# ca/2010_04_sudafrica-la-dona-que-va-passar-7-mesos-en-una-cel_c2_b7la-masculina_.xml.gz
# mg/2010_04_01_5544_.xml.gz


(src)="1.1"> Sud-àfrica : la dona que va passar set mesos en una cel · la masculina
(trg)="1.1"> Afrika Atsimo : Ilay vehivavy nandany 7 volana tany amin 'ny fonja natao ho an 'ny lehilahy

(src)="1.2"> Abans de ser absolta per intent de robatori i segrest a Sud-àfrica , Denise Abbah havia estat empresonada en una cel · la masculina durant set mesos mentre esperava el judici .
(trg)="2.1"> Talohan 'ny namotsorana azy noho ny fikasàna hangalatra sy hàka an-keriny tany Afrika Atsimo , notànana tamina fonjan-dehilahy nandritry ny fito volana i Denise Abbah mandra-piandry ny fitsarana azy .

(src)="1.3"> Els oficials de la presó l ' havien confós amb un transvestit .
(trg)="2.2"> Noheverin 'ireo mpandraharaha ny fonja ho irony sarimbavy irony izy .

(src)="1.4"> Abbah busca ara justícia i demana 100.000 rands ( més de 9.500 euros ) al Departament de Serveis Correccionals per danys i perjudicis .
(trg)="6.1"> Ao anatin 'ireo antontan-taratasy napetraka ao amin 'ny Lapam-pitsarana ao Durban , nangataka onitra mitentina R100 000 izy , nefa sady mbola mitady toro-hevitra ny amin 'ny fomba hanondrotana ny fitakiany ihany koa izy .

(src)="2.1"> D ' acord amb IOL , sis anys després del seu alliberament la Denise Abbah està preparada per lluitar contra el departament per la terrible experiència per la qual va passar .
(trg)="7.1"> Nanomboka tamin 'ny Septambra 2002 ny fampijaliana an 'i Abbah rehefa nalefa tany am-ponja hiandry ny fotoam-pitsarana noho ny fanafihana mitam-piadiana , fikasana hamono olona sy haka an-keriny - nafahana tamin 'izany fiampangana rehetra izany izy tato aoriana .

(src)="2.2"> La Denise és mare de cinc fills :
(trg)="15.2"> Anaty tontolo toy inona no ho ekena ireo zavatra etsy ambony ireo ?

# ca/2010_04_polonia-requiem-per-al-dissabte-negre_.xml.gz
# mg/2010_04_17_5696_.xml.gz


(src)="1.1"> Polònia : rèquiem del Dissabte Negre
(trg)="1.1"> Polonina : 10 aprily 2010 Sabotsy mainty , Andro fisaonana

(src)="2.1"> Espelmes a Varsòvia , fotografia de Maria Seidel
(trg)="2.1"> Labozia tany Varsovie , sary nalain ’ i Maria Seidel

(src)="3.1"> Encara no havien passat les primeres 24 hores des de la tragèdia de la nació polonesa , i les xarxes socials ja presentaven diverses reaccions als fets ocorreguts aquell matí , quan Polònia perdé el seu president i 95 personalitats públiques del país .
(trg)="3.1"> Satria isika mbola mamakivaky tanteraka ao anatin ’ ny 24 ora voalohany amin 'ny fangirifirian ’ ny firenena Poloney , maneho hevitra mikasika ny zava-nitranga io maraina io ireo fampahalalam-baovao ara-sosialy isan-karazany , raha namoy ny Filoham-pireneny sy olo-manan-kaja hafa miisa 95 i Polona .

(src)="4.1"> A Facebook , molta gent s ’ ha anat unint als nous grups que s ’ han creat :
(trg)="4.1"> Ao amin 'ny Facebook , maro ireo olona no nirohotra anatin 'ireo vondrona vao noforonina :

(src)="5.1"> Per als polonesos que avui han mort prop d ’ Smoleńsk .
(trg)="6.1"> ho an 'ireo Poloney maty tany akaikin 'i Smoleńsk androany .

(src)="6.1"> Tots units en la tragèdia
(src)="7.1"> Descansin en pau .
(src)="7.2"> Dissabte Negre 10.04.2010
(trg)="7.1"> Iray isika ao anatin 'ny voina manjo 10.04.2010 , Sabotsy mainty ho fialantsasatry ny fanahin 'izy ireo

(src)="8.1"> Alguns encara lluiten per acceptar els fets :
(trg)="7.2"> Maro no mbola mitolona amin 'ny fanekena ny zava-mitranga :

(src)="10.2"> Molts destaquen la trista ironia que envolta l ’ accident :
(trg)="11.1"> Be ny mampivoitra ny rabiraby ratsy momba ity loza ity :

(src)="11.1"> Molts es desplacen per retre tribut a les víctimes de Katyń i es converteixen en víctimes ells mateixos ...
(trg)="12.1"> Nisidina mba hanatrika ny fahatsiarovana ireo maty tao Katyń ry zareo kanefa dia namoy ny ainy ihany koa …

(src)="12.1"> Davant el Palau Presidencial , Varsòvia , fotografia de Maria Seidel
(trg)="12.2"> Nanoloana ny Lapan 'ny Filoham-pirenena , Warsaw , sary avy amin 'i Maria Seidel

(src)="14.1"> La pàgina de la xarxa social Nasza-Klasa també compta amb moltes entrades expressant el condol a les famílies , la tristesa de tota una nació i una nova visió d ’ unitat per a tot el país al voltant de la figura del president :
(trg)="13.1"> Ilay vohikala ara-tsosialy ‘ Nasza-Klasa ' koa dia namoaka lahatsoratra maro maneho ny fiaraha-miory amin ’ ny fianakaviana , ny alahelo ny tanindrazana sy ny fomba fijery vaovao ny firaisankina manodidina ny maha-filoha ny filoha ho an ’ ny firenena manontolo :

(src)="15.1"> Mentre vivia , alguns li donaven suport i alguns altres s ’ hi oposaven .
(trg)="14.1"> Fony fahavelony dia nanohana azy ny sasany , ny hafa nanohitra azy .

(src)="15.2"> La tragèdia ha fet que tothom li doni suport !
(trg)="14.2"> Ny voina kosa dia namerina ny rehetra hitodika aminy indray !

(src)="15.3"> És trist que només ara se ’ l consideri el president , perquè tots solíem fer-li befa quan vivia ...
(trg)="14.3"> Mampalahelo raha amin 'izao fotoana vao nofinidy ho filoha izy nefa fahavelony dia fahazarantsika ny miresaka n y momba azy amin 'izao vosibosi-dratsy rehetra izao … ankihitriny dia alahelo sy tomany no sisa satria lasa ny Filohantsika sy ireo olona maro niaraka taminy koa .

(src)="15.4"> En aquests moments només hi ha tristesa i pena perquè el nostre president i molts altres han marxat .
(src)="15.5"> És trist i depriment que només ara sigui valorat .
(src)="15.6"> Molt ànim a les seves famílies i a les persones més properes !
(trg)="14.4"> Mampalahelo sy mankarary saina ny hoe amin 'izao fotoana izy vao nanehoam-pitiavana ( * ) Miombon 'alahelo tanteraka amin 'ny fianakviany sy ireo rehetra izay tena tohiny anaty amin 'izy ity ! ! ! !

(src)="16.1"> Una noia escolta a Varsòvia , fotografia de Maria Seidel
(trg)="14.5"> A ankizivavy kely skoto ao Varsovie , sary avy amin 'i Maria Seidel

(src)="17.1"> Mentre s ’ esperen declaracions oficials , als fòrums i als comentaris dels articles de notícies , la gent comença a debatre les raons reals que s ’ amaguen rere l ’ accident .
(trg)="15.1"> Mandram-piandry ny fanambaràna ofisialy , tany anatin 'ireo forums sy fanamarihana maro tan-gazety , nanomboka niresaka izay mety ho antony niteraka ny loza ny olona .

(src)="17.2"> Roled enumera les més òbvies : 1 .
(trg)="15.2"> Roled dia mitanisa ny sasantsasany izay mivoitra kokoa :
(trg)="16.1"> 1 .

(src)="17.3"> Voles amb aparells antics , que fins i tot els pilots temem conduir .
(trg)="16.2"> Misidina anaty fakon-javatra efa antitra be ianao , izay na ireo mpanamory aza efa sahirana mikirakira azy .

(src)="18.1"> 2 .
(trg)="17.1"> 2 .

(src)="18.2"> Voles amb aparells antics en condicions meteorològiques difícils , amb molt poca visibilitat .
(trg)="17.2"> Misidina anaty fakon-javatra efa antitra be ianao ary amin 'ny toetr 'andro ratsy , tsy ahità-mitsinjo .

(src)="19.1"> 3 .
(trg)="18.1"> 3 .

(src)="19.2"> Decideixes aterrar l ' aparell en un aeroport que no està disponible per les condicions meteorològiques .
(trg)="18.2"> Dia manapa-kevitra ianao fa hametraka io fakon-javatra antitra be io amina seranana iray izay tsy natao velively ho amin 'ny toetr 'andro ratsy toy izany .

(src)="20.1"> 4 .
(trg)="19.1"> 4 .

(src)="20.2"> Amb tu viatgen més de 80 persones , bàsicament les més importants .
(trg)="19.2"> Olona 80 mahery no miaraka aminao , ary olona manana ny maha-izy azy daholo .

(src)="21.1"> 5 .
(trg)="20.1"> 5 .

(src)="21.2"> Ja se sap que certes persones tenen un llarg historial a l ’ hora de forçar els pilots a ser “ menys porucs ” .
(trg)="20.2"> Zavatra efa iarahan 'ny rehetra mahalala fa misy olona efa manana tantara amin 'ny fanerena ny mpanamory tsy “ saro-tahotra ”

(src)="22.1"> Els resultats , si un hi pensa fredament , encara els han de veure .
(trg)="21.1"> Vokany , ho an 'izay mahay mandinika tsara , dia izao iaraha-mahita izao .

(src)="23.1"> Wujek _ extrema especula :
(trg)="21.2"> Wujek _ extrema dia mieritreritra fa :

(src)="24.1"> Malauradament crec que es va pressionar els pilots .
(trg)="21.3"> Indrisy , tena resy lahatra aho fa tena navesatra ny tsindry nahazo ireo mpanamory .

(src)="24.2"> Gairebé puc escoltar algú dient : “ No deixarem que els russos ens diguin què hem de fer ” ; especialment en direcció a Katyń .
(trg)="21.4"> Toy ny henoko mihitsy aza ny iray amin-dry zareo manao hoe : “ Tsy avelantsika ho ny Rosiana mihitsy no hiteny amintsika izay tokony hataontsika ” - indrindra indrindra fa eny an-dàlana ho any Katyń .

(src)="24.3"> Serem la riota internacional quan això sigui oficial .
(trg)="21.6"> nych mametraka ny mety ho fandraisan 'anjaran 'ny Filoha :

(src)="25.1"> nych fa referència a la possibilitat de la intervenció del president : Si els russos els aconsellaven no aterrar , estic segur que Kaczor personalment va decidir el contrari , no podia arribar tard .
(trg)="21.7"> Raha niteny tamin-dry zareo ny Rosiana ny amin 'ny tsy tokony mbola hipetrahana , tena azoko antoka fa nandray fanapahan-kevitra mifanohitra amin 'izay i Kaczor , tsy mety aminy ny ho tara amin 'ny fotoam-pankalazana .

(src)="26.1"> xyz assenyala les raons darrere decisions com aquesta : Hi havia generals i pilots experimentats a bord .
(trg)="21.8"> Navoitran 'i xyz ny antony mavesatra ao ambadiky ny fandraisana fanapahan-kevitra toy io :

(src)="26.2"> Havien de ser conscients dels riscos d ’ aterrar aquest tipus d ’ aparell en aquelles condicions .
(trg)="21.10"> Tsy maintsy ho nahazo an-tsaina ny loza mitatao amin 'ny fametrahana ny karazana fiamanidina toy itony amin 'ny andro ratsy toy izao ry zareo .

(src)="26.3"> Potser s ’ ha donat el cas que un grup discutia si canviar d ’ aeroport amb un retràs que significaria no participar en els actes que tenien previstos .
(src)="26.4"> Potser han estat massa ambiciosos .
(trg)="21.11"> Mety ho toy izany koa ireo olona maro naka hevitra ny mba hiovana seranam-piaramanidina sy mba hanisahana / na tsy hahatanteraka ny fotoam-pankalazana ary angamba afahoatra loatra ny fahasahian 'izy ireo - tsy misy hahalala velively ny marina isika .

(src)="26.5"> Mai no ho sabrem .
(trg)="21.12"> pfg dia manontany ny momba ny teo-tsaina tsy tompon 'andraikitra nandefa manampahefana maro ho anaty fiaramanidina tokana toy izao :

(src)="27.1"> pfg qüestiona la irresponsabilitat que suposa tenir tants oficials viatjant en el mateix avió : Entenc que el president viatgés amb diputats , ministres , el general Gągor i més oficials ... , però que tots els caps majors de l ’ exèrcit viatgin en un mateix avió és increïble .
(trg)="21.13"> Azo sainina ihany ny hoe niaraka fiaramanidina ny Filoha , ny Praiminisitra , ary ireo minisitrany , ny jeneraly Gągor sy ireo manampahefana sasany .
(trg)="21.14"> Saingy ny lohandohan 'ny tafika rehetra ho anaty fiaramanidina tokana - tena tsy azo inoana .

(src)="28.1"> Mentre esperem respostes a aquestes preguntes , els ususaris de Wykop se centren en el fet que el món comença a saber la veritat sobre la massacre de Katyń .
(trg)="21.15"> Raha mbola teo ampioandrasana valiny tamin 'ireny fanontaniana irny isika , ireo mpikirakira ny Wykop dia nifantoka tamin 'ny hoe izao tontolo izao dia mianatra ny zava-marina momba ny vonomoka tao Katyń .

(src)="28.2"> Hemus escriu : @ JamesikR A pesar de la tragèdia i d ’ aquesta situació , tens raó .
(trg)="21.16"> Manoratra i Hemus :
(trg)="21.17"> @ JamesikR Na eo aza ny loza amin 'ny endriny rehetra , marina ny anareo .

(src)="28.3"> Fins i tot jo tinc sentiments barrejats , crec que potser la tragèdia d ’ avui farà obrir els ulls a Occident i no haurem de tornar a sentir noves declaracions sobre els “ camps de concentració polonesos ” .
(trg)="21.18"> Na dia mizarazara be aza ny fahatsapako izao , heveriko fa ny loza nitranga androany dia hanokatra ny mason 'ny Tandrefana ary tsy handre itsony isika amin 'ireo fanambarana amin 'ny hoavy momba ny “ Camps de concentration tany Polona . ”

(src)="28.4"> Però la mort d ’ unes dotzenes de persones no amagarà la mort de milers .
(trg)="21.19"> Ny fahafatesan 'ireto olona ampolony ireto dia tsy hanamaloka akory ny fahafatesan 'ireo an 'arivony maro .

(src)="29.1"> Mczarny segueix la línia dels comentaris que defensen que el trànsit generat en els principals motors de cerca es deu a la curiositat que ha suscitat l ’ accident : Gràcies a Déu que existeix la curiositat humana !
(trg)="21.20"> Mczarny dia manohy amin 'ny filazana ao amin 'ny faritra natokana hametrahana fanamarihana avy amin 'ny mpikirakira izay manambara fa ny fidanganan 'ny tahan 'ny fikarohana any amin 'ireo lohamilina dia nateraky ny kizin 'ny olona momba ilay loza fotsiny ihany :
(trg)="21.21"> Isaorana Andriamanitra amin 'ny kirin 'ny olombelona .

(src)="29.2"> I encara diré més : la tragèdia d ’ avui no acabarà en un pou sense fons , mostrarà per què lluitaven els altres , la memòria .
(trg)="21.22"> Alefako lavidavitra kokoa aza hoe ny loza androany dia tsy ho very momoka sy hampiseho ny anton 'adin 'ny sasany - ny tadidy .

(src)="29.3"> Malauradament , ells són qui ha pagat el preu més alt .
(trg)="21.23"> Indrisy , ry zareo no nandoa ny vidiny lafo indrindra .

(src)="30.1"> Zexon comenta la nota positiva , diu que la tragèdia pot portar a millorar les relacions entre Polònia i Rússia :
(trg)="21.24"> Zexon dia mitondra fanamarihana anaty hafatra miabo iray , ilazany fa mitarika ho amina fifandraisana tsaratsara kokoa eo amin 'ny Polona sy Rosia iny :

(src)="31.1"> I potser milloraran les relacions entre Polònia i Rússia .
(trg)="21.25"> Ary dia hisy angamba ny fihatsaran 'ny fifandraisana Poloney-Rosiana .

(src)="32.1"> Totes les banderes a mig pal , fotografia de Maria Seidel
(trg)="21.26"> Midina amin 'ny antsasany ( misaona ) daholo ny sainam-pirenena , sary avy amin 'i Maria Seidel

(src)="33.1"> La pàgina de blogs blox.pl , en resposta l ’ augment de la quantitat de reaccions dels blogs , ha demanat als seus lectors que posin les entrades en la secció de comentaris .
(trg)="22.1"> Ny blox.pl , sehatra mpampiantrano blaogy , ho setrin 'ny fihazakazaky ny fanehoan-kevitra avy amin 'ireo blaogy maro , dia nangataka an 'ireo mpamaky mba hampivondrona ny lahatsoratr 'izy ireo ao anatin 'ny faritra fametrahana fanamarihana .

(src)="33.2"> Els blocaires , com ara Grzegorz Ajdukiewicz , comparteixen com han viscut aquest dia i les seves fotografies : This tragical event totally ruined my day .
(trg)="22.2"> Mpitoraka blaogy maro , toa an 'i Grzegorz Ajdukiewicz , dia mizara ny fitantaran-dry zareo momba ilay andro , arahan-tsary :

(src)="33.3"> I started going to an event in the series called Photo Day ( already edition # 8.0 ) .
(trg)="22.4"> Natomboko tamin 'ny fanhdehanana nanatrika ny hetsika Photo Day ( efa ny andiany faha-8 ) izy ity .

(src)="33.4"> In the area of closed for refurbishment Central Station dozens of reporters gathered .
(trg)="22.5"> Tao anatin 'ny faritra voahidy nopho ny asa fanavaozana ny Central Station no nifamory ireo mpanao gazety amplony teo ho eo .

(src)="33.5"> One of them marched next to me talking on the phone .
(trg)="22.6"> Teo anilako no namindra no sady miantsy an-telefôna ny iray tamin-dry zareo .

(src)="33.6"> I heard “ President , ” “ all died ? ” etc .
(trg)="22.7"> Henoko ny hoe “ Filoha , ” “ maty daholo ? ” sns .

(src)="33.7"> I thought it was a joke ( saying something in the crowd to start a gossip ) .
(trg)="22.8"> Noheveriko ho sangy ratsy ilay izy ( milaza zavatra eny anivon 'ny maro mba hanapariahana tsaho ) .

(src)="33.8"> I walked out of the stinky underground passage and walked into the almost closed down bar , where to my surprise they still had a TV LCD .
(trg)="22.9"> Nandeha nivoaka ilay faritra masiso fandehanana ambanin 'ny tany aho ary niditra tamina toeram-pisotroana iray an-dàlam-pikatonana , izay tena nahazendana ahy tokoa fa nanana TV LCD iray ry zareo .

(src)="33.9"> It was on , a few people stared at it with open mouths .
(trg)="22.10"> Nandeha ilay izy , olona vitsivitsy no mijery any sy mitanatana vava .

(src)="33.10"> It was 9 : 56 AM .
(trg)="22.11"> Tamin 'ny 9 : 56 maraina .

(src)="33.11"> Everything became apparent .
(trg)="22.12"> Miha-mazava ny zavatra rehetra .

(src)="33.12"> It was not a joke !
(trg)="22.13"> Tsy vazivazy ity !

(src)="33.13"> Sadly !
(trg)="22.14"> Indrisy !

(src)="34.1"> Altres , com ara yesss , fan entrades molt curtes : És una llàstima per les persones , estic molt trista ; sense fer cas de colors ni d ' opinions .
(trg)="22.15"> Ny hafa , toa an 'i yesss , dia namela ny lahatrorany ho faran 'izay fohy :
(trg)="22.16"> Miantrà an 'ireo olona ireo , ho an 'ireo olona ireo ny fitserako .

(src)="34.2"> Estic terriblement trista .
(trg)="22.17"> Tsy ijerena loko na firehana .

(src)="35.1"> Bronisław Komorowski , que ha intervingut per liderar el país fins a les properes eleccions , ha tranquil · litzat els polonesos en el seu discurs oficial : Avui , estem units sota la llum d ’ aquest drama nacional .
(trg)="22.19"> Bronisław Komorowski , izay napetraka hitondra vonjimaika ny firenena mandra-pisin 'ny fifidianana manaraka , nandritra ny kabary ofisialiny dia nankahery ireo Poloney noho ny alahelon-dry zareo tamin 'ity andro ity :
(trg)="22.20"> Androany , ao anatin 'ny taratry ny loza nihatra tamin 'ny firenentsika , miray hina isika .

(src)="35.2"> Avui no queda ni dreta ni esquerra .
(trg)="22.21"> Androany tsy misy elatra havia , na elatra havanana .

(src)="35.3"> La divisió de creences o opinions no té cap importància .
(trg)="22.22"> Tsy misy dikany ny tsy fitsitokotokoana ara-kevitra sy finoana .

(src)="35.4"> Avui estem units davant d ’ aquest drama enorme ; ha mort molta gent .
(trg)="22.23"> Androany tokana isika , mijoro manolona any loza lehibe mihatra , eo imason 'ny fahafatesan 'ireo olona maro .

(src)="35.5"> Ens unim al dolor de les famílies de les víctimes i en el patiment de la nostra Pàtria , desconsolada per aquestes morts .
(trg)="22.24"> Miombona amin 'ny alahelon 'ny fianakavian 'ireo namoy ny ainy isika ary amin 'ny ahiahin 'ny Tanindrazana nilaozan 'izy ireo .

(src)="36.1"> Un agraïment especial a Maria Seidel per enviar-nos les fotografies des de Varsòvia .
(trg)="22.25"> Fisaorana manokana ho an 'i Maria Seidel noho ny tolotra sary avy any Varsovie .

# ca/2010_04_demografia-dels-autors-de-global-voices-el-2010_.xml.gz
# mg/2010_04_27_5841_.xml.gz


(src)="1.1"> Demografia dels autors de Global Voices el 2010
(trg)="1.1"> Antotan 'isan 'ireo mpanoratra mandrafitra ny Global Voices 2010

(src)="1.2"> Qui són els autors de Global Voices , quin és el seu origen i què pensen sobre el futur de Global Voices , el periodisme i els mitjans ciutadans ?
(trg)="1.2"> Iza ireo mpanoratra amin 'ny Global Voices ireo , manao ahoana ny taizany ( fiaviany ) , ary manao ahoana ny eritreriny momba ny ho avin 'ny Global Voices , ny fanaovan-gazety ary ny fifampitam-baovaon 'olo-tsotra ?

(src)="1.3"> En una sèrie d ' articles , compartim els resultats de l ' Enquesta d ' Autors de Global Voices del 2010 .
(trg)="1.3"> Ao anatina andian-dahatsoratra no hizaranay ny valiny avy amin 'ny fanisana natao tamin 'ny mpanoratry ny Global Voices Author tamin 'ity taona 2010 ity .

(src)="1.4"> Cent setze autors han contestat l ' enquesta anònima durant l ' abril .
(trg)="1.4"> Mpanoratra 116 no namaly tamina taratasim-panisana tamin 'ity volana Aprily ity .

(src)="1.5"> El 87 % dels participants es van identificar com a autors ( com a mínim un article aquests últims tres mesos ) , i el 13 % restant va indicar que actualment estava inactiu .
(trg)="1.5"> 87 % tamin 'ireo namaly no nnondro ny tenany ho Mpnoratra mavitrika ( farafahakeliny lahatsoratra iray ao anatin 'ny telo volana ) ny ambiny 13 % indray milaza fa tsy mavitrika aloha amin 'izao fotoana .

(src)="3.1"> Aquest article dóna un cop d ' ull a la composició demogràfica bàsica de Global Voices .
(trg)="2.1"> Hanome ny fira demôgrafika ny ato anatin 'ny Global Voices ity lahatsoratra ity .

(src)="3.2"> No hauria de sorprendre ' ns que siguem un grup de persones molt divers i global .
(trg)="2.2"> Tsy tokony hahagaga raha ahitana karazan 'olona no vondrona mieli-patrana hatraiza hatraiza izahay .

(src)="3.3"> Però exactament com de divers ?
(trg)="2.3"> Karazana tahaka ny ahoana tokoa moa ?

(src)="3.4"> Continua llegint .
(trg)="2.4"> Vakio ary .

(src)="4.1"> Edat
(trg)="3.1"> Taona

(src)="5.1"> La majoria de la comunitat de Global Voices té entre 25 anys i 44 ( 75 % ) .
(trg)="4.1"> Ny ankamaroan 'ny fokonolona mandrafitra ny Global Voices dia anelanelan 'ny taona 25 ka hatramin 'ny 44 ( 75 % ) .

(src)="5.2"> Més del 50 % té entre 25 anys i 34 , i més del 25 % entre 34 i 35 .
(trg)="4.2"> Mihoatra ny 50 % no anelanelan 'ny 25-34 taona , mihoatra ny 25 % no anelanelan 'ny taona 34-55 .

(src)="5.3"> Els més joves , entre 19 i 24 , arriben gairebé al 15 % , mentre que gairebé el 10 % té 45 anys o més .
(trg)="4.3"> Ireo olona tanora indrindra anelanelan 'ny taona 19-24 dia manakaiky indrindra ny 15 % , ary manakaiky ny 10 % no 45 taona na mihoatra .

(src)="6.1"> " Quants anys tens ? "
(trg)="6.1"> Lahy sy vavy

(src)="7.1"> Gènere
(src)="8.1"> A Global Voices hi ha molta igualtat respecte al percentatge d ' homes i dones , que és pràcticament de 50 / 50 .
(src)="9.1"> " Quin és el teu sexe ? "
(trg)="7.1"> Manasaka mihitsy ny isan 'ny lahy sy ny vavy ato amin 'ny Global Voices .

(src)="10.1"> Ocupació
(trg)="9.1"> Asa atao

(src)="11.1"> Els autors dediquen força temps a escriure per a Global Voices .
(trg)="10.1"> Manome fotoana hanoratana ho an 'ny Global Voices ihany ny mpanoratra .

(src)="11.2"> La majoria escriu per a Global Voices simultàniament a feines a temps complet ( 40 % ) .
(trg)="10.2"> Maro ireo manokana ny fotoanany ho an 'ny Global Voices ( 40 % ) no manana ny asany andavanandro .

(src)="11.3"> Cap a un 30 % són freelance o autònoms , i un 15 % s ' identifica com a estudiants .
(trg)="10.3"> Eo ho eo amin 'ny 30 % kosa no mampiasa tena na mahaleo tena , ary ny 15 % hafa kosa milaza ho mpianatra .

(src)="11.4"> Un grup més petit són els treballadors a temps parcial ( 10 % ) o persones jubilades o desocupades ( 5 % ) .
(trg)="10.4"> Misy antokon 'olona vitsy no mpiasa tapak 'andro ( 10 % ) na tsy manana asa / mpisotro ronono ( 5 % ) .

(src)="12.1"> Estat civil
(trg)="11.1"> Satam-panambadiana

(src)="13.1"> Més de la meitat dels autors de Global Voices són solters ( més del 50 % ) .
(trg)="12.1"> Mihoatra kelin 'ny antsasa-manila no mbola tsy manambady ny mpanoratra ato amin 'ny Global Voices ( mihoatra ny 50 % ) .

(src)="13.2"> Prop de la meitat ( 45 % ) són casats o tenen parella .
(trg)="12.2"> Manakaiky ny antsasany ( 45 % ) no manambady na manana sakaiza ( miara-mipetraka ) .

(src)="13.3"> I una minoria ( 5 % ) estan divorciats .
(src)="14.1"> " Quin és el teu estat civil actual ? "
(trg)="12.3"> Ary ampahany vitsy no efa nisara-panambadiana ( 5 % ) .

(src)="16.1"> Educació
(trg)="14.1"> Fitaizana