out of control and travelling with insufficient speed to lift the plane off the ground , the aircraft skidded off the runway , crashed into walls and trees and broke in two .
(trg)="6.1"> Already out of control and travelling with insufficient speed to lift the plane off the ground , the aircraft skidded off the runway , crashed into walls and trees and broke in two . "

(src)="7.1"> Teo amin 'ny tamin 'ny 4 ora latsaka fahefany tolakandro dia nanandrana nampidina ilay fiaramanidina ny mpanamory saingy tojo olana noho ny rivotra nifofo mafy loatra .
(trg)="7.1"> " Por volta de 15h45 , o piloto tentou pousar mas teve dificuldades por causa dos ventos fortes .

(src)="7.2"> Tsy tafatombina araka ny tokony ho izy nefa izany ka niezaka niakatra indray ilay mpanamory .
(trg)="7.2"> O avião começou a sair de controle e o piloto tentou arremeter novamente .

(src)="8.1"> Koa satria efa tsy voafehy tsara intsony ary tsy ampy koa ny hafainganam-pandeha ilaina hampiainga ny milina dia nibolisatra nivoaka ny seranana ilay fiaramanidina ka nidona tamin 'ny hazo sy ny rindrina nanodidina teo ary nizara roa .
(trg)="7.3"> Já sem controle e viajando em velocidade insuficiente para levantar fazer o avião levantar vôo , o avião saiu da pista , bateu contra paredes e árvores e se dividiu em dois . "

(src)="9.1"> Nisy ihany koa lahatsoratra izay nosoratan 'i The Lost Boys izay maneho ny toerana nitrangan 'ny loza tao amin 'ny seranam-piaramanidin 'i Phuket
(trg)="7.4"> A postagem do The Lost Boy também descreve a cena no aeroporto de Phuket

(src)="10.1"> Bangkok Pundit moa dia manavao hatrany ny blaoginy mitantara ny vaovao farany .
(trg)="9.1"> Bangkok Pundit está atualizando seu blogue à medida que novas informações chegam .

(src)="11.1"> Naneho ny fiaraha-miory ho an 'ny fianakavian 'ny mpandeha sy ny mponin 'i Phuket i Lilian :
(trg)="10.1"> Lilian oferece condolências aos familiares de passageiros e ao povo de Phuket .

(src)="12.1"> My heart goes out to the passengers , the families .
(trg)="11.1"> " My heart goes out to the passengers , the families .

(src)="12.2"> But also to the hospital staff , police , rescue workers etc have had their more than their share , of injuries and deaths to deal with all after all they went through after the tsunami …
(src)="13.1"> Mahatsiaro manokana ny mpandeha , sy ny fianakaviany aho .
(trg)="11.2"> But also to the hospital staff , police , rescue workers etc have had their more than their share , of injuries and deaths to deal with all after all they went through after the tsunami … " " Meu coração vai aos passageiros , às famílias .

(src)="13.2"> Fa indrindra koa ireo mpiara-miasan 'ny hopitaly , ny polisy , ny mpamonjy aina sns izay nanao mihoatra izay zakany tokoa ho an 'ireo naratra sy namoy ny ainy efa hatramin 'izay nisian 'ny tsunami ...
(trg)="11.3"> Mas também para os funcionários do hospital , polícia , trabalhadores do resgate , etc que tiveram que lidar com mais feridos e mortos depois de tudo o que passaram depois do tsunami … "

(src)="14.1"> Namoaka ny lisitry ny laharan 'ny azo antsoina moa ny takelaky ny tompon 'ny zotra ho an 'izay hanadihady bebe kokoa momba ny loza :
(trg)="11.4"> Uma página na internet da companhia aérea traz uma lista de telefones para aqueles que quiserem fazer perguntas sobre o acidente .

(src)="16.1"> 085-155-4622
(trg)="13.1"> 085-155-4622

(src)="17.1"> 085-911-5092
(trg)="14.1"> 085-911-5092

(src)="18.1"> 085-918-3422
(trg)="15.1"> 085-918-3422

(src)="19.1"> 02-535-7662
(trg)="16.1"> 02-535-7662

(src)="20.1"> 02-504-3227
(trg)="17.1"> 02-504-3227

(src)="21.1"> 02-504-3641
(trg)="18.1"> 02-504-3641

(src)="24.1"> 085-911-5092
(trg)="14.1"> 085-911-5092

(src)="25.1"> 085-918-3422
(trg)="15.1"> 085-918-3422

(src)="26.1"> 02-535-7662
(trg)="16.1"> 02-535-7662

(src)="27.1"> 02-504-3227
(trg)="17.1"> 02-504-3227

(src)="28.1"> 02-504-3641
(trg)="18.1"> 02-504-3641

(src)="29.1"> ( Ny code hiantsoana an 'i Thailand dia 66 )
(trg)="18.2"> ( O código de país para a Tailândia é 66 )

(src)="30.1"> Preetam Rai
(trg)="19.1"> ( texto original de Preetam Rai )

# mg/2007_09_19_19_.xml.gz
# pt/2007_09_18_china-o-crazy-english-enlouqueceu_.xml.gz


(src)="1.1"> Shina : Very Saina Ve i Crazy English e ?
(trg)="1.1"> China : O Crazy English enlouqueceu ?

(src)="1.2"> Toeram-pampianarana tsy miankina mampirisika fomba fampianarana teny anglisy vaovao ny sekoly Crazy English naorin ’ I Li Yang ; izany hoe , manadino amin ’ izay ny fehezanteny anglisy tranainy ary mitady araka izay azo atao ny fomba ahafahana miresaka amina mpiteny anglisy iray , ary manifika amin ’ ny fomba rehetra ny fahamenarana ihany koa ao anatin ’ izany .
(trg)="2.1"> Crazy English é uma organização educacional particular cujo fundador , Li Yang , defende um novo método para se aprender inglês : gritar frases antiquadas em inglês e aproveitar toda oportunidade de aproximação com alguém que fale a língua para conversar - tudo para afastar a timidez .

(src)="1.3"> Asaina miteny mafy amin ’ ny heriny manontolo ny mpianatra ao aminy rehefa miteny anglisy .
(trg)="2.2"> Os aprendizes devem gritar as frases o mais alto possível .

(src)="2.1"> Manana toeram-pianarana manerana an ’ I Shina izy , ary malaza tokoa fa mpianatra anarivo arivony no nandalo nianatra tao hatramin ’ ny niforonany tsy ampy folo taona akory izay .
(trg)="2.3"> O Crazy English tem centros de estudo por toda a China , e é tão conhecido que milhões de alunos já freqüentaram seus cursos em menos de uma década de existência .

(src)="2.2"> Na izany aza , niteraka adi-hevitra mafana nahazoana na fanamelohana , na esoeso , eny , fanohanana ihany koa sary iray vao natoraka tao amin ’ ny Blaogin ’ I Li Yang .
(trg)="3.1"> Entretanto , uma foto postada recentemente no blogue de Li Yang gerou muita controvérsia e desencadeou todo tipo de reação : condenação , sarcasmo e até apoio .

(src)="2.3"> Ny resabe nameno ny haino aman-jery sy ny tontolon ’ ny blaogy no mahatonga ny tantara ho tsy azo idifiana intsony .
(trg)="3.2"> A forte reação na blogosfera e na mídia fizeram com que ficasse impossível ignorar a história .

(src)="4.1"> Ny sary izay natoraka tamin ’ ny 4 septambra dia mampiseho mpianatra 3000 mandohalika eo anoloan ’ ireo mpampianatra teny anglisy .
(trg)="5.1"> A foto postada em 4 de setembro , mostra 3000 alunos ajoelhados diante de seus professores do Crazy English .

(src)="4.2"> Sary nalaina nandritra ny fotoam-panokafana ny Crazy English Training Base faharoa tao Bao Tou , anivon ’ i Mongolia izany sary izany .
(trg)="5.2"> Ela foi tirada na cerimônia de inauguração do segundo centro de treinamento do Crazy English em Bao Tou , no interior da Mongólia .

(src)="4.3"> Mpianatra avy amin ’ ny sekoly ambony ao antoerana avokoa izy ireo .
(trg)="5.3"> São todos alunos de uma escola local de ensino médio .

(src)="4.4"> Olon ’ ny aterineto maron o nisafoaky ny hatezerana raha vao nahita ary nanameloka fa tsy fanabeazana izao fa fanasana ati-doha ho amin ’ ny fanompoana sy ny fahatahorana .
(trg)="6.1"> Um grande número de internautas furiosos logo condenou a atitude , dizendo que isso não é educação e sim uma lavagem cerebral de servilismo e fraqueza de caráter , porque historicamente na China , ajoelhar-se representa ser servil ao poder .

(src)="4.5"> Any Shina manko , ny fandohalehana dia endrika hanehoana fanekena ho andevon ’ ny tompom-pahefana .
(trg)="15.1"> O artigo acima é uma tradução de um artigo original publicado no Global Voices Online .

(src)="4.6"> Nanontany ny mpitoraka blaogy Tong Wandou ( 铜豌豆 ) hoe :
(trg)="15.4"> Se quiser participar traduzindo textos para outras línguas , clique aqui .

# mg/2007_09_20_20_.xml.gz
# pt/2007_09_18_madagascar-jovem-e-desesperado-quer-imigrar_.xml.gz


(src)="1.1"> Tanora ary mamoy fo , vonona hiondrana
(trg)="1.1"> Madagascar : Jovem e desesperado quer imigrar

(src)="1.2"> Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan 'ny lalana any Madagasikara .
(trg)="2.1"> Uma agência de empregos tida como falsa está enfrentando problemas legais em Madagascar .

(src)="1.3"> Gateway Global Consultants , tarihin 'izany Steve Turmel izany , milaza fa mpanolo saina maneran-tany , dia nahazo fandrarana hialana an 'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin 'ny « West Palm Textiles and Garnments » , raha mameno fombafomba sasantsasany : maka vaksiny miady amin 'ny hepatite B , tazo mavo , maka pasipaoro ary mandoa ny vola fehin-draharaha 240 000 Ar ( eo amin 'ny $ 93 eo ho eo , vola be amin 'ny tany izay ny habetsahan 'ny mponina dia miaina amin 'ny $ 1 isan 'andro ) .
(trg)="2.2"> A empresa , chamada Gateway Global Consultants , cujo diretor é alguém chamado Steve Turmel , um consultor internacional que está agora enfrentando uma interdição para deixar o país , por ter prometido a milhares de pessoas do Madagascar um emprego nas Bahamas para a empresa « West Palm Textiles and Garnments » , sob algumas condições : ser vacinado contra hepatite B e febre amarela , tirar um passaporte e pagar a taxa de administração de 240 000 Ar ( cerca de US $ 93,00 , um valor grande em um país onde a maior parte da população vive com US $ 1,00 por dia ) .

(src)="2.1"> Nihoatra ny 3000 ny nirotsaka te handeha , rehefa avy nanamidy izay entana nananany ( radio , TVs , tanimbary ) mba handoavana io vola io .
(src)="2.2"> Ny sasany moa latsaka an-ketra , ny sasany niala tamin 'ny asany .
(src)="2.3"> Gateway Global Consultants nandray ny taratasin 'ireo te handeha tao anatin 'ny birao vonjimaika tanaty tranon-tsekoly .
(trg)="3.1"> Mais de 3.000 candidatos correram para se candidatar , depois de vender quaisquer bens que tinham ( rádio , TVs , campos de arroz ) para pagar a taxa de administração .

(src)="2.4"> Ankehitriny efa mihidy io birao io .
(trg)="3.2"> Alguns fizeram dívidas , outros pediram demissão .

(src)="2.5"> Nanontanian 'ny fitondrana malagasy ny fitondrana tany Bahamas ka nilaza fa tsy misy an 'izany « West Palm Textiles and Garnments » izany .
(trg)="3.3"> Gateway Global Consultants recebeu os formulários de candidatura em seu escritório temporário localizado no prédio de uma escola .

(src)="2.7"> Kanefa mbola maro ireo te handeha no mbola manantena hiainga amin 'ny elanelan 'ny volana Septambra .
(trg)="3.4"> O escritório agora está fechado .

(src)="3.1"> Harinjaka miantso antsika mijery ity toe-javatra ity manisy rohy amin 'ny Tribune Madagascar , takelaka gazety malagasy .
(trg)="3.5"> Ao ser contactado pelo governo de Madagascar , o governo das Bahamas disse que não existia nenhuma empresa chamada « West Palm Textiles and Garnments » .

(src)="4.1"> Jentilisa manontany tena hoe izao ve no porofon 'ny finoanoam-poanan 'ny Malagasy mamoy fo te hahazo asa sy mihevitra fa ny fiainana any andafy no tsara kokoa , na anatin 'ny fomba fiaina hafahafa ratsy indrindra ary .
(trg)="3.6"> Na empresa Gateway Global Consultants , não se conhece ninguém com o nome de Steve Turmel .

(src)="5.2"> Ankehitriny vao betsaka no nahasahy niteny fa teo aloha mbola nangina sao voampanga ho mpanatsatso eo . ”
(trg)="3.7"> Mas muitos candidatos ainda têm esperanças partir no meio de setembro .

(src)="6.1"> “ Hany ka na dia nivoaka tsikelikely aza nmarina mbola nisy ny nahasahy niteny fa aleony mijaly any an-tanin ’ olona fa tsy izy intsony ny fiainana eto . ”
(trg)="4.1"> O blogueiro Harinjaka chama a atenção para a situação lincando para o Tribune Madagascar , o site de um jornal local .

(src)="6.2"> “ Eo no nampanontany tena hoe raha samy hijaly ihany ; mijaly eto an-tanindrazana no azo ihafiana kokoa sa ny mijaly any an-tanin ’ olona ?
(src)="6.3"> Nisy manko ireo nasiaka mihitsy hoe tena fadiranovana loatra ny malagasy eto an-tanindrazana ka izany no mampibabababa azy hitady lalana hivoaka .
(src)="6.4"> Moa ny fitaizana natao teto amintsika mihitsy no nampanao paradisa ny any ivelany hany ka be loatra ny manofinofy ny hivoaka na dia ireo tsy mahay teny vahiny akory aza . ”
(trg)="5.1"> Jentilisa se pergunta se isso é uma prova da ingenuidade do povo de Madagascar desesperados por um emprego e pensando que se a vida é certamente melhor no estrangeiro mesmo sobre as mais duvidosas condições .

# mg/2007_09_25_30_.xml.gz
# pt/2007_09_21_gv-show-special-trinidad-e-tobago-ativismo-anti-caldeira-encontra-a-internet_.xml.gz


(src)="1.1"> Trinitée sy Tobago : Nihaona tamin 'ny aterineto ireo mpanohitra ny fanempoana viraty
(trg)="1.1"> [ GV Show Special ] Trinidad e Tobago : Ativismo anti-caldeira encontra a internet

(src)="1.2"> Atillah Springer dia mpanao gazety , mpitolona ary mpibilaogin 'ny Trinité sy Tobago.Mpikambana ao amin 'ny fihetsiketseham-panoherana iray ho fiarovana ny tontolo iainana ihany koa izy izay naharoaka tamin 'ity taona ity ny ngezalahy amin 'ny fitrandrahana viraty Alcoa hiala an 'i Trinité.Mihevitra ny hamoha fanempoana viraty iray ao amin 'ny faritra ambanivohitry Trinitad ny tarika amin 'ny alalan 'ny zavatra tena mampiahiahy.Ao anatin 'ity podocast ity dia hiresaka amin 'i Attilah aho momba ny fampiasan 'ny antoko mpanohitra ny aterineto mba ampifandrindrana ny asany .
(trg)="1.2"> Atillah Springer é uma jornalista , ativista e blogueira de Trinidad e Tobago e participante do movimento protesto que , no início desse ano , foi bem-sucedido em expulsar a gigante da indústria de alumínio Alcoa de uma comunidade rural de Trinidad , onde tinha sido proposto o estabelecimento de uma caldeira sob circunstâncias de alguma forma duvidosas .
(trg)="2.1"> Nesse podcast , eu converso com Atillah sobre a forma com que o movimento usa a internet para organizar informações sobre suas atividades .

# mg/2007_09_22_22_.xml.gz
# pt/2007_09_22_guatemala-opinioes-sobre-povos-indigenas_.xml.gz


(src)="1.1"> Goatemala : Ireo Vahoaka Hafavolokoditra
(trg)="1.1"> Guatemala : Opiniões sobre povos indígenas

(src)="1.2"> Taranaky ny teratany ( hataontsika hoe hafavolokoditra eto ) efa teto talohan ’ ny nahatongavan ’ ny Eoropeana ny maro an ’ isa amin ’ ny mponina eto Goatemala .
(trg)="2.1"> Boa parte da população da Guatemala tem descendência indígena , seja total ou parcialmente .

(src)="1.3"> Tena ankavitsiana no mba hafa volonkoditra monina eto .
(trg)="2.2"> Apenas uma pequena minoria vem de outra origem racial .

(src)="1.4"> Noho izany zavamisy izany no tena nandraisan ’ ny eto amin ’ ny firenena ho zavadehibe nandrasana hatry ny ela ny Fanambaran ’ ny Firenena Mikambana ho fiarovana ny Zon ’ ny vahoaka hafavolokoditra ( peuples indigènes ) nivoaka tamin ’ ny 13 septambra lasa teo .
(src)="1.5"> Fa ny tena mahaliana dia ny teny sy ny fijerin ’ ny matrobolokoditra ary ny momba ny fanavakavahana eto an-toerana izay soratan ’ ny mpibilaogy Goatemalteka .
(trg)="2.3"> Por essa motivo que a Declaração dos Direitos dos Povos Indígenas da ONU lançada em 13 de setembro é tão relevante para o país .

(src)="4.5"> Haharitra firy taona indray vao homena lanja ny hay , ny zavakanto , ny fahalalana ho fampanajana ny tontolo iainana , ny fanajana ny rariny , ny fitandroam-pahamasinana ary ny raokandro efa nomeny nihoatra ny zato taona izay , ary hatramin ’ izao dia mbola mampahalala ho an ’ ny planeta ny fahendrena efa nananany anarivony taona izay ?
(src)="5.1"> Vao niadian-kevitra vao haingana tamin ’ ny blaogy Goatemalteka ihany koa ny resaka fanavakavaham-bolokoditra sy ny zon ’ ny vahoaka hafavolokoditra , indrindra noho ny laharana fahafito azon-dRigoberta Menchu , ilay hany hafavolokoditra nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena .
(trg)="2.4"> No entanto , a preocupação maior é com as impressões e as opiniões sobre " indígenas " e racismo entre blogueiros da Guatemala .

(src)="19.1"> Blaogy voalohany vita eto Goatemala ana artista Goatemalteka , nametraka ny fiavahany eto Amerika Latina tamin ’ ny feony sy ny talentany .
(trg)="3.1"> O blogue Democracia Multicultural publica um artigo de Lucia Escobar destacando que :

# mg/2007_09_25_26_.xml.gz
# pt/2007_09_25_quenia-cobertura-das-eleicoes-por-blogue-corporativo_.xml.gz


(src)="1.2"> Nanokatra sehatra vaovao , amin ’ ny aterineto , hisahana manokana ny momba ny fifidianana atao any aminy ny gazety lehibe indrindra misy any Kenya Daily Nation .
(trg)="2.1"> O maior jornal do Quênia , Daily Nation , lançou uma nova plataforma online dedicada à cobertura das eleições gerais de 2007 .

(src)="1.3"> Sehatra mivoatra ka ny zava-dehibe malaza mitranga , ny lahatsoratry ny mpibilaogy ary ny lohateny sy fehitsoratry ny haino aman-jery no ho hita ao .
(trg)="2.2"> A elaboração da plataforma interativa está em andamento e ela vai contar com notícias de destaque , posts de blogues e conteúdo multimídia .

(src)="1.4"> Asaina hilaza ny heviny ao kosa ny olom-pirenena ary raha misy sary mety hahaliana ny maro eo amin ’ ny sehatry ny politika dia azo apetraka ao ihany koa izany .
(trg)="3.1"> O cidadão comum pode enviar comentários e fotos interessantes de qualquer evento político .

(src)="1.5"> Ny blaogy moa dia saiky avy amin ’ ireo Oloben ’ ny firenena tahaka an ’ i Chares Onyango Obbo mpiandraikitra ny filankevitry ny haino aman-jery sy ny vokatra vaovao .
(trg)="4.5"> O segundo maior jornal do Quênia , The Standard , também tem uma seção de eleições que , por enquanto , não permite interação com o leitor .

(src)="1.6"> Tao amin ’ ny toraka blaogy iray ny lehilahy dia nanaika fa vita hatreo ny amin ’ ny KANU antoko politika nitondra teo aloha .
(trg)="5.1"> As eleições presidenciais e parlamentares do Quênia serão realizadas em dezembro de 2007 .

(src)="1.7"> Nolazainy fa :
(trg)="6.1"> ( texto original de Bankele )

# mg/2007_09_28_36_.xml.gz
# pt/2007_09_27_mianmar-protestos-continuam_.xml.gz


(src)="1.1"> Myanmar ny andron 'ny 26 septambra
(trg)="1.1"> Mianmar : Protestos continuam

(src)="1.2"> Ny sary faharoa dia mampiseho ny mpitoka-monina sy ny olom-pirenena eo ampihetsiketsehana hanoherana ny fitondrana jadon ’ i Birmania ( Myanmar ) .
(trg)="1.2"> " Este vídeo de duas partes mostra monges e pessoas comuns protestando contra o governo militar em Mianmar ( Burma ) .

(src)="1.3"> Nalaina tao an-drenivohitra Yagon ( Rangoon ) ny alatsinainy 24 septambra 2007 tolakandro tao anaty orana ny sary .
(trg)="1.3"> A filmagem foi feita numa segunda-feira chuvosa à tarde na cidade de Yangon ( Rangoon ) em 24 de setembro de 2007 ″ .

(src)="1.4"> Awzar Thi kosa nanangona ny sarim-pihetsiketsehana nalefan ’ ny mpibilaogy Birmana tao amin ’ ny vohikala Saffron Revolution ( Revolisiona jaky )
(trg)="1.4"> Awzar Thi juntou fotos dos protestos , enviadas por blogueiros de Mianmar , em Saffron Revolution .

(src)="3.1"> Mieritreritra ireo namany any Birmania ny mpibilaogy Thailandey Bangkok Dazed
(trg)="2.1"> Bangkok Dazed da Tailândia está pensando nos seus amigos em Mianmar :

(src)="4.1"> Naharay mailaka roa avy tamin ’ ny namako any Rangoon aho androany tolakandro .
(trg)="2.2"> " Eu recebi dois e-mails esta tarde de amigos que moram em Yangon .

(src)="4.2"> Nanoratra ny iray tamin ’ ireo fa « mihenjana tena mihenjana ny raharaha .
(trg)="2.3"> Um deles descreve a situação atual como “ Muito , muito tensa .

(src)="4.3"> Mikatona manomboka rahampitso ny sekoly ianaranay .
(trg)="2.4"> A nossa escola vai ficar fechada a partir de amanhã .

(src)="4.4"> Tsy fantatro intsony izay hitranga . » Nanoratra ihany koa ny Birmana iray : « Manomboka mifandona ny ao an-tanàna ao androany .
(trg)="2.6"> O outro , disse que “ Aqui eles começaram a brigar no centro da cidade hoje .

(src)="4.5"> Tahaka ny ho ratsy ny fandehan ’ ny raharaha .
(trg)="2.7"> Parece mal .

(src)="4.6"> Mbola hanoratra ihany aho .
(trg)="2.8"> Vou escrever mais tarde .

(src)="4.7"> Tsy fantatro intsony aloha hoe haharitra hafiriana aho no mbola afaka hivoivoy aterineto … mety hotpahiny manko io izao . » Tsy nitsahatra ny nivoivoy aho tao ho ao hanaraka ny toe-draharaha .
(trg)="2.9"> Não sei por quanto tempo vamos ter internet … talvez eles cortem logo ” .
(trg)="2.10"> Estou navegando na internet constantemente nos últimos dias , tentando ficar a par da situação .

(src)="4.8"> Tahaka ny efa manankery ankehitriny ny tsy fahazoana mivoaka amin ’ ny alina ao Rangoon sy Mandalay .
(trg)="2.11"> Supostamente Yangon e Mandalay estão sob toque de recolher agora " .

(src)="4.9"> Mandritra izany fotoana izany kosa dia miangavy an ’ i Malaisia sy ny Fikambanan ’ ny firenena ao Azia Atsimo-Atsinanana ( ASEAN ) ny politisiana Lim Ki Sian handray an-tanana ny raharaha hialana amin ’ ny ra mandriaka ao Myanmar .
(trg)="2.12"> Enquanto isso , o político Lim Ki Siang , da Malásia , está pressionando o seu país e a Associação de Nações do Sudeste Asiático ( ASEAN ) para fazerem mais a fim de evitar um banho de sangue em Mianmar .

(src)="5.1"> Tokony ho lohalaharana amin ’ ny fitadiavam-bahaolana ialan-draorao amin ’ ny fihetsiketsehana tsy misy herisetra tarihin ’ ny mpitoka-monina ao Rangoon sy Mandalay i Malaysia sy ny ASEAN , satria ny ASEAN no nankato ny fitondrana jadona ao Myanmar tamin ’ ny fanekena ny hidirany ao amin ’ ny fikambanana folo taona lasa izay ka nampahazo aina azy teo amin ’ ny sehatra iraisam-pirenena .
(trg)="2.13"> " A Malásia e a ASEAN devem liderar os esforços regionais e internacionais para apoiar uma solução pacífica para as manifestações lideradas pelos monges em Yangon e Mandalay , especialmente porque a ASEAN deu à junta militar nova legitimidade e nova vida ao admitir Mianmar na associação dez anos atrás " .

(src)="5.2"> Efa nampitandrina an ’ i Inda sy Shina , mpifanolotra sisintany no manohana ny fitondrana jado-miaramila ao Myanmar ihany koa ranamana io tamin ’ ny sorany teo aloha :
(trg)="2.14"> Em um post anterior , o político adverte a China e a Índia , países vizinhos e que apóiam a junta que governa Miamar :

(src)="5.3"> Shina - indrindra fa hoe manomana ny lalao olaimpika ao Beinjing izy amin ’ ny 2008 - sy Inda dia tsy afa-miala amin ’ ny fanamelohana iraisam-pirenena raha vao mandriaka ny ra ao Myanmar ary tompon ’ andraikitra ihany koa noho izy ireo nanohana ny jado-miaramila no sady mody tsy mahita ny herisetra manjaka ao Myanmar .
(trg)="2.15"> " A China ( e em particular os Jogos Olímpicos de Pequim 2008 ) e a Índia não serão capazes de escapar da repercussão adversa internacional de um banho de sangue em Mianmar , pois serão culpadas por apoiar a junta militar de Mianmar e fazer vista grossa à sangrenta repressão que está ocorrendo no país " .

(src)="7.1"> Nizara ny fahitany ny toe-draharaha ao Myanmar ny mpibilaogy teratany Yangon Thu .
(trg)="2.16"> A blogueira de Mianmar , Yangon Thu fala sobre os acontecimentos .

(src)="7.2"> Manaika ny mpamakiny izy mba hanao fanangon-tsonia mangataka :
(trg)="2.17"> Ela pede aos leitores que assinem um abaixo-assinado para :

(src)="8.1"> … amin ’ ny Shina mba handresy lahatra fitondrana miaramila ao Myanmar tsy hamaly bontana mpanao fihetsiketsehana tsy mampiasa herisetra ary mba tsy hanelingelina ny ezaky ny Firenena Mikambana hamonjena ny Birmana ( mponina ao Myanmar )
(trg)="2.18"> " A China influenciar os atos da junta de Mianmar contra os pacíficos manifestantes e também para parar de intervir no trabalho das Nações Unidas pelo povo de Mianmar " .

(src)="8.2"> Nihevitra anefa i The Acron mpibilaogy Karana fa tsy afaka ny hanindry ny fitondrana ao Myanmar mihitsy i Shina , i Inda ary i Thailandy .
(trg)="2.19"> O blogueiro indiano em The Acron sente que a China , Índia e Tailândia não estão em posição de influenciar o regime de Mianmar :