# mg/2014_12_31_66854_.xml.gz
# mk/01_01_23759_.xml.gz


(src)="1.1"> Makedoniana ' Mamihina ' Toeram-Piantsenana Ao Skopje Hiarovana Azy Amin 'ny Fironana ho Amin 'ny " Baroque "
(trg)="1.1"> Жителите на Македонија „ го гушкаа “ ГТЦ за да го спасат од барокизирање

(src)="1.2"> Olona mifandray tànana , manao tohivakan 'olombelona mba " hanafàna " ilay toeram-pivarotana ho an 'ny daholobe ao Skopje , Makedonia .
(trg)="1.2"> Луѓе се држат за раце , формирајќи човечки синџир за да го „ загреат “ Градскиот трговски центар - ГТЦ , во Скопје , Македонија .

(src)="1.3"> Sary nalain 'i Vanco Dzambaski , CC BY-NC-SA
(trg)="1.3"> Фото : Ванчо Џамбаски , CC BY-NC-SA

(src)="2.1"> Ny alin 'ny 29 Desambra 2014 teo , nisedra ranomandry sy lagilasy ireo olompirenena Makedoniana mba hanoherana ny drafitry ny governemanta hanolo ilay Toeram-piantsenana maoderina ao an-tanàna , naorina tamin 'ny 1973 ary fantatry ny Makedoniana amin 'ny fanafohezanteny hoe GTC , aminà iray hafa manana endrika " baroque " .
(trg)="2.1"> Граѓаните на Македонија се спротивставија на снегот и мразот вечерта на 29 декември 2014 година во знак на протест против владиниот план да наметне нова „ барокна “ фасада на Градскиот трговски центар , дел од културното наследство изграден во 1973 и познат како ГТЦ .

(src)="2.2"> Ireo mpikatroka mafàna fo sy mpanakanto ary mpahay maritrano no nitarika ny hetsika " Tiako ny GTC " ( FB , TW , # ГоСакамГТЦ ) , izay fanindroany izao no nikarakara " fifamihinana " ho an 'ny daholobe tao amin 'ilay toerana .
(trg)="2.2"> Активисти , уметници и архитекти ја водат иницијативата „ Го сакам ГТЦ “ ( FB , TW , # ГоСакамГТЦ ) која организираше второ масовно „ гушкање “ на комплексот .

(src)="3.1"> Ampahany amin 'ireo andiany nanomboka tamin 'ny 2013 ity hetsi-panoherana ity , izay niezahana nanakànana io tetikasa Skopje 2014 manana endrika mandady amin 'ny tany io , drafitra iray mahabe resaka sy mandany vola , hanomezana endrika indray ireo tranobe ao an-tanàna mba hanana endrika " neoclassique " na " baroque " .
(trg)="3.1"> Протестот е дел од низ анастани кои почнаа во 2013 година во обид да се спречи овој аспект на ширењето на проектот „ Скопје 2014 “ , контроверзен и скап план за преобликување на центарот на градот во неокласичен или ткн. барокен стил .

(src)="3.2"> Misokatra ny GTC , toerana ho an 'ny " daholobe " , ny fanjakàna no tompony ( 97 % amin 'ny renivola ) .
(trg)="3.2"> ГТЦ е отворен , „ јавен “ простор , во сопственост на државата ( 97 % од акциите ) .

(src)="4.1"> Nandrakitra ny zava-nitranga i Vancho Dzhambaski , mpikatroka amin 'ny alàlan 'ny fakàna sary , ary nanoratra hoe :
(trg)="4.1"> Фотоактивистот Ванчо Џамбаски го документираше настанот , при што напишаand wrote :

(src)="4.2"> Na teo aza ny ranomandry nandrakotra ny arabe sy ny toetrandro tsy nahafaly loatra , nifamory marobe indray ireo olompirenena tao Skopje , tamin 'ity indray mitoraka ity mba hanafàna ilay GTC mamin-dry zareo .
(trg)="5.1"> И покрај со снег затрупаните улици и непријатното време , граѓаните на Скопје повторно се собраа во голем број , овој пат да го стоплат саканиот ГТЦ .

(src)="4.3"> Olona maherin 'ny 2.000 no nanandrana nandefa hafatra iray hafa ho an 'ireo manampahefana be hambom-po izay tsy azonao ametahana ny dindo Espaniôla na ny endrika baroque eny amin 'izay rehetra mahamety anao .
(trg)="5.2"> Повеќе од 2000 луѓе на уште еден начин се обидоа да пратат порака на арогантната власт дека не можеш да залепиш шпански скали и барокни кулиси каде што ќе ти текне .

(src)="4.4"> Tsotra fotsiny , tsy izay rehetra hevitra fakàna tàhaka azo tamin 'ny dia natao tany ivelany akory dia ho azo ampiharina eto .
(trg)="5.3"> Едноставно , не е секоја идеја за плагијат добиена на прошетките во странство туку така применлива .

(src)="4.5"> Na dia ao anaty tanàna iray efa miendrika toy ny Disneyland aza .
(trg)="5.4"> Дури ни во град кој веќе изгледа како Дизниленд .

(src)="4.6"> Novinavinain 'ilay vavahadin-tserasera tsy miankina " A1on " ho maherin 'ny arivo ny isa , ary navoakany ny lahatsarin 'ilay hetsi-panoherana feno asa famoronana , lahatsary iray nozaraina betsaka tokoa .
(trg)="5.5"> Независниот портал за вести А1он процени дека над илјада луѓе учествуваа во креативниот протест и објави видео-клип , кој доби многу споделувања на социјалните мрежи .

# mg/2008_01_05_399_.xml.gz
# mk/01_04_7_.xml.gz


(src)="1.1"> Global Voices : Tamberin ’ ny 2007 sy drafitra lehibe ho an ’ ny taona 2008
(trg)="1.1"> Глобал Војсис : Преглед на 2007 , и големи планови за 2008

(src)="1.2"> Tsy hisy nahavinavina fa ny Chinese ant farmers ( tantsaha Shinoa taloha ? ) no tantara be mpamaky indrindra tamin ’ ny taona 2007 iny .
(trg)="1.2"> Никој не можеше да предвиди дека еден напис за кинеските одгледувачи на мравки ќе стане најчитаната сторија на Глобал Војсис за 2007 година .

(src)="2.1"> Ireo tantara be mpamaky amin ’ ity vohikala ity dia ireo mpamaham-bolongana ao an-toerana izay lasa loharana sarobidy ho an ’ ny fantsom-baovao iraisam-pirenena ( sy mpitolona mavitriky ny demokrasia ) , tahaka ny fanoherana tany Myanmar , Pakistan ary izay mitranga ankehitriny any Kenya .
(src)="2.2"> Ny manintona ny vondrom-pamaky hafa ihany koa dia ny any amin ’ ireo toerana any « amparavodilanitra » tsy misy mpitantara tahaka ny rivodoza tropikaly any Barbados , Dominica , Jamaica , Cayman Islands , Honduras , ary Oman .
(trg)="2.1"> Врвни приказни на овој веб-сајт најчесто беа оние во кои што локалните блогери претставуваа важен извор на информации за меѓународните медиуми ( и демократски активисти ) , како на пр. протестите во Мијанмар , Пакистан , и сегашните немири во Кенија , односно привлекоа мноштво читатели затоа што никој друг не известува за далечните региони и приказни како тропските бури на Барбадос , Доминиканската република , Јамајка , Кајманските острови , Хондурас и Оман .

(src)="3.1"> Taloha , ny mpanoratra sy ny tonian-dahatsoratry ny Global Voices dia namitimpitina ny sasany amin ’ ny tantara nalaza tany amin ’ y faritra samihafa .
(trg)="3.1"> Во изминатите денови , авторите и уредниците на Глобал Војсис истакнаа некои од врвните стории во блогосферите на нивните региони .

(src)="3.2"> Vakiana izay heverin ’ ny mpamaham-bolongana any Amerika , any Karaiba , Kaokazy , Hong Kong , Korea , ary Philippines ho tena mahaliana nivoaka tamin ’ ny taona 2007 – ary dia aely ho fantatry ny mpamaham-bolongana Syriana , Maraokana , Arabo ary ny mpiteny portigey .
(trg)="3.2"> Погледнете кои беа најважните теми за 2007 г. според блогерите во Северна и Јужна Америка , Карибите , Кавказ , Хонг Конг , Кореја и Филипините – кои ги споделија со сириските , мароканските , арапските и португалските блогери .

(src)="4.1"> Tantaram-pananahana nalaza indrindra teto amin ’ ny Global Voices ny taona 2007
(trg)="4.1"> „ Најсекси “ приказни на Глобал Војсис во 2007 г .

(src)="5.1"> Matetika no tsy fandrefesana ny hatsarana ny habetsahana fa ireto aloha ny sasantsasany amin ’ ireo be mpamaky indrindra nandritra ny taona 2007 teto amin ’ ny Global Voices .
(trg)="5.1"> Квантитетот не секогаш е мерка за квалитет , но еве еден краток осврт на некои од најчитаните написи на Глобал Војсис за 2007 г .

(src)="7.1"> ( Tantsaha taloha Bankirompotra nanao fihetsiketsehana tao Shenyang , sary avy amin ’ ny “ The Free China ” )
(trg)="7.1"> ( Банкротирани одгледувачи на мравки протестираат во Шенјанг , слика од „ Слободна Кина “ )

(src)="8.1"> Maro amin ’ ny lahatsoratra be mpamaky no avy tao amin ’ ny vohikala Advocacy mikasika ny momba ny sivana sy ny fahafaham-pitenenana .
(trg)="8.1"> Неколку врвни написи беа првобитно објавени на нашиот Advocacy веб-сајт за поддршка на слободата на изразување и против цензурата на интернет .

(src)="8.2"> Ny tena nampalaza ny lahatsoratra tahaka Chinese ant farmers sy ny fihetsiketseham-panoherana ho fiarovana ny tontolo iainana tao Xiamen dia noho ny fanasivanana mihatra amin ’ ny fantsom-baovao sy ny bolongana ao an-toerana indrindra .
(trg)="8.2"> Огромната популарност на написите од типот на оној за кинеските фармери или еколошките протести во Ксијамен беа секако поврзани со фактот дека локалните интернет медиуми и блогови беа цензурирани .

(src)="9.1"> Tsy hoe hitarika ny Global Voices ho lian-dra , fa tahaka ny be mpamaky ihany ilay izy .
(trg)="9.1"> Веста не треба да биде „ крвава “ за да биде меѓу најчитаните на Глобал Војсис , но тоа сепак има влијание .

(src)="9.2"> Maromaro ihany koa manko ny namaky ny lahatsoratra mikasika ny famonoana an ’ i Saddam Hussein , ny voninahitra azo avy amin ’ ny famonoana any Kurdistan atsimo , ary ny fampisehoana an-dahatsary ny neo-Nazi iray tany Russia .
(trg)="9.2"> Написите за погубувањето на Садам Хусеин , убиството за задржување на честа во Јужен Курдистан и неонацистичкиот видеозапис од егзекуција во Русија имаа голема посетеност .

(src)="10.1"> Tsy vitsy ihany koa ireo voasariky ny resa-pananahana sy ny horakoraka miaraka aminy ( mila tonian ’ io resaka io koa ve ? ) .
(trg)="10.1"> Сексот и скандалите исто така секогаш привлекуваат голем број на читатели ( можеби ни е потребен уредник за секс рубрика ? ) .

(src)="10.2"> Anisan ’ ny tantara nasirasira nandritra iny taona 2007 iny ny mpanakanto hip hop amerikana iray nirehidrehitra ( sa nandrehidrehitra tovovavy 15 taona ) tany Trinite , ny olona heverina ho masina nanambady maro tany Indonesia , ny fanehoan-kevitra ara-pananahana tany Hong Kong , ary ny vao haingana indrindra dia ny famitaham-bady voadradradradra atao amina televiziona Shinoa iray .
(trg)="10.2"> Меѓу најскандалозните приказни во 2007 беа движењата на еден американски хип-хоп уметник во Тринидад , полигамниот свештеник од Индонезија , сексуалното изразување во Хонг Конг , и најновиот скандал – неверствата на еден кинески телевизиски водител .

(src)="11.1"> Global Voices in 2008
(trg)="11.1"> Глобал Војсис во 2008

(src)="12.1"> Nitombo avo roa heny ny mpamaky isan ’ andro ny Global Voices hatramin ’ ny fanombohan ’ ny taona 2007 , ary ny mampiavaka azy amina vohikala mpiteny anglisy , dia i Shina no firenena be mpamaky ity indrindra aorian ’ ny Etazonia .
(trg)="12.1"> Бројот на читатели кои секојдневно го посетуваат Глобал Војсис се удвои од почетокот на 2007 г . , и што е прилично невообичаено за еден веб-сајт на англиски јазик , Кина е земјата од која имаме најмногу читатели веднаш зад САД .

(src)="13.1"> Ny taona 2008 indray no hanantenaninay mpamaky maromaro kokoa avy amin ’ ny mpamaky tsy mpiteny anglisy noho ny fanampian ’ ireo mpandika teny mahavita zava-tsy mampino ao amin ’ ny Lingua translators izay mandika ny lahatsoratra ato amin ’ ny Global Voices ho amina teny 12 hafa ka ao anatin ’ izany ny teny Arabo , Bangla , ary Malagasy .
(trg)="13.1"> Во 2008 , очекуваме да привлечеме уште повеќе читатели од земји во кои не се говори англиски јазик со помош на нашите одлични преведувачи од проектот Лингва кои го преведуваат Глобал Војсис на повеќе јазици , вклучувајќи арапски , бангла , и малтешки .

(src)="13.2"> Mitombo isa izy ireo ka mahatonga azy ireo ho vondron ’ ny manolotena handika teny maro isa indrindra eto amin ’ ny web .
(trg)="13.2"> Тие станаа една од најголемите заедници на волонтери на интернет .

(src)="14.1"> Efa mila resaka amin ’ ny mpanabolongana matetika kokoa , tsy tahaka ny taloha , ankehitriny ny famoaham-baovao iraisam-pirenena .
(trg)="14.1"> Меѓународните медиуми прашуваат за светските блогери како никогаш досега .

(src)="14.2"> Anontaniana sy henoina hevitra momba ny olom-pirenena mamoaka vaovao sy ny politika mila ho isan-kerinandro any amin ’ ny gazety , ny gazety-boky , radio ary televiziona ny mpanoratra ato amin ’ ny Global Voices ankehitriny .
(trg)="14.2"> Авторите и уредниците на Глобал Војсис ги интервјуираат и цитираат речиси секоја недела во весниците , списанијата , радиото и телевизијата на теми поврзани со граѓанските медиуми и политиката .

(src)="14.3"> Ny pejy manokana mamoaka mivantana ny vaovao avy any amin ’ ny bolongana samihafa moa dia rohizin ’ ny famoaham-baovao malaza maro hanarahiny ny zavamisy farany .
(trg)="14.3"> Голем број на медиуми на интернет поставија линкови до нашите нови специјални страници со пренос во живо од внимателно избрани блогови .

(src)="15.1"> Ary farany , efa amporisihina hizaha mpanambolongana maromaro kokoa any amin ’ ny toerana tsy voasahana tsara ankehitriny ny toniam-paritra sy fitenenana eto amin ’ ny Global Voices , manasa ireo mpanambolongana ireo handray anjara hiara-miasa amin ’ ny mpanolo-tena hanoratra mihoatra ny zato eto ( mandefasa imailaka aminy raha tokony ho ao anatiny ianao ! ) .
(trg)="15.1"> Конечно , регионалните и јазични уредници на Глобал Војсис ќе допрат до многу повеќе блогери во земји кои што не ги покриваме во моментот , со што ќе ги поканат да и се придружат на нашата мрежа од повеќе од 100 автори волонтери ( пратете им имејл доколку сметате дека вие треба да бидете меѓу нив ! ) .

(src)="15.2"> Nitombo 20 % moa ny mpanoratra teto hatramin ’ ny volana Oktobra mankaty amin ’ ny volana janoary .
(trg)="15.2"> Бројот на написи напишани од нашите автори се зголеми за 20 проценти во периодот од октомври до јануари минатата година .

(src)="16.1"> Tetikasa vaovao hipoitra
(trg)="16.1"> Нови проекти на видик

(src)="17.1"> Vao avy nanolotra vatsim-panampiana ireo tetikasam-pamahanam-bolongana dimy vaovao any Jamaika , Kenya , Iran , Madagasikara , ary Uruguay moa ny Rising Voices sampana avy aminay ihany ho tohin ’ ny fahombiazan ’ ny voavatsy avy any Bangladesh , Bolivia , Colombia , India , ary Sierra Leone .
(trg)="17.1"> Нашата иницијатива Rising Voices тукушто додели микро грантови за пет нови проекти за блогирање во Јамајка , Кенија , Иран , Мадагаскар и Уругвај , по успехот постигнат во првиот круг на доделување на грантови во Бангладеш , Боливија , Колумбија , Индија и Сиера Леоне .

(src)="18.1"> Noho ny fanampiana avy tamin ’ ny Reuters , dia nanendry an ’ i ho Juliana Rotich tonian-dahatsoratry ny tontolo iainana ny Global Voices sy an ’ i Juliana Rincón Parra ( tsy masontsivana nakana ny mpiasa tsy akory ny anarana Juliana ) ho tonian-dahatsary .
(trg)="18.1"> Со поддршка од Ројтерс , Глобал Војсис назначи уредник за теми од областа на екологијата , Џулијана Ротич , и нов уредник за видеозаписи , Џулијана Ринкон Пара ( името Џулијана не беше критериум за добивање на работно место ) .

(src)="18.2"> Samy hiantsoroka ny lohahevitra nampiandraiketina azy tsirairay avy eo amin ’ ny sehatra manerantany ireo tonia roa ireo .
(trg)="18.2"> Овие уредници ќе ја прошират нашата покриеност во овие области на светско ниво .

(src)="19.1"> Hiara-hiasa amin ’ ny Reuters ihany koa ny Global Voices ao anatina tetikasa iray hisahana manokana izay lazain ’ ny tontolom-bolongana manerantany amin ’ ny fifidianana ho filohan ’ i Etazonia ho avy io .
(trg)="19.1"> Глобал Војсис исто така ќе биде партнер на Ројтерс во проект во кој се известува за ставовите на глобалната блогосфера за претседателските избори во САД .

(src)="20.1"> Ireo ny sasany amin ’ ny zavatra hotanterahina eto amin ’ ny tontolon ’ ny Global Voices mandritra ity taona 2008 ity .
(trg)="20.1"> Ова се само неколку од возбудливите иницијативи кои произлегоа од заедницата на Глобал Војсис во 2008 .

(src)="20.2"> Miarahaba ny mpamaky , ny mpanabolongana , ny mpandika teny , ny mpanavao , ary ny mpanohana ary nahatratra ny taona vaovao ary mirary soa antsika rehetra .
(trg)="20.2"> Среќна Нова Година на сите наши читатели , блогери , преведувачи , иноватори и поддржувачи .

# mg/2010_09_16_9112_.xml.gz
# mk/01_04_9437_.xml.gz


(src)="1.1"> Kioba : fampiatoana amin 'ny asa 500.000
(trg)="1.1"> Куба : Укинување на 500.000 работни места

(src)="1.2"> Mirona mankamin 'ny fibabohan 'i Fidel Castro ( izay nialana bàla nony avy eo ) fa tsy miasa intsony ny modely ekonomikan 'i Kioba , dia nanambara ny governemanta fa mikasa ny hampiato mpiasa maro ao amin 'ny asam-panjakana , izany dia ezaka mba hanomezana aina kely ho an 'ny ekonomian 'ny firenena .
(trg)="1.2"> Веднаш по признанието на Фидел Кастро ( а подоцна порекнувањето ) дека кубанскиот економски модел не функционира повеќе , владата најави дека има намера да скрати огромен број на државни работни места , со цел да се вдахне малку живот во борбената економија на островот .

(src)="2.1"> The Cuban Triangle dia mitatitra ireo vaovao :
(trg)="2.1"> Кубанскиот триаголник на вестите вели :

(src)="3.1"> Tsy dia misy dikany loatra ilay lohateny : ' Fanambaran 'ny Foiben 'ny Trabajadores ao Kioba . '
(trg)="3.1"> Насловот е кроток : „ Изјава од централата на работници во Куба “ .

(src)="4.1"> Goavana ny vaovao : fandroahana 500,000 hatramin 'ny volana May ho avy izao , ' mifanindran-dàlana amin 'ny fiakaran 'ny any amin 'ny sehatra tsy miankina amin 'ny fanjakana . '
(trg)="4.1"> Веста е огромна : 500.000 отпуштања до следниот мај , со паралела на зголемување во приватниот сектор “ .

(src)="4.2"> Raha tanteraka hatramin 'ny farany izany , hahazo tombony aamin 'ny firoboroboan 'ireo sehatra tsy miankina maro ireo fianakaviana Kiobana an 'arivony ary hanome vintana an 'ireo Amerikana manana fihaviana Kiobana ho afaka manampy ireo havany voatery hiasa tena amin 'ny alalan 'ny fandefasam-bola ho azy
(trg)="4.2"> Ако се спроведе во целост , голема експанзија на приватниот сектор на Куба ќе придобие повеќе илјадници кубански семејства и ќе им даде можност на кубанските Американци преку парична пратка да има помогнат на своите роднини во Куба кои ќе работат сами .

(src)="4.3"> Somary mibetroka kosa i El Cafe Cubano :
(trg)="4.3"> Ел Кафе Кубано е малку поцинично :

(src)="5.1"> i Kioba kaomionista dia nanambara fa hanafoana asam-panjakana iray tapitrisa ary VINAVINAINA handrisika ny fandraharahana madinika .
(trg)="5.1"> Комунистичка Куба најави дека ќе скрати еден милион државни работни места и ПОД ПРЕТПОСТАВКА ќе ги охрабри малите бизниси .

(src)="5.2"> Manontany tena aho raha misy ifandraisany amin 'ny TSY FAHOMBIAZANA TANTERAKY ny jadona Kiobana izany ?
(src)="5.3"> Atsy ho atsy dia handre isika fa hoe an 'ireo gaigy natao sesintany na ireo fahirano natao ny hadisoana .
(trg)="5.2"> Се прашувам дали ова има врска со ТОТАЛНАТА НЕКОМПЕТЕНТНОСТ на кубанското диктаторство : Наскоро ќе почнеме да слушаме дека тоа е вина на неподносливите азиланти или на ембаргото .

(src)="6.1"> Manontany tena fotsiny aho raha ny sasany amin 'ireto asam-panjakana ireto no hotapahana :
(trg)="6.1"> Се прашувам само дали некои од тие државни работи се :

(src)="7.1"> -Ireo mpiambina fonja izay hitanana ireo gadra politika ve ?
(trg)="7.1"> -Стражарите во затворите каде што се држат политички затвореници ?

(src)="8.1"> -Fikojakojana ny fokon 'ny castro rehetra ? ( ahafahana mitsitsy vola an-tapitrisany ity !
(trg)="8.1"> -одржување на целиот кастро клан ? ( овде можат да се заштедат МИЛИОНИ ! )

(src)="8.2"> Havana Times dia mitanisa ny Cuban Workers Federation ( CTC ) , izay mamaritra izany fepetra izany ho " tetikasa “ hanatsarana ” ny modely ekonomika Kiobana sy tetikasan 'ny ekonomia ho an 'ny vanim-potoanan 'ny 2011-2015 ″ , ary manampy :
(trg)="8.2"> Хавана Тајмс ја цитира Кубанската работничка федерација ( ЦТЦ ) , која го опишува потегот како „ план да се „ ажурира “ кубанскиот економски модел и плановите за економијата за периодот од 2011 до 2015 година “ , додавајќи :

(src)="9.1"> Rehefa mitatitra ireo fandroahana any amin 'ireo firenena kapitalista ny media Kiobana eo ambany fahefan 'ny governemanta dia zatra ery izy ireo mamaritra izany ho fepetra tsy mifaditrovana mba hahazoana tombony amin 'ny tontolon 'ny fandraharahana tahaka ny fanehoana ny tsy fahaizana mikaroka hevitra hiantohana ny fampiasana ho an 'ireo mpiasa rehetra .
(trg)="9.1"> Кога кубанските медиуми контролирани од владата известуваат за отпуштања во капиталистичка земја , тие рутински се објаснети како нехумани мерки да се добие профитабилност од бизнисите како и да се покаже неспособноста на системот да го гарантира вработувањето на сите работници .

(src)="10.1"> Ankehitriny , ny fanolorana ity tetikasa fandroahana faobe ity any anatin 'ireo gazety ao an-toerana dia lazaina ho zavatra tsara ho an 'ny rafitra sosialistan 'ny firenena nolemen 'ny fivangongoan 'ny mpiasa any amin 'ny sehatra lehiben 'ny Fanjakana .
(trg)="10.1"> Сега , во презентирањето на програмата за масовни отпуштања во локалниот печат , се прикажува како нешто позитивно за општествениот систем на земјата оптоварен од вишокот на работници во џиновскиот државен сектор .

(src)="10.2"> Ireo izay tsy liana amin 'izany dia manana ny safidy , na hiasa tena na hiditra any amin 'ireo sehatra hafa tsy miankina tahaka ny kaoperativa .
(trg)="10.2"> Оние кои не се заинтересирани ќе имаат можност да се вработат самите или да се приклучат кон друга приватна иницијатива како на пример кооперативи .

(src)="10.3"> Mbola tsy nambara ny antsipirihany mikasika ny famelana hiasa tena sy hiditra any amina kaoperativa .
(trg)="10.3"> Деталите за тоа како ќе се дозволи работењето на самовработените и на соработниците допрва ќе се објават .

(src)="10.4"> El Yuma dia mandinika raha izany fotsiny ihany no nentin 'ireo fepetra ireo - ny fiverenan 'ny asa-tena any Kioba , ary ny The Cuban Triangle , tanatina lahatsoratra tany aloha tany dia nanao lisitra ireo fanamarihana mivaivay sasany :
(trg)="10.4"> Ел Јума шпекулира дали мерките ќе го предвидат само тоа - враќањето на самовработувањето во Куба , а Кубанскиот Триаголник , во објава што следеше , наведува неколку длабоки набљудувања :

(src)="11.1"> - Manaitra ilay isa 500,000 – mampieritreritra ny sarin 'ireo mpiasa Kiobana 500,000 mody an-trano miaraka amin 'ny taratasy fandroahana , tsy mahalala ny haleha ny maraina manaraka an 'izay , sy ny filan 'ny ekonomia mamorona asa 500,000 vaovao tampoka eo .
(trg)="11.1"> - Бројката од 500.000 луѓе е застрашувачка - создава слика на 500.000 кубански работници кои си одат дома со розово ливче , незнаејќи каде ќе одат наредното утро и на економијата на која наеднаш ќе треба да создаде 500.000 нови работни места .

(src)="12.1"> - Asa-tena , na trabajo por cuenta propia , dia loharano hafa ho amin 'ny asa vaovao .
(trg)="12.1"> - Самовработувањето или работа за сопствена сметка , е уште еден извор на ново вработување .

(src)="12.2"> Maro no mety handray an-karavoana ny fanomezan-dàlana hiasa mba hitsaharan 'izy ireo amin 'ny fanaovana asa miafina .
(trg)="12.2"> Многумина сигурно ќе ја поздрават можноста да добијат дозвола за да можат да престанат со тајното работење .

(src)="12.3"> An 'arivony ireo Kiobana ao anatin 'io sokajy io ...
(trg)="12.3"> Има повеќе илјадници Кубанци во оваа категорија ...

(src)="13.1"> - Ireo Kiobana dia miantso ny governemanta hamadika ireo orinasa madinika an 'ny fanjakana ho kaoperativa any an-tanàn-dehibe ; ny kaoperativa mantsy , dia endrika fananana iray neken 'i Kioba efa an-taonany maro izao tany ambanivohitra tany .
(trg)="13.1"> - Кубанците ја повикуваа владата да ги претвори малите државни претпријатија во кооперативи во градовите , најпосле , тие се вид на сопственост кои се дозволени со години во селата од страна на Куба .

(src)="13.2"> Hahaliana ny mijery izany .
(trg)="13.2"> Ова ќе биде интересно да се види .

(src)="13.3"> Tsotra ilay fiovam-penitra , saingy ny fahazoana tombony dia miankina amin 'ireo mpiasa sy ny lalàna mifehy azy ireo amin 'ny asany . - Teo aloha teo dia nanara-maso mikasika ny cuentapropistas ao Kioba aho , ary nahita fa ireo orinasa mampiasa ny pesos dia mahazo telo avo heny noho ny karama salantsalany any amin 'ny fanjakana .
(trg)="13.3"> Претворањето е лесно , но профитабилноста ќе зависи од работниците и од правилата под кои работат . - Минатиот пат ги анкетирав самовработените и открив дека оние кои што работеа со пезоси заработуваа повеќе од тројно од просечната државна плата .

(src)="13.4"> Eto koa , mbola ny lalàna no mamaritra ...
(trg)="13.4"> Овде пак , правилата ќе бидат важни ...

(src)="13.5"> Havana Times dia mamintina ny zava-misy amin 'ity fomba ity :
(trg)="13.5"> Хавана Тајмс ја сумира целата ситуација на овој начин :

(src)="13.6"> Nahatonga ahiahy vaovao ny fahaverezan 'asa mananontanona any Kioba , tsy izany irery fa nahatonga koa fanombatombanana , fanantenana sy fanontaniana mikasika ny fivelaran 'ireo orinasa tsy miankina , satria ny rafitra vaovaon 'ny hetra sy ny antoka ho fandehanan 'ity rafitra vaovao ity dia tsy mbola nampahafantarina ny besinimaro .
(trg)="13.6"> Неизбежната загуба на работни места покрена нови грижи во Куба , но исто така и нови погледи , очекувања и прашања во однос на ширењето на приватните претпријатија , бидејќи сè уште не се обелоденети новиот даночен режим и гаранциите за тоа како би функционирал системот .

(src)="13.7"> Ny sary famantarana nampiasaina tamin 'ity lahatsoratra ity , " apetraho eo ambony latabatra ny volanao ... " , dia an 'i jon smith ' una nos lucror ' , nampiasàna ny Creative Commons Attribution-ShareAlike 2.0 Generic license .
(trg)="13.7"> Сликата искористена за оваа објава , „ стави ги твоите пари на масата ... “ , е направена од Џон Смит ' una nos lucror ' , искористена под лиценца на Криејтив Комонс Наведи извор-Сподели под исти услови 2.0 генеричка .

(src)="13.8"> Tsidiho ny sarin 'i jon smith ' una nos lucror " ao amin 'ny flickr .
(trg)="13.8"> Посетете го профилот на слики на Џон Смит ' una nos lucror ' .

# mg/2009_12_17_4423_.xml.gz
# mk/01_05_3038_.xml.gz


(src)="1.1"> Tonizia : Mpianatra nofonjàna noho ny tafatafa nifanaovana tamin 'ny Media
(trg)="1.1"> Тунис : Студент затворен поради интервју во медиумите

(src)="2.1"> Nanjavona tamin 'ny 24 Oktobra 2009 teo i Mohamed Soudani , mpianatra Toniziana , 24 taona , rehefa avy nanao resadresaka tao an 'ny Radio Monte Carlo International sy Radio France International .
(trg)="1.2"> Тунискиот студент Мохамед Соудани , 24 , исчезна на 22 октомври 2009 година , во Тунис откако дал интервју за Радио Монте Карло Интернешнал и Радио Франс Интернешнал .

(src)="3.1"> Tsy hita efa ho 18 andro i Soudani mandra-piantson 'ny mpitandro filaminana ny fianakaviany hilazana amin 'izy ireo fa voatazona any amin 'ny fonjan 'i Murnaguiya tokony ho 15km miala an 'i Tunis renivohitra izy .
(trg)="2.1"> Соудани беше исчезнат 18 денови се додека полицијата не контактираше со неговата фамилија и им кажа дека тој е притворен во затворот Мурнагуја , 15 км оддалечен од главниот град на Тунис .

(src)="4.1"> Raha ny voalazan 'ireo loharanom-baovao , nilaza tamin 'ny fianakavian 'i Soudani ihany koa ny mpitandro filaminana fa nandalo fitsarana izy ary voaheloka noho ny “ fitondrantenany tsy mendrika ” nandritra ny nitazonana azy tsy natrehan 'ny mpisolovava ka dia voaheloka 4 volana an-tranomaizina .
(trg)="3.1"> Според извори , полицијата исто така го информирала семејството дека тој бил суден и осуден за " нарушено однесување " за време на неговиот притвор без легален советник и е осуден на 4 месеци затвор .

(src)="4.2"> Ren 'ireo fianakaviany ihany koa fa efa nampakatra ny didy fanamelohana azy izy .
(trg)="3.2"> Исто така дознале дека тој ја обжалил казната .

(src)="5.1"> Nandritra ny fotoana nitsarana azy tamin 'ny 6 Desambra , nolavin 'i Soudani avokoa ireo fiampangana azy ary nolazainy fa nampijaliana sy nanaovana herisetra izy nandritra ny fitazonana azy talohan 'ny fotoam-pitsarana .
(trg)="4.1"> За време на неговото појавување пред судот на 6 декември , Соудани ги негирал обвиненијата покренати против него и тврдел дека над него е вршена агресивна тортура за време на неговиот притвор .

(src)="5.2"> Nangataka fanemorana ireo mpisolovava azy mba hahafahana mandinika lalindalina kokoa ny raharaha sy momba ny onitra haloa hanafahana azy .
(src)="5.3"> Nolavina ny fangatahana fanafahana ho azy raha nahemotra kosa ho amin 'ny 14 Desambra 2009 ny fitsarana .
(trg)="4.2"> Неговиот адвокат побарал одложување со цел да го проучи случајот и ослободување со кауција .

(src)="6.1"> Nanontaniana an 'i Soudani ny mikasika ny lasany fony izy mpitarika ny Fivondronamben 'ny Mpianatra ao Tonizia .
(trg)="5.1"> Соудани бил интервјуиран за неговите поранешни активности како лидер на Студентската Унија на Тунис .

(src)="6.2"> Nandray anjara izy tamin 'ilay 56 andro fitokonana tsy hihinan-kanina niaraka tamina mpianatra efatra hafa nitaky ny zon 'izy ireo hahazo miverina an-dakilasy .
(trg)="5.2"> Тој бил инволвиран во 56 дневниот штрајк со глад заедно со уште 4 други студенти барајќи го правото да се вратат на училиште .

(src)="6.3"> Nampitain 'izy ireo isan 'andro tamin 'ny alalan 'ny blaogy ny fizotry ny fitokonana tsy hihinan-kanina nataony , ao amin 'ny blaogy iray izay noraràna any Tonizia .
(trg)="5.3"> Исто така и блогираа за нивните искуства во штрајкот со глад секој ден на блог кој беше цензуриран во Тунис .

(src)="7.1"> Vondrona Facebook iray sy blaogy iray no noforonina ho fanohanana an 'i Mohamed Soudani ao anatin 'izao ady sarotra lalovany izao .
(src)="7.2"> Nasser Weddady dia nandray anjara tamin 'ity lahatsoratra ity .
(trg)="6.1"> За поддршка на Мохамед Соудани и тешкотиите низ кои тој минува креирани се група на Facebook и блог .

# mg/2009_01_03_1472_.xml.gz
# mk/01_05_461_.xml.gz


(src)="1.1"> Gaza sy Sderot : Mila fiaingana vaovao isika rehefa vita ny ady
(trg)="1.1"> Газа и Сдерот : „ Ден после војната ќе ни треба нов почеток “

(src)="2.1"> Kilometatra vitsy monja ny mampisaraka ny tanànan 'i Gaza sy ny tanàna Isiraeliana ao Sderot .
(trg)="3.1"> Градот Газа и израелскиот град Сдерот се оддалечени само неколку километри .

(src)="2.2"> Herintaona izay , na dia sahirana tanteraka aza ny mponin 'i Gaza noho ny fahirano Isiraeliana , ary voatifitry ny balatafondro matetika avy any an-tehezantanin 'i Gaza aza i Sderot , dia nisy lehilahy roa avy amin 'ny andaniny sy ny ankilany tsirairay avy nanomboka namahana bolongana iray .
(trg)="3.2"> Пред една година , иако луѓето живееја во сурови услови под израелска блокада и Сдерот беше постојана цел на ракетни напади кои доаѓаа од појасот Газа , беше започнат еден блог од страна на двајца мажи , по еден во двете места .

(src)="2.3"> Hatramin 'izany fotoana izany no nifampizaran 'ny roa tonta izay niainany andavanandro sy ny fomba fijeriny mamndritra ny toe-draharaha ka tafiditra amin 'izany ny tamin 'ny herinandro lasa .
(trg)="3.3"> Оттогаш , тие го документираат своето искуство и ни ја даваат нивната перспектива на настаните , вклучувајќи ги оние од изминатата недела .

(src)="3.1"> Life must go in Gaza and Sderot dia bolongana iraisan 'i “ Peace Man ” ( Lehilahin 'ny Fandriampahalemana ) avy any Gaza sy “ Hope Man ” ( Lehilahin 'ny Fanantenana ) avy any Sderot .
(trg)="4.1"> Life must go in Gaza and Sderot ( Животот мора да продолжи во Газа и Сдерот ) е заеднички блог пишуван од “ Peace Man ( Човек за мир ) ” во Газа и “ Hope Man ( Човек со надеж ) ” во Сдерот .

(src)="3.2"> Nampifandraisin 'i Danny Gal , Miasa amina Fikambanana tsy miankina ( ONG ) iray misahana ny fiantraikan 'ny ady ao Azia Andrefana , izy mirahalahy ireto ka nanomboka namaham-bolongana hatramin 'ny Janoary 2008 :
(trg)="4.2"> Нив двајца ги запознал Дени Гал , кој работи за една НВО која е посветена на ефектите од конфликтите во Средниот Исток и тие блогираат од јануари 2008 година :

(src)="4.1"> Mihoatra ny 300 ny maty ary 200 no tsy hita popoka ary 160 eo ho eo ny maratra mafy nandritra ny roa andro nitifirana ny tehezan-tanin 'i Gaza .
(trg)="5.1"> Откако започна операцијата во појасот Газа , во два дена повеќе од 300 луѓе се убиени и 200 исчезнати и околу 160 се во критична состојба .

(src)="4.2"> Noravan 'Isiraely avokoa ny paositry ny polisy sy ny tranom-panjakana rehetra .
(trg)="5.2"> Израел ги уништи сите полициски станици и Владини центри .

(src)="4.3"> Polisy sy sivily ary zaza no maty nandritra ity fanafihana ity .
(trg)="5.3"> Полиција и цивили и деца кои убиени во оваа операција .

(src)="5.1"> Sarotra ny mitantara izay mitranga eto Gaza , voina mampihoron-koditra , fa tsy manaaka na sivily na miaramila na zaza ny voromby mpiady .
(trg)="6.1"> Многу е тешко да се опише што се случува во Газа , страшна катастрофа , каде авионите не прават разлика помеѓу цивили и војска и деца .

(src)="6.1"> Amin 'izao fotoana izao dia manodidina hiomana hanafika an 'i Gaza ny fiara mifono vy
(trg)="7.1"> Во овој момент има тенкови околу Газа кои се подготвуваат за инвазија на појасот Газа .

(src)="7.1"> Miangavy ny vondrona iraisam-pirenena aho hampitsahatra izay mitranga eto Gaza amin 'izao fotoana izao ary manantena aho fa hiverina indray ny fampitsaharana ny fifampitifirana ka haifika lavitra any ny herisetra
(trg)="8.1"> Јас ја молам меѓународната заедница да го сопре ова што се случува во Газа и се надевам на договор за прекинување на огнот и да се ослободиме од насилството

(src)="8.1"> Fa miantso herisetra mahery kokoa ny herisetra
(trg)="9.1"> Затоа што насилството ќе донесе уште повеќе насилство .

(src)="9.1"> Hilaza aminareo ny vaovao farany hatrany aho
(trg)="10.1"> Ќе се јавам повторно со повеќе информации за ситуацијата .

(src)="9.2"> Nampiseho ny fomba fijeriny i Hope Man :
(trg)="10.2"> Hope Man ни ја дава својата перспектива :

(src)="10.1"> Maro ny olona nandao an 'i Sderot ary tombanako fa latsaky ny 50 % n 'ny mponina ao aminy sisa no mijanona .
(trg)="11.1"> Многу луѓе го напуштија Сдерот и моја проценка е дека помалку од 50 % од луѓето се останати .