# ar/2007_09_18_135_.xml.gz
# mg/2007_09_17_16_.xml.gz


(src)="1.1"> تايلند : سقوط طائره في بوكيت
(trg)="1.1"> Thailand : Fiaramanidina nianjera tao Phuket

(src)="1.2"> بدء المدونين في تايلند والمناطق المجاوره بالكتابه عن حادث تحطم طائره في مطار بوكيت عصر اليوم .
(trg)="3.1"> Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin 'ny seranan 'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin 'i Thailand .

(src)="1.3"> وبوكيت هي محطه سياحيه جذابه في تايلند يزورها العديد من السكان المحلين والاجانب للاستمتاع بشواطئها .
(trg)="3.2"> Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian 'ny mpizahatany na avy any ivelany na avy ao an-toerana amin 'ny moron-dranomasiny .

(src)="1.4"> الرحله رقم OG269 كانت تديرها شركه طيران رخيصه وكانت في طريقها من بانكوك وعلي متنها مسافرين محلين واجانب .
(trg)="3.3"> Tonga avy any Bangkok ity zotra OG269 , izay tantanan 'ny budget airline , ity ary nitondra mpandeha Thai sy vahiny .

(src)="1.5"> وتشير آخر الاخبار بان 88 مسافر قد لقوا حذفهم .
(trg)="3.4"> Ny vaovao farany dia nilaza fa nisy hatramin 'ny 88 ireo namoy ny ainy .

(src)="3.1"> المدون The Lost Boy الذي يسكن في بوكيت كتب عن سبب سقوطها .
(trg)="4.1"> Toa izao no nanoratan 'i The Lost Boy izay avy ao Phuket azy tao amin 'ny about the cause of the crash .

(src)="4.1"> " في الساعه الرابعه الا ربع مساء حاول الطيار الهبوط ولكن واجه صعوبات بسبب الرياح الشديده وبدء يفقد السيطره على الطائره وحاول الاقلاع من جديد .
(trg)="7.1"> Teo amin 'ny tamin 'ny 4 ora latsaka fahefany tolakandro dia nanandrana nampidina ilay fiaramanidina ny mpanamory saingy tojo olana noho ny rivotra nifofo mafy loatra .

(src)="5.1"> يصف المدون ايضا المشهد في مطار بوكيت .
(trg)="10.1"> Bangkok Pundit moa dia manavao hatrany ny blaoginy mitantara ny vaovao farany .

(src)="6.1"> المدون Bangkok Pundit يحدث مدونته ايضا بالمزيد من المعلومات بينما تقدم المدونه Lilian
(trg)="11.1"> Naneho ny fiaraha-miory ho an 'ny fianakavian 'ny mpandeha sy ny mponin 'i Phuket i Lilian :

(src)="7.1"> التعازي لاسر الضحايا واهالي بوكيت .
(trg)="12.1"> My heart goes out to the passengers , the families .

(src)="7.2"> " ينعصر قلبي للضحايا واسرهم وايضا لموظفي المستشفي ، والشرطة وعمال الانقاذ اللذين نالو اكثر من حصتهم من التعامل من الاصابات والوفيات خصوصا بعد التسونامي .
(trg)="13.2"> Fa indrindra koa ireo mpiara-miasan 'ny hopitaly , ny polisy , ny mpamonjy aina sns izay nanao mihoatra izay zakany tokoa ho an 'ireo naratra sy namoy ny ainy efa hatramin 'izay nisian 'ny tsunami ...

(src)="7.6"> يوجد على الصفحه الالكترونيه لشركه الطيران قائمه بارقام الهواتف لمن يريد الاستفسار عن حادث تحطم الطائره .
(trg)="22.1"> Azo antsoina ireto laharana ambany ireto ( ankoatry ny 1126 ) ho an 'ireo izay mila fanazavana kokoa momba ny loza nitranga tamin 'ny OG / OX269 tao Phuket

# ar/2007_09_18_134_.xml.gz
# mg/2007_09_23_23_.xml.gz


(src)="1.1"> إيران : مدونون يستاؤن من كاريكاتير الصراصير
(trg)="1.1"> Iran : ny mpibilaogy sy ny raharahan ’ ny « kadradraka » .

(src)="1.2"> قبل اسبوع نشرت صحيفة The Columbus Dispatch من شيكاغو كاريكاتر يصور إيران كالمجاري تزحف منها الصراصير .
(trg)="1.2"> Herinandro lasa izay , namoaka sary ny gazety « The Columbus Dispatch » ao Chicago : mampiseho an ’ Iran ho toy ny lavaka feno kadradraka .

(src)="1.3"> وأثار هذا الموضوع الكثير من المناقشات بين المدونين الايرانيين ، وخصوصا اولئك الذين يعيشون فى امريكا الشمالية .
(trg)="1.3"> Nahatonga ady hevitra mazamazana teo amin ’ ny mibilaogy iranianina , indrindra moa fa ireo monina eto Amerika avaratra .

(src)="2.1"> إيرانيون كصراصير
(trg)="2.1"> Ny Iranianina toy ny kadradraka

(src)="3.1"> تقول مدونة Iranian Truth بأن الامر ليس هينا :
(src)="3.2"> " في الواقع فان هناك ظاهره واضحه لتجريد الإنسانيه من كل ملحمه للإباده الجماعيه والمجازر والحروب والفضائع بما في ذلك الإباده الجماعيه في كمبوديا ومجازر الصرب والبوسنيين في يوغوسلافيا وإباده الأرمن ومحرقه اليهود .
(src)="3.3"> "
(trg)="3.1"> Ny bilaogy “ Iranian Truth ” dia mihevitra fa toe-zavatra mavesatra izany : “ Raha dinihana dia misy fanimbazimbanana ny maha-olona hatrany mialoha ny tantaran ’ ny famonona olona anarivony , ny ady sy fampijaliana toy ny famonona tany Cambodge , Serbia sy Bosnia nandritry ny ady an-trano tany Yougoslavia , ny famonona tany Armenia sy ny Holocauste ” .

(src)="3.4"> وأرسل المودن ايضا رساله احتجاج للجريده .
(trg)="3.2"> Dia nandefa lahatsoratra fanoherana izany ity amin ’ ny tompon ’ andraikitra amin ’ ny dispatch ity mpibilaogy ity .

(src)="4.1"> الكاريكاتير العنصري في ايران
(trg)="4.1"> Sarisary mpanavakavaka tany Iran :

(src)="5.1"> المدون Kamangir لايشاطر زميله نفس الشعور بالغضب ويقول :
(trg)="5.1"> Karnangir dia tsy mitovy hevitra amin ’ izany : noho ny ady hevitra nateraky ny sary tao amin ’ ny “ The Columbus Dispatch ” dia nanao fanadihadihana tsotsotra tao amin ’ ny gazetim-panjakana iranianina “ Kay ” izay voatendrin ’ ny filoha farantampony .

(src)="5.3"> النتيجة ؟ انظر لنفسك .
(trg)="5.2"> Inona no vokany ?

(src)="5.4"> .
(src)="5.5"> "
(src)="5.6"> ويضيف المدون :
(trg)="5.3"> Anjaranao ny mitsara .

(src)="6.1"> " شعر بعض المدونون بالإهانه بعد ان نشرت الصحيفه كاريكاتير يصور أيران كالبلاعه يخرج منها الصراصير , مما اثار حفيضة المجلس الوطني الامريكي الإيراني الذي اعلن أن الصحيفه أسأت بنشرها للكاريكاتير العنصري للجاليه الامريكيه الإيرانيه ككل .
(trg)="5.4"> Hoy ihany ity mpanoratra : misy ny mpibilaogy iranianina no nahatsiaro tena ho voaompa tamin ’ ny Columbus Dispatch .
(trg)="5.5"> Toy izany ihany koa ny NIAC ( National Iranian American Council ) .

(src)="6.2"> ايها الشباب ترودو قليلا .
(trg)="6.3"> Tonio ny saina .

(src)="6.3"> لا احد يقول بانكم صراصير .
(trg)="6.4"> Tsy misy manompa anareo ho kadradraka .

(src)="6.4"> احدهم فقط مارس حريته وقال ان إيران تتصرف كانها مصدر ازعاج للشرق الأوسط .
(trg)="6.5"> Nisy olona iray naneho ny heviny hoe firenena miteraka olana goavana eto amin 'ny faritra atsinanana .

(src)="6.5"> هل يعتقد احدكم بان هذه الجمله خاطئه ؟ "
(trg)="6.7"> Misy mandà izany ve ?

(src)="7.1"> نحن وهم
(trg)="7.1"> Ry zareo sy isika :

(src)="9.1"> المدون ورسام الكاريكاتير الشهير Nik Ahangkosar يكتب :
(trg)="8.1"> Hoy Nik Ahanghosar mpibilaogy sy mpanao sary malaza :

(src)="9.2"> " ان حريه التعبير لاتعني اننا ممكن ان ننشر مانريد .
(trg)="9.1"> “ Ny fahafahana miteny dia tsy midika akory fahafahana manoratra izay rehetra mandalo an-tsaina .

(src)="9.4"> ويضيف انه يجب احترام شعور كل الجماعات العرقيه وان مفهوم الحريه نسبي ويعتمد على المكان والمعتقدات والتقاليد والقواعد العامه وعناصر اخرى .
(trg)="9.3"> Ny fahafahana dia hevi-dalina miovaova araky ny toerana sy fiaviana ary ny finoana isan ’ izany , ny fomba amam-panao isan-karazany .

(src)="10.1"> المدون Iranwrites يكتب :
(trg)="10.1"> Hoy koa ny mpibilaogy “ Iran writes ” : hitondra antsika aiza moa ny fanerena an ’ ny Columbus Dispatch hifona .

(src)="11.1"> " ماالفائده التي سوف نحصدها اذا استطعنا ان نجبر الصحيفه على الاعتذار ؟ هل سينتهي الموضوع ؟ للأسف , فاننا السبب .
(src)="11.2"> طالما نعرف انفسنا كإيرانيين فاننا نتوحد مع كل شي إيراني بما في ذلك احمدى نجاد وخامنائي .
(trg)="10.4"> Raha mbola mihevitra isika fa mitovy sy miray hina amin ’ izay rehetra iranianina , anisan ’ izany Ahmadinejiad sy Khomeiny : henonareo ve ny nambaran ’ i Ahmadinejiad isan ’ andro ?

(src)="11.4"> ولكنه كذلك والعالم يراه كذلك مهما حاولنا ان نفرق بينه وبيننا .
(trg)="10.8"> Saingy izany no zava-misy , ary toy izany ireo fahitan ’ izao tontolo izao azy , na tiantsika na tsia .

(src)="11.5"> بالتاكيد فان هؤلاء الامريكيين لايفرقون بيننا وليس عليهم فعل ذلك .
(trg)="10.9"> Mazava ho azy fa toy izany no fahitan ’ ny Amerikana antsika ary tsy mahagaga izany .

(src)="11.6"> اذا كنا نريد ان نحترم بصوره جماعيه , يجب ان نكون محترمين بشكل جماعي ونتصرف ياحترام كلنا كإيرانيين .
(trg)="10.10"> Raha tiantsika ny ho hajaina amin ’ ny maha-iranianina antsika dia tsy maintsy mendrika haja isika rehetra ary mendrika ny zavatra ataontsika rehetra amin ’ ny maha-iranianina antsika .

# ar/2007_09_28_155_.xml.gz
# mg/2007_09_29_39_.xml.gz


(src)="1.1"> ميانمار : الجنود يتراجعون في ماندلي
(trg)="1.1"> Myanmar : Niverina tao Mandalay ny tafika

(src)="1.2"> نشر موقع DVB .
(src)="1.3"> no باللغة البورمية عن جنود من الكتيبة ال33 سمحوا للرهبان بمواصلة احتجاجاتهم في ماندلي ، ثاني أكبر المدن في ميانمار .
(trg)="1.2"> DVB.no no nitoraka vaovao momba ireo miaramila ao amin ’ ny vondrotafika faha 33 izay mbola nahafahan ’ ny mpitokamonina hanohy ny fihetsiketsehana tao Mandalay , tanàna lehibe faharoa ao Birmanie .

(src)="1.4"> قال موقع ( دي في بي ) الإخباري البورمي المستقل أن الكتيبة ال 33 تراجعت في ماندلي .
(trg)="2.1"> Vaovaon ’ ny 27 sept efa eo an-toerana ao Mandalay ny vondrotafika faha 33 .

(src)="1.5"> وأضاف الموقع أن الجنود من الكتيبة ال33 طلبوا من الرهبان المتظاهرين وقف تظاهراتهم .
(trg)="4.1"> Misy miaramila vitsivitsy ao amin ’ ny vondrotafika faha 33 mandohalika ary miangavy ny mpitokamonina hampitsahatra ny fihetsiketsehana .

(src)="1.6"> وقال أن الرهبان من أديرة مندلي بمن فيهم المنتسبين لكلية " ثا تا نا " للرهبان أقاموا مسيرة وأوقفهم جنود الكتيبة ال33 على شارع 42 .
(trg)="5.1"> Nisy mpitokamonina avy tamin ’ ny trano fitokana-monina , tafiditra ao koa ny sekoly monastika « ThaTaNa » nilahatra ary voasakan ’ ny vondrotafika faha 33 teo amin ’ ny lalana faha 42 .

(src)="1.7"> وأجاب العديد من الرهبان لندائات الجنود بهتافهم " بإمكانكم أن تطلقوا النار ولكننا سنسير " وواصلوا مسيرتهم .
(trg)="6.1"> Betsaka ny mpitokamonina no niteny hoe « afaka mitifitra ianareo fa izahay kosa hanohy ny lalana » dia notohizany indray ny filaharana .

(src)="1.8"> وأضاف الموقع نقلا عن شهود عيان أن الجنود قاموا بالسجود في حين سماع ذلك وشرعوا بالبكاء ومن ثم سمحموا للرهبان بالمرور .
(trg)="6.2"> Nandohalika ny miaramila , nitomany nefa namela ny mpitokamonina hilahatra ihany nony farany , hoy ny tatitry ny nahita maso tao Mandalay .

(src)="1.9"> كادوانج نشر رواية شاهد عيان لما حدث أمس الخميس في في العاصمة يانجون .
(trg)="8.1"> Toy izao kosa ny fitantarana nampidirin ’ ny mpibilaogy Kaduang tamin ’ ny zavanitranga omaly tao an-drenivohitra Yangon ( Rangoon )

(src)="1.10"> بينما كانوا يحاولون ايقافنا وصلت شاحنة أخرى قادمة من جناح رابطة ميانمار للرماة وأطلقوا النيران الحية .
(trg)="10.1"> Raha mbola nanadrana nisakana anay ry zareo dia nisy fiaraben ’ ny miaramila nipoitra avy tao amin ’ ny Mpitondra ny tsipikan ’ i Myanmar ary nitifitra tamin ’ ny basiny .

(src)="1.11"> وأصيب بعض الأشخاص .
(trg)="10.2"> Nisy olona vitsivitsy voa tamin ’ izany .

(src)="1.12"> وكان علي أن أقفز فوق حائط من الطوب والجري إلى داخل المدرسة .
(trg)="30.1"> Maro ny vaovao hita ao amin 'ny Cbox indrindra fa ny an 'i Niknayman .

(src)="1.13"> وقابلت أشخاص آخرين جاءوا للإختباء في المدرسة الذين أخبروني أن اثنين أصيبوا بأعيرة نارية .
(trg)="30.4"> Mitady mpandika teny ho amin 'io adiresy vaovao io ahafana mametraka azy ho hitan 'ny be sy ny maro .

(src)="1.14"> وكان هناك اطلاق كثيف للنيران الحية بإتجاه المتظاهرين أو السماء .
(trg)="32.1"> Vaovao nadika ho amin ’ ny teny anglisy avy amin ’ i cbox ao Niknayman .

(src)="1.15"> وفي ذلك الوقت لم ينتهي الدوام المدرسي بعد .
(trg)="33.1"> * BaganNet ( ISP ) tapaka avokoa ny antso an-tarobia sy ny finday

(src)="1.16"> فحضر بعض أولياء الأمور لإخراج أطفالهم .
(trg)="34.2"> Hamarininy avokoa ny tambazotra informatika ao amin ’ ny Hotel Traders sy Sarkura .

(src)="1.17"> وبالرغم من ذلك قام الجنود بإطلاق النيران في ذلك الوقت .
(trg)="35.2"> Ny laharana antsoina amin ’ izany dia ny 01 554 597 na ny 01 554 625

(src)="1.18"> ما أسوأهم .
(trg)="36.2"> Vaovao tsy voamarina aloha .

# ar/2007_10_02_173_.xml.gz
# mg/2007_10_01_44_.xml.gz


(src)="1.1"> المغرب : البربر أيضا قد يكونوا شُقرا
(trg)="1.1"> Marôka : Mety ho blaondy koa ny Berbera

(src)="1.2"> اصابت حالة من الإثاره الأوساط الإعلاميه الرئيسيه و المدونين منذ أيام عقب نشر صورة غير واضحة التقطها سائح اسباني في منطقة جبل الريف بالمغرب تظهر فتاة شقراء صغيره تشبه الى حد كبير الطفله البريطانيه المفقوده الشهيره ماديلين ماكين , و هي محمولة على ظهر سيده مغربيه .
(trg)="2.1"> Nanaitra ny fampahalalam-baovao maro ny nivoahan 'ny sary nalain 'ny torista Espagnôla tany amin 'ny faritry ny tendrombohitra Rif any Marôka , sary tsy dia mazava loatra izay toa ahitana am-baben-dramatoa Marôkana iray , zazavavikely manana volo blaondy izay toa mitovitovy endrika amin 'i Madeleine McCann , ilay zazakely izay nanjavona ary tsy mbola hita mandrak 'ankehitriny .

(src)="2.1"> و كما اتضح لاحقا , فالصوره لم تكن في الحقيقه لمادلين ماكين , انما لفتاة مغربية في الثانية من عمرها تدعى ( بشرى بن عيسى ) , تحمل شعرا اشقر و لون عين فاتح غير شائعين في هذه المنطقة .
(src)="2.2"> و بينما كانت مواقع الأخبار تتعجب من الشبه القوي بين الفتاتين , كان للمدونين المغربيين رأيٌ آخر .
(trg)="3.1"> Tsy sarin 'i Madeleine McCann anefa ilay izy fa an 'i Bouchra Benaissa izay zazavavy Marôkana roa taona eo ho eo , satria tsy vitsy tokoa mantsy ireo olona manana maso mazava loko sy volo blaondy any amin 'iny faritra iny .

(src)="4.5"> بوجه عام , جزءٌ أساسي من عمل السلطات المحليه هو جمع المعلومات عن أي اجنبي يعيش في أي منطقه .
(src)="4.6"> و هي تدير شبكة من الناشطين الذين يسجلون و يبلغون باستمرار عن أي حدث خاص يدورفي أي منطقه من الدوله .
(trg)="3.2"> Ary raha mbola zendana amin 'izay mety ho fitoviana eo amin 'izy roa vavy ny fampahalalam-baovao maro , ireo mpiblaogy Marôkana kosa dia tsy taitra sady mandinika .

(src)="9.1"> مصدر الصوره : Gulf Times .
(trg)="4.1"> Au début était le blog … izay diam-penin 'i Naim dia milaza fa :

# ar/2007_10_07_175_.xml.gz
# mg/2007_10_03_49_.xml.gz


(src)="1.1"> في مصر : ما ديانتك ؟
(trg)="1.1"> Topi-maso Arabo : Inona no fivavahanao ?

(src)="1.2"> في بعض البلاد العربيه , اصبحت البيروقراطيه الحكوميه طريقة حياة .
(trg)="2.1"> Any amin 'ny firenena Arabo sansantsasany , ny fidirana birao dia arahina fombafomba manokana izay mampiavaka azy .

(src)="1.3"> تكتب نورا يونس عن البيروقراطيه عندما تمتزج بالتصنيف الديني .
(trg)="2.2"> Ny mpiblaogy Nora Younis dia mampiharihary amintsika izay zava-mitranga rehefa mivadika ho « mpanadihady ara-pinoana » ireo mpiasa birao , nadika avy amin 'ny teny arabo ity lahantsoratra ity .

(src)="4.1"> صباح أمس الأول توجهت لمصلحة الشهر العقاري بقصر النيل لتسجيل توكيل عام قضايا للمحامي الخاص بي .
(trg)="5.1"> Tany amin 'ny biraom-panjakana miandraikitra ny fanoratana tany aho omaly , mba hanao sonia ireo taratasim-baditany izay ahafahako manendry ny mpisolovava hiandraikitra ny raharahako .

(src)="4.2"> .
(src)="4.3"> هناك فوجئت أنه علي أن أثبت ديانتي وديانة المحامي في التوكيل .
(trg)="5.2"> Tao dia zendana aho rehefa nangatahin-dry zareo aho ny hanaporofo izay foto-pivavahako sy ny an 'ilay mpisolovava nofidiko .

(src)="4.4"> .
(src)="4.5"> وبما أني لم أنوي الزواج من المحامي بعد ، فلم يكن ليخطر ببالي أبدا أن أسئله عن ديانته .
(src)="4.6"> .
(trg)="5.3"> Ary satria tsy isan 'ny fikasako mihitsy ny hanambady ity mpisolova ity , dia tsy niserana tao an-tsaiko akory ny hanontany izay mombamomba ny fiainany ara-panahy na izay fivavahana arahiny .

(src)="4.7"> كل ما أردته هو محامي كفء لمهمة قضائية محددة ، ولا أظنه يضيرني أو يضير الدولة المصرية في شيء ان كان يهوديا ، أو شينتو ، أو حتى من عبدة الجزرة المقدسة !
(trg)="5.4"> Zavatra tsotra mantsy no notadiaviko , olon-dalàna mahafehy ity asa manokana ampanaoviko azy ity , sady izaho koa tsy nihevitra fa hisy fiantraikany amiko na amin 'ny fanjakana Egyptiana izay fivavahany na jiosy izy na Shintoista na mpanaraka ny fivavahan 'ny karoty masina aza ! .

(src)="5.1"> وبما أنه لا يوجد قانونا ما يخص أو يمنع وكالة غير المسلم عن المسلم ، أو غير القبطي عن القبطي ، فلم أستطع تفسير الموقف سوى بأن الدولة المصرية ترغم المواطنين على التمييز في أمور غير ضرورية حتى لو أرادوا العزوف عن ذلك .
(trg)="6.1"> Ary satria any Egypta dia tsy mbola misy lalàna izay mandràra fa tsy afaka mampiasa Moslimo ny tsy-Moslimo , na Kôpta , ny tsy-Kôpta , ny hany fanazavana mba hitako mety hanazavana ity raharaha ity dia ny hoe , teren 'ny fanjakana ireo mpiara-monina Egyptiana mba hifankahala na dia ireo tsy mihevitra akory ny hanao izany aza .

(src)="5.2"> لم أكن أتخيل أن يأتي اليوم الذي أسأل فيه شخصا غريبا عني : دين حضرتك ايه ؟
(trg)="7.1"> Tsy tiako hosaintsainina akory ilay andro iray izay hahavoatery ahy hanatona olom-bahiny mba hanontaniako izay fivavahany .

# ar/2008_12_18_320_.xml.gz
# mg/2007_10_06_57_.xml.gz


(src)="1.1"> موت لغة : تطور , إختيارطبيعي , أم مذبحة ثقافية ؟
(trg)="1.1"> Fahafatesan 'ny fiteny : vokatry ny lalànan 'ny fivoarana , sa làlam-javaboahary , sa famotehana ?

(src)="1.2"> نحن البشر نعيش في عالم مكون من 194 دولة فقط , قد يكونوا أكثر أو أقل , لكننا نتحدث ما بين 7000 إلى 8000 لغة .
(trg)="2.1"> Isika zanak 'olombelona dia miaina anivon 'ny firenena miisa 194 fotsiny , aleo angaha atao hoe na mihoatra kely na latsaka kely , anefa dia ny fitenintsika dia anelanelan 'ny 7 ' 000 sy 8 ' 000 isa .

(src)="3.1"> قبل مئات السنين , إستعمرت مجموعة من الدول الأوربية قارات بأكملها و نظمت الشعوب التي كانت قبل ذلك متفرقة أو بينها إرتباط ضعيف في دول قطرية , لها لغة مشتركة و هي لغة المستعمر .
(trg)="3.2"> Tombatombanana ho fiteny iray no manjavona isan-tapa-bolana .
(trg)="4.1"> Zato taona lasa izay , firenena Erôpeana azo isaina amin 'ny ratsan-tànana monja no nanjanaka kôntinanta manontolo ary nandrafitra koa ny fahaleovan-tenan 'izy ireny na nanambatra tao anaty firenena iray , tao ambany ziogana fitenin 'ny mpanjanaka iombonana , foko maro samihafa .

(src)="3.2"> و تبع ذلك بقليل ظهور إمبراطوريات .
(trg)="4.2"> Vondrom-pirenena maro no nanaraka izany koa taty aoriana .

(src)="4.1"> و حاليا العولمة الإعلامية و التكنولوجية تذكي الإتجاه إلي التجانس اللغوي .
(trg)="5.1"> Ary ankehitriny , ny fanatontoloana amin 'ny lafiny ara-fampahalalam-baovao sy teknolojika dia vao mainka toa manafaingana ny fizorana ho any amin 'ny « fampitoviana » fiteny .

(src)="4.2"> لكن هل هذا فعلا يدعو للقلق ؟
(trg)="5.2"> Izayn ve anefa dia tokony hanitra antsika ?

(src)="5.1"> كانس , و هو فرنسي من أصل كاميروني , صاحب مدونة لو بلوج دي بريسي , كتب مقالة يرد فيها على رو89 ( شارع رقم 89 ) الذي كتب بدوره مقالة تحت عنوان , " لغة تنقرض كل خمسة عشر يوما "
(trg)="7.1"> I Kans , izay mpiblaogy Kameroney amin 'ny fiteny Frantsay ao amin 'ny Le Blog du Presi , dia namaly ny lahatsoratra « fiteny iray no manjavona isan-tapa-bolana » izay diam-penin 'i Rue 89 .

(src)="6.1"> تبعا لكوليت جرينفالد , العالمة اللغوية في جامعة ليون 2 , و التي ضمن رو89 بعض كلامها في مقالته , فإن 90 % من اللغات المحلية ستختفي بنهاية القرن الواحد و العشرين .
(trg)="8.1"> Notaterin 'i Rue 89 ao amin 'ny lahatsorany ary fa araka ny nambaran 'i Collette Grinevald , izay mpikaroka ara-pitenenana any amin 'ny Anjerimanontolon 'i Lyon II , ny 90 % -n 'ny fitenim-paritra dia hanjavona laohan 'ny faran 'ity taonjato faha-XXI ity .

(src)="6.2"> ورغم وجود ألاف اللغات اليوم , فإن 80 % من كوكبنا يتحدث ب83 لغة فقط .
(trg)="8.2"> Ankehitriny na aman 'arivony aza ireo fiteny , dia 83 monja ireo fiteny no ifaneraseran 'ny 80 % -n 'ny mponina eto an-tany .

(src)="6.3"> و حول العالم اللغات الإثنية الأصلية تتنحي جانبا من أجل مثيلاتها الكولينالية .
(trg)="8.3"> Manerana izao tontolo izao dia soloin 'ny fitenin 'ny mpanjanaka tsikelikely ireo fiteny nentin-paharazana .

(src)="7.1"> تعليقات القراء الفرنسيين و الفرانكوفونيين على رو89 ( معظمهم مجهولين ) تتباين , فالبعض يقول ان موت اللغات أمر لا مفر منه و بشكل ما ضروري في المجتمعات ذات التنوع العرقي .
(src)="7.2"> و أخرون يعتبروها على أقل تقدير مذبحة ثقافية .
(trg)="9.1"> Ahitana ireo hevi-drehetra ireo hafatra amin 'ny teny Frantsay izay napetraky ny mpamaky tao amin 'i Rue 89 , ny sasany manambara fa lalànan 'ny zava-boahary ihany ny fanjavonana fiteny , ary tena ilaina aza raha ireo firenena izay mizarazara ho foko maro samihafa no dinihina ; ny hafa indray dia manohitra izay heveriny ho toy ny tena fandripahana tsotr 'izao .

(src)="8.1"> فاللغة منذ زمن طويل قضية مهمة في فرنسا , حيث انقضاض بعض الكلمات المستعارة من اللغة الإنجليزية و والظهور البارز للغة الانكليزيه بوصفها لغة دولية اثارت قلق في بعض الاوساط .
(src)="9.1"> ان السياسات الرسمية سهلت وفاة عدد من اللغات الاقليمية لمصلحة لغة وطنية مشتركة .
(trg)="10.1"> Ny fiteny dia natao resaka nandritra ny fotoana maharitra tany Frantsa , nohon 'ny heri-vaikan 'ny fampiasana ireo teny sadasada Anglisy , indrindra ny fiakaran 'ny teny Anglisy ho fiteny iraisam-pirenena dia niteraka ahiahy tany an-jorontrano sasany tany .

(src)="15.7"> فنحن لسنا مطالبين بالإنتحار حين نفكر في كل الأشياء التي إختفت في الخمسين ألف سنة الماضية لتتيح مجالا لأشياء أخرى .
(trg)="11.1"> Tetika ofisialy mihitsy ny anaovana izay hampanjavona ireo fitenim-paritra maro mba ahafahan 'ny fitenim-pirenena iombonana iray hitombona .

(src)="15.9"> فكروا في تطور الحضارات عبر الزمن و ليس في حياة شخص .
(trg)="11.2"> Amin 'ireo faritra miteny Frantsay dia izany mihitsy no zava-mitranga .

(src)="15.21"> لكن الإنجليزي البيدجيني ( للأنجلوفونيين ) و الكامفرانجليز ( للفرنكفونيين ) هما إثنين من اللغات المنتشرة و المفضلة لدى الشباب على اللغتين الرسميتين أو حتى لغاتهم المحلية .
(trg)="12.1"> Fahafatesan 'ny fiteny : lalànan 'ny fivoarana , sa làlam-javaboahary , sa fandiovana fandripahana ara-poko ?

(src)="18.6"> ألان كلولبرت أحد قراء رو89 :
(src)="18.7"> لو وجد هندي في الأمازون و لا يتحدث البرتغالية , فإنه لن يعرف حقوقه كمواطن برازيلي , في مواجهة الأغنياء و الفقراء الذين جاؤا من أنحاء البلد لتدمير بيئته و يتحدثون البرتغالية لغتهم الأساسية .
(src)="18.8"> كانس يعتقد أن التكنولوجيا الحديثة تساهم بشكل مؤثر في تجانس و توحيد اللغات , و بالأخص الأفضلية الكونية للغة الإنجليزية .
(trg)="12.2"> Dia ny fanjakana eritreretina mba hanampy ireo gazety teny malagasy ireo indray ity no vao maika mampivoitra izany fomba fisainana manao valalan ’ amboa ny teny malagasy izany .

(src)="20.5"> كيف يمكن لعالم بلغات قليلة أن يبدو ؟
(src)="20.6"> كيف سيصبح العالم لو تحدث سكانه بنفس اللغة ؟ هل يمكن أن نأمل أن يستطيع البشر التواصل بصورة أفضل , وفهم بعضهم البعض بصورة أفضل , و , من ثم ستقل الحروب على سبيل المثال ؟ بالتأكيد لا , فالتاريخ يثبت أننا رأينا و ما ذلنا نرى حروبا حتى بين هؤلاء الذين يتحدثون نفس اللغة .
(trg)="12.3"> Nantenaina hanery ny hafa aza izy mba ho ny gazety mpiteny malagasy ihany no amoahana izay tian ’ ny fanjakana avoaka izay , zavatra aloa vola manko izany mba ho fanohanana ilay teny malagasy , nefa dia nivandravandra fotsiny aho sisa .

(src)="23.1"> يجب أن نحافظ على تراثنا حتى ينتقل لأبناءنا لكي يعرفوا من أين جاؤا , لكن هل يعنى ذلك أننا يجب أن نستخدم اللهجات المحلية لكل إقليم بطلاقة ؟
(trg)="12.4"> Farafaharatsiny mba ho ohatra halain ’ ny rehetra tahaka nefa dia nanara-driandrano tahaka ny deba rehetra ihany .

(src)="24.3"> أما بالنسبة لمعظم اللغات الأخرى ستبقى فقت ترجمات للعهد الجديد .
(trg)="12.5"> I Rajiosy , izay Malagasy mpibalogy vaovao kosa dia tsy very fanantenana .

(src)="27.10"> هذه حقيقة : فالتاريخ اثبت أن مثل هذه اللغات الأمازونية يجب إعتبارها معرضة للخطر مثلها مثل اللغات مثيلاتها في فرنسا : لغات الهنود-الأمريكيين الموجودة في غينيا الفرنسية هي الأخري منسية إلى حد ما .
(src)="27.11"> في المقابل هناك لغة الباسك ( حيث توجد صحف ووسائل إعلام مسموعة و مرئية تتحدث بها , و يتم دراستها في الجامعات أيضا )
(src)="27.12"> مدغشقر : أهي إبادة للغة الملاجاشية ؟
(trg)="13.1"> Dia hoy aho hoe : tsy mila tsotsofina akory anie ny teny malagasy fa “ velona sy mahery ” arak ’ ilay hiram-piangonana iny e .

(src)="28.1"> في فرنسا , حيث توجد القوانين الحكومية التي تهدف إلى الحفاظ على الفرنسية و جعلها اللغة الرسمية قامت بتدمير اللغات المحلية
(trg)="13.2"> Ny isan ’ ny mpiteny azy andavan ’ andro fotsiny dia ampy haha-mafy aina azy : 17 tapitrisa mahery be izao tsy manana eritreritra ny hiova fiteny !

(src)="29.1"> ميالي أدرياماننجارا أحد كتاب جلوبال فويسز قام بالكتابة عن مدغشقر و مثيلاتها من الدول الأفريقية و كيف أن القوانين الموضوعة قد تؤدي إلى تعريض اللغات الغير أوروبية هناك للخطر
(src)="30.1"> الحكومة المدغشقرية قررت أنها لن تنشر أي مناقصات أو مقالات رسمية إلا في الصحف التي توزع على الأقل 1000 نسخة في اليوم و التي تستخدم على الاقل لغتين من الثلاث لغات الرسمية ( الملجاشية و الفرنسية و الإنجليزية )
(trg)="13.3"> Ho anay mipetraka aty an-dafin-dranomasina aloha dia mahatsapa tsara izahay rehefa sendra tody any an-tanindrazana iny fa miaina ny teny malagasy .

(src)="31.1"> جينتيسيلا تري أن تلك السياسة كانت بمثاب الفرصة الضائعة للحكومة المدغشقرية من أجل دعم الصحف الناطقة باللغة الملجاشية و هي تؤدي إلى التخلص من اللغة الملجاشية مع سبق الإصرار و الترصد .
(src)="31.2"> الحكومة التي كانا نأمل في أنها تدعم الصحف الناطقة باللغة الملجاشية هي الأن تدعم العقلية الداعية لوئد تلك اللغة و تتعامل معها كأنها لغة غريبة .
(src)="31.3"> فكان يأمل الشخص أن تقصر نشر المناقصات و العطائات الرسمية على الصحف الناطقة بالملجاشية فقط لكنها فعلت ما أصابني بالذهول .
(trg)="13.4"> Koa aza dia kivy ambony ihany rey olona : ny mpitondra fanjakana mbamin ’ ny didim-panjakana mandalo ihany fa ny fiteny malagasy mbola ho lava velona !

# ar/2007_10_16_193_.xml.gz
# mg/2007_10_17_103_.xml.gz


(src)="1.1"> أوغندا : بلد الخيرات
(src)="1.2"> يسأل المدون اليمني عمر باسواد إذا كانت أوغندا بلد الخير : " أوغندا بالتأكيد بها الكثير من الأكل والشراب .
(trg)="1.1"> Oganda : Tany « tondra-dronono sy tantely » ve i Oganda ?

(src)="1.3"> اكتب هذا وفي بالي أوغندا في الستينات والسبعينات .
(src)="1.4"> عندما تربيت في أوغندا في ذلك الوقت لو أكن اعرف معني الجوع حتى سن 12 عندما بدأت صيام شهر رمضان كوني مسلم .
(src)="1.5"> "
(trg)="1.2"> Mametraka fanontaniana ny blaogy Basawad raha i Oganda no ilay tany « tondra-dronono sy tantely » ? :

# ar/2007_10_16_196_.xml.gz
# mg/2007_10_17_99_.xml.gz


(src)="1.1"> بتسوانا : الحياة اليومية في قرية ناتا
(trg)="1.1"> Bôtsoana : Fiainana andavan 'andro any amin 'ny tanànan 'i Nata

(src)="1.2"> تصف مدونة قرية ناتا البتسوانية الحياة اليومية في القرية : " بينما يشتري معظم الناس في العالم المتحضر لحم مغلف بالبلاستيك في الأسواق المحلية , على الكثير من سكان ناتا الاعتماد على مهارتهم في ذبح الحيوانات ليتمكنوا من وضع الطعام على المائدة .
(trg)="1.2"> Ny blaogin 'ny tanàna Nata na Nata village blog avy any Bôtsoana dia mitantara ny fiainana andavan 'andron 'ny mponina ao aminy :

# ar/2007_10_18_212_.xml.gz
# mg/2007_10_21_116_.xml.gz


(src)="10.1"> إذا فان هيت بوك هو الموقع المناسب لك .
(src)="11.1"> انه أول موقع مضاد للتواصل الاجتماعي ويمكنك هناك أن تتواصل من كل من تكره .
(trg)="2.1"> Aorian 'ny Facebook , miala any ny Hatebook .

(src)="13.2"> كما يمكنكم الحصول على آخر الإشاعات عن أعدائكم وأصدقائكم , تحمل صور وأشرطة فيديو على موقع الكراهية التواصل مع أصحابكم , الحصول على نقاط كراهية من أشخاص يسكنون ويدرسون ويعملون من حولك .
(trg)="2.2"> Indreto blaogy roa avy any Tonizìa sy Omana mizara ny fomba fijeriny ireto vohikala vaovao - Hatebook.com sy Hatebook.org ireto .

(src)="13.3"> ببساطه يا مكانك الاستيلاء على العالم .
(trg)="4.1"> Sarin 'ny hatebook.com nindramina tamin 'ny Sleepless in Muscat .

(src)="14.3"> عمان :
(trg)="5.1"> Tonizìa :

(src)="15.3"> يبدو أن احدهم استثمر شعبيه الموقع الشهير فيس بوك الذي اقتنه أخيرا شركه غوغل وأطلق موقع شبيه ولكن للغرض المعاكس .
(src)="15.4"> هذا الموقع هو هيت بوك
(trg)="6.1"> Ny blaogy Subzeroblue avy any Tonizìa dia manazava izay fampiasana ny Hatebook.org :

# ar/2007_10_23_217_.xml.gz
# mg/2007_10_23_128_.xml.gz


(src)="1.1"> غانا : حل لمشكلة الازدحام المروري في أكرا
(trg)="1.1"> Ghana : Vahaolana hoan 'ny fifamoivoizana any Akra