# hi/2014_01_25_947_.xml.gz
# mg/2014_01_19_57060_.xml.gz


(src)="1.1"> सउदी अरब ने फिलिस्तिनी कवि को " नास्तिकता और लम्बे बालों " के कारण जेल में बंद किया
(trg)="1.1"> Nogadrain 'i Arabia Saodita Noho Ny " Tsy Finoana An 'Andriamanitra Sy Ny Volo Lava " Ilay Poeta Palestiniana

(src)="1.2"> फायध के समर्थन में सउदी कलाकार अहमद माटेर ने इस तस्वीर को ट्वीटर पर साझा किया
(trg)="1.2"> Mpanakanto Saodiana Ahmed Mater nizara ity sary ity tao amin 'ny Twitter ho fanohanana an 'i Fayadh

(src)="2.1"> फिलस्तीन के कवि अशरफ फयध नास्तिकता फैलाने और लम्बे बाल रखने के कारण सउदी जेल में हैं ।
(trg)="2.1"> Any am-ponjan 'i Saodia ilay mpanao tononkalo Palestiniana Ashraf Fayyad , izay voalaza fa nampiely ny tsy finoana an 'i Allah - sy nanalava volo .

(src)="2.2"> सउदी अरब में पले-बढ़े कवि को पाँच महीने पहले उस समय गिरफ्तार कर लिया गया जब एक पाठक ने यह कहते हुए उनके विरुद्ध शिकायत की कि उनके कविताओं में अनीश्वरवादी विचार हैं ।
(trg)="2.2"> Dimy volana izay no nisamborana ity poeta nihalehibe tao Arabia Saodita ity , raha nisy mpamaky iray nitory ary fa ahitana hevitra tsy finoana an 'i Allah ny tononkalony .

(src)="2.3"> आरोप सिद्ध नहीं होने पर उन्हें छोड़ देने के बाद फिर से 1 जनवरी 2014 को गिरफ्तार कर लिया गया ।
(trg)="2.3"> Tsy voaporofo ny fiampangana ka navotsotra izy ary nosamborina indray avy eo tamin 'ny 1 Janoary 2014 .

(src)="3.1"> मीडिया और सामाजिक संजाल पर फयध का मामला सुर्खियों में है और पूरे क्षेत्र के सउदी लेखको की भर्त्सना बटोर रहा है ।
(trg)="2.4"> Niely niaraka tamin 'ny fanamelohana avy amin 'ireo mpanoratra Arabo manerana ny faritra tany amin 'ny fampitam-baovao sy ireo tambajotra sosialy ny raharaha Fayyad .

(src)="3.2"> उनके कुछ मित्रो ने ऑनलाइन लिखा कि उनकी गिरफ्तारी का वास्तविक कारण पाँच माह पहले आभा की धार्मिक पुलिस द्वारा एक युवक की कोड़े से सार्वजनिक पिटाई का विडियो बनाया जाना हो सकता है ।
(trg)="2.5"> Nanoratra tao amin 'ny aterineto ny sasany tamin 'ireo namany fa ny tena antony nisamborana azy dia angamba noho ilay lahatsary nalainy 5 volana lasa izay ahitana polisim-pivavahana ao Abha mively karavasy tovolahy imasom-bahoaka .

(src)="4.1"> अभी कवि किसी आरोप या आगामी मुकदमे के विवरण के बिना हीं जेल में है ।
(trg)="2.6"> Mbola any am-ponja tsy misy porofo ankehitriny ity poeta ity ary tsy misy vaovao momba izay fotoam-pitsarana azy manaraka .

(src)="4.2"> नीचे दी गई सउदी अरब के लेखक , कलाकार और अन्य लोगों की भर्त्सना करती प्रतिक्रियाएं , उनके साथ एकजुटता प्रदर्शित करते हुए उनके मामले को स्पष्ट करती हैं ।
(trg)="2.7"> Ireto fihetseham-po fanamelohana haingana avy amin 'ireo mpanoratra sy mpanakanto Saodiana , sy ny sisa hafa mijoro ho amin 'ny firaisankina ny hanazava ny raharaha momba azy .

(src)="4.7"> @ MohammdaLahamdl : अशरफ फयध की गिरफ्तारी इस बात की घोषणा है कि " हम उस स्थिति में आ गए है जिस स्थिति में यूरोप अंधकार युग में था ।
(src)="4.8"> "
(trg)="2.9"> @ MohammdaLahamdl : Ny fisamborana an 'i Ashraf Fayadh no filazana fa nahatratra izay natrehan 'i Eoropa tamin 'ny vanim-potoanan 'ny ( aizina ) tsy fahalalana isika .

(src)="4.9"> @ WhiteTulip01 : क्या आप सोचते हैं कि आपका विश्वास उस समय वास्तविक है जब आप यह सोचते हैं कि ईश्वर को परेशान किया जा सकता है !
(trg)="2.10"> @ WhiteTulip01 : Mihevitra ve ianao fa tena izy ny finoanao raha mihevitra ianao fa azo helingelenina Allah .

(src)="4.10"> @ MusabUK : अशरफ फयध को नास्तिकता के लिए गिरफ्तार किया गया है ।
(trg)="2.11"> @ MusabUK : Nogadraina noho ny tsy finoana an 'i Allah i Ashraf Fayadh .

(src)="4.11"> क्या नास्तिकता जुर्म है ?
(trg)="2.12"> Vesatra ( azo henjehina ) ve ny tsy finoana an 'i Allah ?

(src)="4.12"> क्या विश्वास थोपा जाता है ?
(trg)="2.13"> Tsy maintsy hanànana ve ny finoana ?

(src)="4.13"> यह ऐसा है जैसे कि हम मान लें कि आरोप सत्य है ।
(trg)="2.14"> Izany no lazaina raha ekentsika fa marina ny fiampangana .

(src)="4.14"> @ b _ khlil : सिर्फ कवि होने के कारण अशरफ फयध को गिरफ्तार कर अपराधियों और हत्यारो के साथ रखा गया है , यह बताता है कि सामान्य जन और शासन व्यवस्था दोनों रुप में न्याय पर हमारा विशेषाधिकार है ।
(trg)="2.15"> @ b _ khlil : Ny mahatonga an 'i Ashraf Fayyad any am-ponja ankehitriny miaraka amin 'ireo jiolahy sy mpamono olona , dia satria poeta izy , lazao anay fa tombontsoa manokana ho antsika , olom-pirenena sy ny fitondrana irery ihany ny fahamarinana .

(src)="4.15"> @ turkiaz : कवि और कलाकार अशरफ फयध को नास्तिकता और लम्बे बाल रखने के जुर्म सहित 15 आरोपो में जेल में बंद कर दिया गया है ।
(trg)="2.16"> @ turkiaz : Nogadraina noho ireo fiampangana azy miisa 15 ilay poeta sady mpanakanto Achraf Fayyad , ka anisan 'ny fiampangana azy ny tsy finoana an 'i Allah sy ny volony lava .

(src)="4.16"> क्यों ?
(trg)="2.17"> Nahoana ?

(src)="4.18"> @ AhmedMater : अपनी मिडिया को : क्या हमें इंतज़ार करना चाहिए ?
(trg)="2.19"> @ AhmedMater : Hoan 'ny fampahalalam-baovaontsika : tokony hiandry ve isika ?

(src)="4.19"> कुछ पेशेवर होने से काम हो जाएगा ।
(trg)="2.20"> Mety hiandry ireo matihanina sasany ?

(src)="4.20"> अशरफ फयध का मामला जल्दी ही अंतर्राट्रीय मीडिया के मुख्य पृष्ठ पर होने जा रहा है ।
(trg)="2.21"> Ho lohatenim-baovao misongadina amin 'ny fampahalalam-baovao iraisampirenena tsy hoela ny raharaha Achraf Fayyad .

(src)="4.21"> @ mohkheder : जब जाँचकर्ता अशरफ फयध पर कोई आरोप सिद्ध नहीं कर पाया तब उसने पूछना शुरु किया कि तुम धूम्रपान क्यों करते हो और तुम्हारे बाल लम्बे क्यों हैं ।
(trg)="2.22"> @ mohkheder : Raha tsy afaka nanaporofo ireo fiampangana an 'i Achraf Fayyad ny mpanao famotorona , dia nanontany ny antony hifohahany sigara sy ny antony hanalavany volo indray avy eo .

# hi/2014_02_03_955_.xml.gz
# mg/2014_02_07_57575_.xml.gz


(src)="1.1"> NSA की निगरानी पर कार्टून जमा कर $ 1000 का ईनाम जीते - NSA की निगरानी पर कार्टून जमा कर $ 1000 का ईनाम जीते
(trg)="1.1"> Mandraisa Anjara Manao Sariitatra Momba Ny Fanaraha-Mason 'ny ( Fitsikilovan 'ny ) NSA Ary Mahazoa $ 1000

(src)="2.1"> कलाकार , रचनात्मक लोग और कार्टूनिस्टों को जुड़ने के लिए द वेव वी वांट ( The Web We Want ) आमंत्रित करता है ।
(trg)="1.2"> " Kaomandy Keith Alexander eo amin 'ny tetezana " Sariitatra nozarain 'i DonkeyHotey ( CC BY-SA 2.0 )

(src)="2.2"> ऑनलाइन निगरानी और निजता के अधिकार के बारे में एक मूल कार्टून बनाकर हम 11 फरवरी 2014 के दिन हम लड़ने के लिए लौटें ।
(trg)="2.1"> Ny The Web We Want no manasa ny mpanao sariitatra , mpamorona ary artista handray anjara amin 'ny The Day We Fight Back amin 'ny 11 Febroary 2014 amin 'ny fananganana sariitatra noforoninao momba ny fanaraha-maso an-tserasera sy ny zo hanana fiainana manokana .

(src)="3.1"> कार्टून जमा करने की अंतिम तिथि 8 फरवरी है ।
(trg)="3.1"> Ny fara-fandraisana anjara dia amin 'ny 8 Febroary .

(src)="4.1"> इनाम :
(trg)="4.1"> Loka :

(src)="6.1"> प्रथम स्थान : USD $ 1000
(trg)="6.1"> Voalohany : USD $ 1000

(src)="7.1"> दूसरा स्थान : USD $ 500
(trg)="7.1"> Faharoa : USD $ 500

(src)="8.1"> तीसरा स्थान : USD $ 250
(trg)="8.1"> Fahatelo : USD $ 250

(src)="9.1"> नियम :
(trg)="9.1"> Fitsipika :

(src)="10.2"> कोई भी भाग ले सकता है ।
(trg)="10.2"> Afa-mandray anjara ny rehetra .

(src)="11.1"> 2 .
(trg)="11.1"> 2 .

(src)="11.2"> कार्य जमा करने पर लेखक यह सहमति देता है कि कार्य क्रिएटिव कॉमनस् 4 .
(trg)="11.2"> Amin 'ny fandefasana ny sangan 'asa ny mpanoratra ( mpamorona ) dia manaiky fa io asany io dia eo ambanin 'ny lisansa Creative Commons 4.0 Attribution Share Alike .

(src)="11.4"> एक लेखक द्वारा अनेक कार्टून जमा किए जा सकते हैं ।
(trg)="11.3"> Tsy voafetra ny isan 'ny sangan 'asa azon 'ny mpanoratra ampidirina .

(src)="12.2"> कार्य को लेखक आपना नाम या छद्म नाम देगा ।
(trg)="12.3"> Hisy antsipirihan 'ny mombamomba ny mpanoratra hotadiavina amin 'ireo mahazo ny loka - saingy tsy ho aseho ny tena anaran 'ny mpanoratra raha izay no tadiavin 'ny mpanoratra .

(src)="13.1"> 4 .
(trg)="13.1"> 4 .

(src)="13.2"> विजेता का नाम 11 फरवरी 2014 को घोषित किया जाएगा ।
(trg)="13.2"> Hambara amin 'ny 11 Febroary 2014 ireo mpandresy .

(src)="13.3"> विजेता का चयन द वेब वी वांट की कार्यकारी समिति द्वारा किया जाएगा ।
(trg)="13.3"> Ny Komity Mpanatanteraky ny Web We Want no hifantina izay mandresy .

(src)="14.1"> 5 .
(trg)="14.1"> 5 .

(src)="14.2"> विजेता की घोषणा के 30 दिन के अंदर इनाम विजेता को हस्तांतित कर दिया जाएगा ।
(trg)="14.2"> Ao anatin 'ny 30 andro aorian 'ny fanambarana no handefasana ny loka .

(src)="15.1"> जमा करना :
(trg)="15.1"> Fandraisana anjara :

(src)="16.7"> png कार्टून भेजें ।
(src)="16.8"> उसका विषय लिखें : 8 फरवरी तक कार्टून ।
(trg)="16.2"> Amin 'ny alalan 'ny imailaka : alefasao alohan 'ny 8 febroary ny sariitatrao – { high definition } , .jpg , .pdf , .svg na .png amin 'ny grants @ webfoundation.org SUBJECT : Cartoon .

(src)="17.1"> 2 .
(trg)="17.1"> 2 .

(src)="17.2"> ट्वीटर द्वारा : अपना ट्वीट हैसटैग # webwewant के साथ @ webwewant पर अपलोड करें ।
(trg)="17.2"> Amin 'ny alalan 'ny Twitter : Alefaso Tweet ny sarinao ao amin 'ny @ webwewant miaraka amin 'ny diezy # webwewant

# hi/2014_02_11_963_.xml.gz
# mg/2014_02_12_57712_.xml.gz


(src)="1.1"> 11 फरवरीः इंटरनेट सामूहिक निगरानी के खिलाफ
(trg)="1.1"> 11 Febroary : Tsipahin 'ny Aterineto Ny Fanaraha-maso Faobe

(src)="2.1"> नाईजीरिया का नया साइबर अपराध कानून शायद वित्तीय धोखाधड़ी पर रोक लगा सकता है — लेकिन यह आलोचको को चुप कर सकता है ।
(trg)="2.1"> Ny lalàna vaovao momba ny heloka antserasera ao Nizeria dia mety hiady amin 'ny hosoka ara-bola , saingy mety hiteraka tsikera fampihomehezana ihany koa .

(src)="2.3"> ट्यूनीशिया में कार्यकर्ता इस बात से डर रहें हैं कि देश की नई दूर संचार एजेंसी एक नई सामूहिक निगरानी युग की शुरूआत करेगी ।
(trg)="2.3"> Matahotra ireo mpikatroka ao Tonizia fa mety hiteraka vanim-potoana vaovao mankany amin 'ny fanarahamaso faobe ny Sampana vaovao momba ny Teknikan 'ny Fifandraisandavitra ao amin 'ny firenena .

(src)="3.1"> इस बारे में कोई सवाल ही नहीं है : सरकार द्वारा खुफिया सामूहिक निगरानी एक वैश्विक समस्या है ।
(trg)="3.1"> Tsy isalasalana : Olana manerantany ny fanarahamaso faobe .

(src)="4.1"> 11 फरवरी को व्यक्ति , नागरिक समाज संगठन और हजारों वेबसाइट , जन निगरानी के खिलाफ खड़े होने के लिए एक साथ आएगें ।
(trg)="4.1"> amin 'ny 11 febroary , nivondrona ny olo-tsotra , fikambanana avy amin 'ny fiarahamonim-pirenena ary ireo habaka an 'arivony mba hanohitra ny fanarahamaso faobe .

(src)="4.2"> कोई भी , कहीं भी भाग ले सकता है — चाहें आप सड़को पर जा रहें हैं या वेब पर ।
(trg)="4.2"> Afaka mandray anjara avokoa ny olona rehetra amin 'ny toerana rehetra - na eny an-dalambe izany na ao amin 'ny aterineto .

(src)="5.1"> सामूहिक निगरानी कार्यक्रम हमारे निजता के अधिकार के साथ संघ बनाने और अभिव्यक्ति की स्वत्त्रंता का उलंघन है ।
(trg)="5.1"> Manitsakitsaka ny zontsika hanana fiainana manokana sy manohintohina ny zontsika haneho hevitra an-kalalahana sy hanorina fikambanana ny fandaharan 'asa fanarahamaso faobe .

(src)="5.2"> ये वैश्विक इंटरनेट के खुलेपन और स्वतंत्रता को नुकासान पहुँचाने के साथ लोकतांत्रिक मूल्यों के विरूद्ध जाते हैं ।
(trg)="5.3"> Namoaka ny fisian 'ireo laminasam-pitsikilovana am-polony ny tahirin-kevitra navoakan 'i Edward Snowden tamin 'ny volana jiona teo ka niteraka onjam-pahatairana teo amin 'izao tontolo izao .

(src)="5.3"> एडवर्ड स्नोडेन द्वारा पिछले जून में चुपके से सार्वजिक किए गए दस्तावेज़ो ने विस्तृत खुफिया निगरानी कार्यक्रमों के बारे में खुलासा कर विश्व में शोक की लहर दौड़ा दी ।
(trg)="5.4"> Saingy raha nampivandravandra ny sasany tamin 'ireo fanitsakitsahana goavana indrindra nataon 'ny governemantan 'i Etazonia amin 'ny zo hanana fiainana manokana ny ampamaokan 'i Snowden , dia nitondra hery vaovao ihany koa hiadian-kevitra momba ny fanarahamaso sy ny fanohintohinana ny fiainana manokana mitranga manerantany , tahaka izay voalaza etsy ambony .

(src)="6.1"> शामिल होना चाहते हैं ?
(trg)="6.1"> Te hirotsaka an-tsehatra ?

(src)="6.2"> इसके लिए यहाँ कुछ तरीके हैं :
(trg)="6.2"> Ity ny fomba fandraisana anjara :

(src)="7.1"> कार्यक्रम से जुड़े
(trg)="7.1"> MANDRAISA ANJARA

(src)="8.1"> पूरे विश्व के समूह विरोध प्रदर्शन कर रहें हैं , कम्पयूटर पर विरोध में शामिल हो रहे हैं और ऑनलाइन विरोध को आगे बढ़ा रहे हैं ।
(trg)="8.1"> Mikarakara fihetsiketseha , manatontosa " hackathon " , ary manao fanentanana antserasera ireo vondrona ao amin 'ny firenena maneranta izao tontolo izao .

(src)="8.2"> देखें , आपके आसपास क्या हो रहा है :
(trg)="8.2"> Fantaro ary izay mitranga ao akaikinao :

(src)="10.1"> भारत • मैक्सिको • नीदरलैंड • पेरू • पोलस्का • Србија • ประเทศไทย • उगांडा
(trg)="10.1"> India • Meksika • Holandy • Però • Polska • Србија • ประเทศไทย • Oganda

(src)="11.1"> यूनाईटेड किंगडम • अमेरिका
(trg)="11.1"> Royaume-Unis • Etazonia

(src)="12.1"> अपना देश यहाँ नहीं देख रहें है ?
(trg)="12.1"> Tsy hitanao ao ny firenenao ?

(src)="12.2"> यहाँ की सामग्री का प्रयोग करें या हमारे सहयोगी साईट का प्रयोग अपना अभियान शुरू करने के लिए करें !
(trg)="12.2"> Ampiasao ny fitaovana ato sy ao amin 'ny habaky ny mpiara-miasa mba hampidirana ny hetsika manokana ataonareo !

(src)="12.3"> हमारे निगरानी पृष्ठ पर ग्लोबल वॉयस समुदाय द्वारा पूरे विश्व में निगरानी के ऊपर लिखे गए लेखों को पढ़ें ।
(trg)="12.3"> Vakio ny lahatsoratry ny fikambanana Global Voices momba ny fanarahamaso manerantany ao amin 'ny pejin 'ny fanarahamaso .

(src)="13.1"> आपना समर्थन दिखाएं
(trg)="13.1"> ASEHOY NY FANOHANANAO

(src)="14.1"> 11 फरवरी के अभियान के साथ एकजुटता दिखाएं !
(trg)="14.1"> Manehoa firaisankina miaraka amin 'ny hetsika 11 febroary !

(src)="14.2"> अपनी वेबसाइट पर एक बैनर लगाएं ।
(trg)="14.2"> Mandefasa sary famantarana ao amin 'ny habakao .

(src)="14.3"> संदेश साझा करें — या एक एकदम ठंडा कार्टून ( जैसा यहाँ दिख रहा है ) — सामाजिक मीडिया पर लगाएँ ।
(trg)="14.3"> Zarao ao amin 'ny fampahalalam-baovaon 'ny fiarahamonina ny hafatra – na ny sariitatra mampihomehy mahafinaritra ( tahaka ny hita ato amin 'ny lahatsoratra ) .

(src)="19.1"> संचार निगरानी पर अंतर्राष्ट्रीय सिद्धांतों के लिए " हाँ " कहें
(trg)="19.1"> MANAOVA “ ENY ” AMIN 'NY FOTOKEVIDEHIBE MANERANTANY MOMBA NY FANARAHAMASO NY FIFANDRAISANA

(src)="20.1"> दुनिया भर से मानव अधिकारों के विशेषज्ञों द्वारा विकसित अंतर्राष्ट्रीय संचार निगरानी के तेरह सिद्धांतों पर हस्ताक्षर करें ।
(trg)="21.1"> Soniavo ireo Fotokevi-dehibe Telo Ambinifolo misahana ny Fanarahamaso Iraisampirenena Momba ny Fifandraisana , izay novolavolain 'ireo manam-pahaizana manerantany momba ny zon 'olombelona .

(src)="20.2"> ये सिद्धांत डिजिटल नागरिक के गोपनीयता के अधिकारों की रक्षा के लिए वैश्विक नागरिक समाज के प्रयासों की रीढ़ हैं : जब निगरानी की बात आती है , दिशानिर्देशों का स्पष्ट खाका सरकारों के मानवाधिकार दायित्व को स्थापित करता हैं ।
(trg)="21.2"> Ireo fotokevi-dehibe ireo no andrin 'ireo ezaka avy amin 'ny fiarahamonim-pirenena manerantany ho fiarovana ny zo hanana fiainana manokana hoan 'ny olo-tsotra mpiserasera : Andiana toro-lalana mazava izay mametraka ny andraikitry ny governemanta amin 'ny fanajana ny zon 'olombelona raha fanarahamaso no resahina .

(src)="21.1"> पढ़ें और निम्न भाषाओं में से किसी में भी सिद्धांतों पर हस्ताक्षर करें :
(trg)="22.1"> Vakio ary soniavo ireo fotokevi-dehibe ao amin 'ireto fiteny manaraka ireto :

(src)="22.1"> Русский • Español • Hrvatski • Македонски • Shqip • Polski • Čeština • Svenska • Nederlands
(trg)="23.1"> Русский • Espaniola • Hrvatski • Македонски • Shqip • Polski • Čeština • Svenska • Holandy

(src)="23.1"> Français • हिन्दी • العربية • Italiano • Ελληνικά • Română • Slovenčina • Eesti • Slovenščina • Dansk
(trg)="24.1"> Frantsay • Anglisy • हिन्दी • العربية • Italiana • Ελληνικά • Română • Slovenčina • Eesti • Slovenščina • Dansk

(src)="24.1"> Magyar • Suomi • Deutsch • فارسی • Български • Latviešu • Lietuvių • Português • Quechua
(trg)="25.1"> Magyar • Suomi • Alemàna • فارسی • Български • Latviešu • Lietuvių • Portiogey • Quechua

(src)="25.1"> 繁體中文 • Tiếng Việt • 한국어 • Українська • ภาษาไทย • اردو
(trg)="26.1"> 繁體中文 • Tiếng Việt • 한국어 • Українська • ภาษาไทย • اردو

(src)="26.1"> बैनर या बिल्ला के साथ सिद्धांतों के लिए अपना समर्थन दिखाएं ।
(trg)="27.1"> Asehoy ny fanohananao ireo fitsipika ireo amin 'ny alalan 'ny sary famantarana na marika kely famantarana .

# hi/2014_08_04_1010_.xml.gz
# mg/2014_08_04_62657_.xml.gz


(src)="1.1"> भारतीय वैज्ञानिकों की तकनीक बचाएगी हाथियों के हमलों से
(trg)="1.2"> Elefanta mpirenireny manimba ny tranon 'ireo mponina ao Dimapur .

(src)="1.2"> Wild elephant destroys residential houses in Dimapur .
(trg)="1.3"> Sary avy amin 'i Caisii Mao .

(src)="2.1"> हर साल भारत में जंगली हाथियों के हमले के कारण लोग मारे जाते हैं , क्योंकि हाथियों के रहने की जगहें लगातार कम हो रही हैं ।
(trg)="2.1"> Olona an-jatony vitsivitsy no mamoy ny ainy isan-taona ao India noho ny fanafihan 'ireo elefanta mpirenireny satria atosika ao amina toerana kely kokoa ireo biby mba honina ao .

(src)="2.2"> प्रकृति संरक्षण प्रतिष्ठान ( एनएफसी ) के वैज्ञानिक आनंद कुमार और शोधकर्ता गणेश रघुनंदन ने तमिलनाडु के वालपाराई में हाथियों और इंसान के बीच होने वाले इस संघर्ष से बचाव का नया तरीका निकाला है ।
(trg)="2.2"> Nahita fomba vaovao hamahana ny ady eo amin 'ny olombelona sy ny elefanta ao Valparai , Tamil Nadu , ao India ilay Siantifika Anand Kumar sy mpikaroka Ganesh Raghunathan ao amin 'ny Fikambanana Fitehirizana ny Zavaboahary ( NCF ) .

(src)="3.1"> उन्होंने एक एलिफेंट इन्फर्मेशन नेटवर्क बनाया है , जिससे लोगों को पता चल जाता है कि हाथी किस ओर जा रहे हैं ।
(src)="3.2"> इसके लिए लोकल केबल टीवी और मोबाइल फोनों का इस्तेमाल किया जाता है ।
(trg)="3.1"> Nanangana tambajotram-baovao momba ny elefanta izy ireo izay ahafahan 'ny olona mahafantatra ny fotoana sy ny toerana misy ny elefanta , amin 'ny alalan 'ny fampiasana fantsona sy finday ao amin 'ny faritra .

(src)="3.3"> वालपाराई में एक छोटी सी टीम दिन में हाथियों की जगह के बारे में जानकारी इकट्ठी कर स्थानीय टीवी चैनल को देती है ।
(trg)="3.2"> Manaramaso ireo elefanta mandritra ny andro ny ekipa vitsivitsy ary manome vaovao momba ireo toerana alehan 'ny elefanta ao amin 'ny fantsona fahitalavitra ao amin 'ny faritra .

(src)="4.1"> इस बारे में जानकारी स्थानीय केबल टीवी चैनलों पर हर शाम चार बजे स्क्रॉलिंग न्यूज के तौर पर दिखाई जाती है ।
(src)="4.2"> इसके अलावा पहले चेतावनी देने वाले भी कई सिस्टम हैं ।
(src)="4.3"> फाउंडेशन के पास ढाई हजार स्थानीय लोगों का डेटाबेस है ।
(trg)="4.1"> Aseho amin 'ny endrika vaovao misesy ao amin 'ny fahitalavitra ao amin 'ny faritra ireo vaovao isan 'andro aorian 'ny 4 ora hariva miaraka amin 'ny rafitra fanairana haingana isan-karazany mba hanairana ny olona mikasika ny fisian 'ny elefanta .

(src)="4.4"> जो भी लोग हाथियों के रास्ते के दो किलोमीटर के दायरे में होते हैं , उन्हें एसएमएस भेजा जाता है ।
(trg)="4.3"> Nametraka fitaovana ( haingo ) ao amin 'ireo toerana 22 izay misy jiro mena LED mitaratra ihany koa izy ireo mba hanakanana ireo elefanta .

(src)="4.5"> प्रतिष्ठान ने 22 जगहों पर हाथियों से बचाव के लिए लाल एलईडी लाइट लगाई है ।
(trg)="4.4"> Mila mandefa antso tsy raisina ( appel manqué ) fotsiny ny olona iray mba handefasana ity famantarana ara-maso ( hazavana ) ity .

(src)="5.1"> ब्लॉगर डेपोंटी कहते हैं :
(trg)="5.1"> Bilaogera Deponti nanamarika hoe :

(src)="5.2"> सह अस्तित्व और संघर्ष एक ही सिक्के के दो पहलू हैं ।
(trg)="5.2"> Ambadika sy ambadika ao amin 'ny vola vy iray ny fiaraha-miaina sy ny fifandirana .

(src)="5.3"> मशहूर फिल्म निर्माता सरवनकुमार वालपाराई पठार में स्थानीय स्तर पर इस्तेमाल की जा सकने वाली और सहज तकनीक के बारे में एक वीडियो के जरिए बताते हैं :
(trg)="5.3"> Ao amin 'ity lahatsary ity ilay mpanatontosa sarimihetsika malaza Saravanakumarao dia nifantoka tamin 'ireo fepetra entina hanampiana hahamora mikirakira teknolojia ho sahaza ny ao an-tampoketsan 'i Valparai :

(src)="5.5"> इस तरह के उपाय संघर्ष वाले सबसे संवेदनशील इलाकों में स्वागत योग्य हैं ।
(src)="5.6"> ऐसा अच्छा काम कृपया करते रहिए ।
(trg)="5.4"> Nanome aingam-panahy olona maro tokoa izany , ilaina ao amin 'ireo toerana marefo indrindra , mety hiharan 'ny ady ny fepetra tsara tahaka izao .

(src)="5.7"> उम्मीद है कि इस सफर में किसी लक्ष्य पर पहुंचने की बजाए सह अस्तित्व की भावना रहेगी ।
(trg)="5.5"> Mba tohizo ny asa tsara tahaka izao , ary enga anie mba hisy ny fahaizana miara-miaina amin 'ny fivezivezena mihoatra noho ny any amin 'ny toerana iray aleha .

# hi/2014_09_03_1117_.xml.gz
# mg/2014_09_03_63706_.xml.gz


(src)="1.1"> संघर्ष और दुखांत से परे फलीस्तीन की जिंदगी दिखाती तस्वीरें
(trg)="1.1"> Sary Maromaro Mampiseho Ny Fiainana Ankoatra Ny Ady Sy Ny Voina Ao Palestina

(src)="1.2"> इस तस्वीर , का सादा सा नाम है , " गाजा के दृश्य " इसमें दो फलीस्तीनी पुरुष देखे जा सकते हैं जो गाजा में नेस्तनाबूत शहर को देख रहे हैं ।
(trg)="1.2"> Mampiseho lehilahy Palestiniana roa ao Gaza mitazana ny tanànan 'izy ireo ravan 'ny fanafihan 'i Israely ity sary ity , izay nomena lohateny hoe " Tazana Ao Gaza " ity .

(src)="1.3"> इस्राएली हमले में ये शहर तहस नहस हो गया ।
(src)="2.1"> जब से ब्रैंडन सैनटन का मशहूर पेज ह्यूमन्स ऑफ न्यूयॉर्क ( होनी ) नवंबर 2010 में लॉन्च हुआ है , तब से दुनिया भर से हजारों पेज इसकी तर्ज पर बने ।
(trg)="2.1"> Hatramin 'ny nanangan 'i Brandon Stanton ny pejin 'ny Humans of New York " Olombelon 'i New York " ( HONY ) malaza dia malaza tamin 'ny Novambra 2010 ity , dia pejy an-jatony manerana izao tontolo izao ihany koa no nitsangana taorian 'izany .

(src)="2.2"> करीब करीब सभी पेजों का विषय समान और सादा ही है : एक फोटोग्राफर या फोटोग्राफरों का एक समूह अपने आस पड़ोस में शहरों , गाँवो या देश में घूमते हैं और उनसे सवाल पूछते हैं ।
(trg)="2.2"> Somary tsotra ny lohahevitra izay saiky mitovy avokoa ao amin 'ny pejy rehetra : mpaka sary na vondrona mpaka sary manodidina ny faritra , tanàna ambanivohitra , tanàndehibe na firenena ary manolotra fanontaniana hoan 'ireo olona miaraka amin 'ny sary mendrika ho tsarovana .

(src)="3.1"> यह प्रोजेक्ट रियो डे जेनेरियो से तेहरान तक , एशिया , अफ्रीका यूरोप और अमेरिका के अधिकतर देशों से होता हुआ धरती के हर कोने तक पहुंच चुका है ।
(trg)="3.1"> Nipaka manerana ny vazantany efatry ny planeta ny tetikasa , Rio De Janeiro ka hatrany Tehran , manavatsava ny ankamaroan 'ireo firenena ao Azia , Afrika , Eoropa ary Amerika .

(src)="3.2"> इस प्रोजेक्ट की जागरूकता बढ़ाने की क्षमता नजरअंदाज नहीं हुई , हाल ही में होनी पर एक तस्वीर के साथ टिप्पणी थी : " मैं इन पोस्ट का हर रोज इंतजार करता हूँ ।
(trg)="3.2"> Tsy tsikaritra avy hatrany ny fitombon 'ny fanentanana ataon 'ny tetikasa , araka ny nolazain 'ilay mpaneho hevitra iray tao amin 'ny sarin 'ny HONY vao haingana : " Miandry fatratra izay sary mivoaka isan 'andro aho amin 'izao fotoana izao .

(src)="3.3"> वो मेरा मानवता में विश्वास बनाए रखते हैं ।
(src)="3.4"> " इस टिप्पणी को 7,००० लोगों ने पसंद किया ।
(trg)="3.3"> Manavao indray ny fitokisako amin 'ny mahaolombelona izy ireo " Nahazo tiako maherin 'ny 7.000 izany fanehoa-kevitra izany .

(src)="4.1"> फलीस्तीन के कब्जे वाले इलाकों में जागरूकता बढ़ाना बहुत जरूरी है ।
(trg)="4.1"> Ao amin 'ny sisintany Palestiniana voabodo , ilaina tokoa ny fananganana fanentanana .