# hi/2014_01_25_947_.xml.gz
# mg/2014_01_19_57060_.xml.gz
(src)="1.1"> सउदी अरब ने फिलिस ् तिनी कवि को " नास ् तिकता और लम ् बे बालों " के कारण जेल में बंद किया
(trg)="1.1"> Nogadrain 'i Arabia Saodita Noho Ny " Tsy Finoana An 'Andriamanitra Sy Ny Volo Lava " Ilay Poeta Palestiniana
(src)="1.2"> फायध के समर ् थन में सउदी कलाकार अहमद माटेर ने इस तस ् वीर को ट ् वीटर पर साझा किया
(trg)="1.2"> Mpanakanto Saodiana Ahmed Mater nizara ity sary ity tao amin 'ny Twitter ho fanohanana an 'i Fayadh
(src)="2.1"> फिलस ् तीन के कवि अशरफ फयध नास ् तिकता फैलाने और लम ् बे बाल रखने के कारण सउदी जेल में हैं ।
(trg)="2.1"> Any am-ponjan 'i Saodia ilay mpanao tononkalo Palestiniana Ashraf Fayyad , izay voalaza fa nampiely ny tsy finoana an 'i Allah - sy nanalava volo .
(src)="2.3"> आरोप सिद ् ध नहीं होने पर उन ् हें छोड ़ देने के बाद फिर से 1 जनवरी 2014 को गिरफ ् तार कर लिया गया ।
(trg)="2.2"> Dimy volana izay no nisamborana ity poeta nihalehibe tao Arabia Saodita ity , raha nisy mpamaky iray nitory ary fa ahitana hevitra tsy finoana an 'i Allah ny tononkalony .
(src)="4.1"> अभी कवि किसी आरोप या आगामी मुकदमे के विवरण के बिना हीं जेल में है ।
(trg)="2.6"> Mbola any am-ponja tsy misy porofo ankehitriny ity poeta ity ary tsy misy vaovao momba izay fotoam-pitsarana azy manaraka .
(src)="4.3"> @ reem _ tayeb : अशरफ फयध स ् वयं घोषित धार ् मिक लोगों को परेशान करने और लम ् बे बाल रखने के दोषी हैं .
(trg)="2.8"> @ reem _ tayeb : Voampanga ho " nanohintohina ny maha-andriamanitra an 'Andriamanitra sy nanalava ny volony i Ashraf Fayyad .. rehefa mitsahana ireto fiampangana azy mampihomehy-mampalahelo ireto , dia afa-manomboka miresaka momba ny zo sy ny fahalalahana isika .
(src)="4.9"> @ WhiteTulip01 : क ् या आप सोचते हैं कि आपका विश ् वास उस समय वास ् तविक है जब आप यह सोचते हैं कि ईश ् वर को परेशान किया जा सकता है !
(trg)="2.9"> @ MohammdaLahamdl : Ny fisamborana an 'i Ashraf Fayadh no filazana fa nahatratra izay natrehan 'i Eoropa tamin 'ny vanim-potoanan 'ny ( aizina ) tsy fahalalana isika .
(src)="4.10"> @ MusabUK : अशरफ फयध को नास ् तिकता के लिए गिरफ ् तार किया गया है ।
(trg)="2.11"> @ MusabUK : Nogadraina noho ny tsy finoana an 'i Allah i Ashraf Fayadh .
(src)="4.11"> क ् या नास ् तिकता जुर ् म है ?
(trg)="2.12"> Vesatra ( azo henjehina ) ve ny tsy finoana an 'i Allah ?
(src)="4.12"> क ् या विश ् वास थोपा जाता है ?
(trg)="2.13"> Tsy maintsy hanànana ve ny finoana ?
(src)="4.13"> यह ऐसा है जैसे कि हम मान लें कि आरोप सत ् य है ।
(trg)="2.14"> Izany no lazaina raha ekentsika fa marina ny fiampangana .
(src)="4.15"> @ turkiaz : कवि और कलाकार अशरफ फयध को नास ् तिकता और लम ् बे बाल रखने के जुर ् म सहित 15 आरोपो में जेल में बंद कर दिया गया है ।
(trg)="2.16"> @ turkiaz : Nogadraina noho ireo fiampangana azy miisa 15 ilay poeta sady mpanakanto Achraf Fayyad , ka anisan 'ny fiampangana azy ny tsy finoana an 'i Allah sy ny volony lava .
(src)="4.16"> क ् यों ?
(trg)="2.17"> Nahoana ?
(src)="4.19"> कुछ पेशेवर होने से काम हो जाएगा ।
(trg)="2.20"> Mety hiandry ireo matihanina sasany ?
# hi/2014_02_03_955_.xml.gz
# mg/2014_02_07_57575_.xml.gz
(src)="2.2"> ऑनलाइन निगरानी और निजता के अधिकार के बारे में एक मूल कार ् टून बनाकर हम 11 फरवरी 2014 के दिन हम लड ़ ने के लिए लौटें ।
(trg)="2.1"> Ny The Web We Want no manasa ny mpanao sariitatra , mpamorona ary artista handray anjara amin 'ny The Day We Fight Back amin 'ny 11 Febroary 2014 amin 'ny fananganana sariitatra noforoninao momba ny fanaraha-maso an-tserasera sy ny zo hanana fiainana manokana .
(src)="3.1"> कार ् टून जमा करने की अंतिम तिथि 8 फरवरी है ।
(trg)="3.1"> Ny fara-fandraisana anjara dia amin 'ny 8 Febroary .
(src)="4.1"> इनाम :
(trg)="4.1"> Loka :
(src)="6.1"> प ् रथम स ् थान : USD $ 1000
(trg)="6.1"> Voalohany : USD $ 1000
(src)="7.1"> दूसरा स ् थान : USD $ 500
(trg)="7.1"> Faharoa : USD $ 500
(src)="8.1"> तीसरा स ् थान : USD $ 250
(trg)="8.1"> Fahatelo : USD $ 250
(src)="9.1"> नियम :
(trg)="9.1"> Fitsipika :
(src)="10.1"> 1 .
(trg)="15.1"> Fandraisana anjara :
(src)="11.2"> कार ् य जमा करने पर लेखक यह सहमति देता है कि कार ् य क ् रिएटिव कॉमनस ् 4 .
(trg)="11.2"> Amin 'ny fandefasana ny sangan 'asa ny mpanoratra ( mpamorona ) dia manaiky fa io asany io dia eo ambanin 'ny lisansa Creative Commons 4.0 Attribution Share Alike .
(src)="11.4"> एक लेखक द ् वारा अनेक कार ् टून जमा किए जा सकते हैं ।
(trg)="11.3"> Tsy voafetra ny isan 'ny sangan 'asa azon 'ny mpanoratra ampidirina .
(src)="12.1"> 3 .
(trg)="12.1"> 3 .
(src)="12.2"> कार ् य को लेखक आपना नाम या छद ् म नाम देगा ।
(trg)="12.2"> Hanome ny anarany na ny solon 'anarany ny mpanoratra ( mpamorona ) rehefa mampiditra ny asany .
(src)="13.1"> 4 .
(trg)="13.1"> 4 .
(src)="13.2"> विजेता का नाम 11 फरवरी 2014 को घोषित किया जाएगा ।
(trg)="13.2"> Hambara amin 'ny 11 Febroary 2014 ireo mpandresy .
(src)="13.3"> विजेता का चयन द वेब वी वांट की कार ् यकारी समिति द ् वारा किया जाएगा ।
(trg)="13.3"> Ny Komity Mpanatanteraky ny Web We Want no hifantina izay mandresy .
(src)="14.1"> 5 .
(trg)="14.1"> 5 .
(src)="14.2"> विजेता की घोषणा के 30 दिन के अंदर इनाम विजेता को हस ् तांतित कर दिया जाएगा ।
(trg)="14.2"> Ao anatin 'ny 30 andro aorian 'ny fanambarana no handefasana ny loka .
(src)="16.1"> 1 .
(trg)="15.1"> Fandraisana anjara :
(src)="16.6"> svg और .
(trg)="16.1"> 1 .
(src)="17.1"> 2 .
(trg)="17.1"> 2 .
(src)="17.2"> ट ् वीटर द ् वारा : अपना ट ् वीट हैसटैग # webwewant के साथ @ webwewant पर अपलोड करें ।
(trg)="17.2"> Amin 'ny alalan 'ny Twitter : Alefaso Tweet ny sarinao ao amin 'ny @ webwewant miaraka amin 'ny diezy # webwewant
(src)="18.1"> 3 .
(trg)="18.1"> 3 .
# hi/2014_02_11_963_.xml.gz
# mg/2014_02_12_57712_.xml.gz
(src)="1.1"> 11 फरवरीः इंटरनेट सामूहिक निगरानी के खिलाफ
(trg)="1.1"> 11 Febroary : Tsipahin 'ny Aterineto Ny Fanaraha-maso Faobe
(src)="1.3"> 0 )
(trg)="3.1"> Tsy isalasalana : Olana manerantany ny fanarahamaso faobe .
(src)="3.1"> इस बारे में कोई सवाल ही नहीं है : सरकार द ् वारा खुफिया सामूहिक निगरानी एक वैश ् विक समस ् या है ।
(trg)="4.1"> amin 'ny 11 febroary , nivondrona ny olo-tsotra , fikambanana avy amin 'ny fiarahamonim-pirenena ary ireo habaka an 'arivony mba hanohitra ny fanarahamaso faobe .
(src)="4.2"> कोई भी , कहीं भी भाग ले सकता है — चाहें आप सड ़ को पर जा रहें हैं या वेब पर ।
(trg)="4.2"> Afaka mandray anjara avokoa ny olona rehetra amin 'ny toerana rehetra - na eny an-dalambe izany na ao amin 'ny aterineto .
(src)="5.2"> ये वैश ् विक इंटरनेट के खुलेपन और स ् वतंत ् रता को नुकासान पहुँचाने के साथ लोकतांत ् रिक मूल ् यों के विरूद ् ध जाते हैं ।
(trg)="5.3"> Namoaka ny fisian 'ireo laminasam-pitsikilovana am-polony ny tahirin-kevitra navoakan 'i Edward Snowden tamin 'ny volana jiona teo ka niteraka onjam-pahatairana teo amin 'izao tontolo izao .
(src)="5.3"> एडवर ् ड स ् नोडेन द ् वारा पिछले जून में चुपके से सार ् वजिक किए गए दस ् तावेज ़ ो ने विस ् तृत खुफिया निगरानी कार ् यक ् रमों के बारे में खुलासा कर विश ् व में शोक की लहर दौड ़ ा दी ।
(trg)="5.4"> Saingy raha nampivandravandra ny sasany tamin 'ireo fanitsakitsahana goavana indrindra nataon 'ny governemantan 'i Etazonia amin 'ny zo hanana fiainana manokana ny ampamaokan 'i Snowden , dia nitondra hery vaovao ihany koa hiadian-kevitra momba ny fanarahamaso sy ny fanohintohinana ny fiainana manokana mitranga manerantany , tahaka izay voalaza etsy ambony .
(src)="6.1"> शामिल होना चाहते हैं ?
(trg)="6.1"> Te hirotsaka an-tsehatra ?
(src)="6.2"> इसके लिए यहाँ कुछ तरीके हैं :
(trg)="6.2"> Ity ny fomba fandraisana anjara :
(src)="8.1"> पूरे विश ् व के समूह विरोध प ् रदर ् शन कर रहें हैं , कम ् पयूटर पर विरोध में शामिल हो रहे हैं और ऑनलाइन विरोध को आगे बढ ़ ा रहे हैं ।
(trg)="8.1"> Mikarakara fihetsiketseha , manatontosa " hackathon " , ary manao fanentanana antserasera ireo vondrona ao amin 'ny firenena maneranta izao tontolo izao .
(src)="8.2"> देखें , आपके आसपास क ् या हो रहा है :
(trg)="8.2"> Fantaro ary izay mitranga ao akaikinao :
(src)="11.1"> यूनाईटेड किंगडम • अमेरिका
(trg)="11.1"> Royaume-Unis • Etazonia
(src)="12.1"> अपना देश यहाँ नहीं देख रहें है ?
(trg)="12.1"> Tsy hitanao ao ny firenenao ?
(src)="12.2"> यहाँ की सामग ् री का प ् रयोग करें या हमारे सहयोगी साईट का प ् रयोग अपना अभियान शुरू करने के लिए करें !
(trg)="12.2"> Ampiasao ny fitaovana ato sy ao amin 'ny habaky ny mpiara-miasa mba hampidirana ny hetsika manokana ataonareo !
(src)="13.1"> आपना समर ् थन दिखाएं
(trg)="13.1"> ASEHOY NY FANOHANANAO
(src)="14.1"> 11 फरवरी के अभियान के साथ एकजुटता दिखाएं !
(trg)="14.1"> Manehoa firaisankina miaraka amin 'ny hetsika 11 febroary !
(src)="14.2"> अपनी वेबसाइट पर एक बैनर लगाएं ।
(trg)="14.2"> Mandefasa sary famantarana ao amin 'ny habakao .
(src)="14.3"> संदेश साझा करें — या एक एकदम ठंडा कार ् टून ( जैसा यहाँ दिख रहा है ) — सामाजिक मीडिया पर लगाएँ ।
(trg)="14.3"> Zarao ao amin 'ny fampahalalam-baovaon 'ny fiarahamonina ny hafatra – na ny sariitatra mampihomehy mahafinaritra ( tahaka ny hita ato amin 'ny lahatsoratra ) .
(src)="22.1"> Русский • Español • Hrvatski • Македонски • Shqip • Polski • Čeština • Svenska • Nederlands
(trg)="23.1"> Русский • Espaniola • Hrvatski • Македонски • Shqip • Polski • Čeština • Svenska • Holandy
(src)="23.1"> Français • हिन ् दी • العربية • Italiano • Ελληνικά • Română • Slovenčina • Eesti • Slovenščina • Dansk
(trg)="24.1"> Frantsay • Anglisy • हिन ् दी • العربية • Italiana • Ελληνικά • Română • Slovenčina • Eesti • Slovenščina • Dansk
(src)="24.1"> Magyar • Suomi • Deutsch • فارسی • Български • Latviešu • Lietuvių • Português • Quechua
(trg)="25.1"> Magyar • Suomi • Alemàna • فارسی • Български • Latviešu • Lietuvių • Portiogey • Quechua
(src)="25.1"> 繁體中文 • Tiếng Việt • 한국어 • Українська • ภาษาไทย • اردو
(trg)="26.1"> 繁體中文 • Tiếng Việt • 한국어 • Українська • ภาษาไทย • اردو
(src)="26.1"> बैनर या बिल ् ला के साथ सिद ् धांतों के लिए अपना समर ् थन दिखाएं ।
(trg)="27.1"> Asehoy ny fanohananao ireo fitsipika ireo amin 'ny alalan 'ny sary famantarana na marika kely famantarana .
# hi/2014_08_04_1010_.xml.gz
# mg/2014_08_04_62657_.xml.gz
(src)="1.2"> Wild elephant destroys residential houses in Dimapur .
(trg)="1.2"> Elefanta mpirenireny manimba ny tranon 'ireo mponina ao Dimapur .
(src)="1.3"> Image by Caisii Mao .
(trg)="1.3"> Sary avy amin 'i Caisii Mao .
(src)="1.4"> Copyright Demotix ( 21 / 6 / 2012 )
(trg)="1.4"> Zon 'ny mpamorona Demotix ( 21 / 6 / 2012 )
(src)="2.1"> हर साल भारत में जंगली हाथियों के हमले के कारण लोग मारे जाते हैं , क ् योंकि हाथियों के रहने की जगहें लगातार कम हो रही हैं ।
(trg)="2.1"> Olona an-jatony vitsivitsy no mamoy ny ainy isan-taona ao India noho ny fanafihan 'ireo elefanta mpirenireny satria atosika ao amina toerana kely kokoa ireo biby mba honina ao .
(src)="3.3"> वालपाराई में एक छोटी सी टीम दिन में हाथियों की जगह के बारे में जानकारी इकट ् ठी कर स ् थानीय टीवी चैनल को देती है ।
(trg)="3.2"> Manaramaso ireo elefanta mandritra ny andro ny ekipa vitsivitsy ary manome vaovao momba ireo toerana alehan 'ny elefanta ao amin 'ny fantsona fahitalavitra ao amin 'ny faritra .
(src)="4.5"> प ् रतिष ् ठान ने 22 जगहों पर हाथियों से बचाव के लिए लाल एलईडी लाइट लगाई है ।
(trg)="4.3"> Nametraka fitaovana ( haingo ) ao amin 'ireo toerana 22 izay misy jiro mena LED mitaratra ihany koa izy ireo mba hanakanana ireo elefanta .
(src)="4.6"> जैसे ही एक विशेष नंबर पर मिस कॉल दिया जाता है , लाइटें ऑन हो जाती हैं ।
(trg)="4.4"> Mila mandefa antso tsy raisina ( appel manqué ) fotsiny ny olona iray mba handefasana ity famantarana ara-maso ( hazavana ) ity .
(src)="5.1"> ब ् लॉगर डेपोंटी कहते हैं :
(trg)="5.1"> Bilaogera Deponti nanamarika hoe :
# hi/2014_09_03_1117_.xml.gz
# mg/2014_09_03_63706_.xml.gz
(src)="1.1"> संघर ् ष और दुखांत से परे फलीस ् तीन की जिंदगी दिखाती तस ् वीरें
(trg)="1.1"> Sary Maromaro Mampiseho Ny Fiainana Ankoatra Ny Ady Sy Ny Voina Ao Palestina
(src)="3.2"> इस प ् रोजेक ् ट की जागरूकता बढ ़ ाने की क ् षमता नजरअंदाज नहीं हुई , हाल ही में होनी पर एक तस ् वीर के साथ टिप ् पणी थी : " मैं इन पोस ् ट का हर रोज इंतजार करता हूँ ।
(trg)="3.2"> Tsy tsikaritra avy hatrany ny fitombon 'ny fanentanana ataon 'ny tetikasa , araka ny nolazain 'ilay mpaneho hevitra iray tao amin 'ny sarin 'ny HONY vao haingana : " Miandry fatratra izay sary mivoaka isan 'andro aho amin 'izao fotoana izao .
(src)="3.4"> " इस टिप ् पणी को 7,००० लोगों ने पसंद किया ।
(trg)="3.3"> Manavao indray ny fitokisako amin 'ny mahaolombelona izy ireo " Nahazo tiako maherin 'ny 7.000 izany fanehoa-kevitra izany .
(src)="4.2"> यही " ह ् यूमन ् स ऑफ पैलेस ् टाइन " कर भी रहे हैं ।
(trg)="4.2"> Ary izany indrindra no kinasan 'ny " Olombelon 'i Palestina " .
(src)="4.4"> ह ् यूमन ् स ऑफ पैलेस ् टाइन फलीस ् तीनी लोगों के रोजमर ् रा और उनके सपनों को दिखाने के लिए किया गया ।
(trg)="4.4"> Natsangana ny Olombelon 'i Palestina hitarafana ireo nofinofin 'ny vahoaka Palestiniana sy ny fiainana andavanandron 'izy ireo .
(src)="4.8"> इसका नाम मासेन है ।
(trg)="4.7"> Mazen no anarany .
(src)="4.12"> " ( लिंक )
(trg)="8.9"> Manaja anareo " ( rohy )
(src)="6.2"> जाफर ने बताया :
(trg)="6.2"> Mamaly i Jafar :
(src)="6.4"> हमने अपनी बातचीत सकारात ् मक विचार के साथ समाप ् त की :
(trg)="6.4"> Namarana ny resadresakay ao anatin 'ny fijerena lafitsaran-javatra izahay :
(src)="6.5"> हमें लगता है कि हम बदलाव ला रहे हैं ।
(trg)="6.5"> Mieritreritra izahay fa eo ampanatanterahana zavatra hafa .
(src)="6.7"> यहां आप देख सकते हैं पेज पर साझा की गई कुछ तस ् वीरें :
(trg)="6.7"> Indreto ary sombintsombin 'ny sary zaraina ao amin 'ny pejy :
(src)="7.5"> वह इसके बारे में रिपोर ् ट बना रही हैं ।
(trg)="8.2"> Raha mieritreritra ireo olona ireo aho , tsy mihevitra azy ireo ho ' maty ' .
(src)="7.6"> " ( लिंक )
(trg)="8.3"> Ka inona aloha ny fahafatesana ?
(src)="8.3"> जब मैं उन लोगों के बारे में सोचती हूँ तो ऐसा नहीं सोचती कि वह मर गए हैं ।
(trg)="8.6"> Olona manana fahatsiarovana , fianakaviana , nofinofy iombonana izy ireo - ary noesorina tsotra izao tamin 'izy ireo fotsiny ireny rehetra ireny .
(src)="8.4"> मृत ् यु आखिरकार है क ् या ?
(trg)="8.7"> Manala ny fiarova-tenako ilay hevitra .
(src)="8.6"> जब मैं शहीद लोगों के बारे में सोचती हूँ तो उन ् हें सिर ् फ आंकड ़ ा नहीं मानती ।
(trg)="8.8"> Hoan 'ireo izay nanolotra tamin-kafanam-po ny ainy , hoan 'ireo izay noesorina taminy tamin-kerisetra ny nofinofiny , tsy afa-mamerina ny fanahinareo madio ny ranomason 'izao tontolo izao .
(src)="8.11"> " ( लिंक )
(trg)="8.9"> Manaja anareo " ( rohy )
(src)="9.1"> - आप खुद के बारे में क ् या बताएंगी ?
(trg)="9.1"> - Ahoana no ilazalazanao momba ny tenanao ? - Tsy mpanafikafina aho na mangatakataka araka ny heverin 'ny ankamaroan 'ny olona ( rohy )