# am/2012_09_144.xml.gz
# mg/2012_08_15_37190_.xml.gz
(src)="1.1"> # ውድየግብጽአየርመንገድ ፣ እባካችኹ የተሻለ አገልግሎት
(trg)="1.1"> Ejipta : # DearEgyptAir ( # EgyptAirMalala ) , Tolotra Mendrika Azafady
(src)="2.1"> ባለፈው ረቡዕ በግብጽ አየር መንገድ አገልግሎት ተስፋ የቆረጠችው እንግሊዝ-ግብጻዊቷ ጸሐፊ ኤሚ ሞዋፊ ትኬት ለመቁረጥ በአየር መንገዱ ያገጠማትን ፈተና ለሌሎች ለማካፈል ወደ ትዊተር ወሰደችው ፡ ፡
(trg)="2.1"> Leon 'ny tolotry ny EgyptAir , vao marainan 'ny Alarobia teo dia nampiasa ny Twitter ilay mpanoratra metisy Agnlisyt-Ejiptiana , Amy Mowafi , mba hitarainany mikasika ny zava-niainany raha namandrika toerana tamin 'ilay zotram-piaramanidina izy :
(src)="2.2"> ከዚህ በፊት በ @ flyegyptair ለተጎሳቀላችሁ በሙሉ ራሳቸው መልስ እንዲሰጡን እና እንዲያስረዱ ቅሬታዬን በመደገፍ እርዱኝ ፡ ፡
(trg)="2.3"> Nanampy tenifototra iray , i Mowafi dia nandrisika ny mpanjohy azy mba hibitsika ny fitarainan-dry zareo manokana mikasika io zotram-piaramanidina io :
(src)="2.3"> # ውድየግብጽአየርመንገድ
(trg)="2.5"> Betsaka no avy hatrany dia nanaraka .
(src)="2.5"> ዋሌድ ሞዋፊ ( @ WallyMow ) ለጠቀች
(trg)="2.6"> Waleed Mowafi ( @ WallyMow ) nanampy hoe :
(src)="2.6"> # ውድየግብጽአየርመንገድ የግብጽ አየር መንገድ ብርድልብስ ስለሚናፈቀኝ አንዳንዴ ቤት ስሆን እጆቼን በብርጭቆ ወረቀት አሻለው ፡ ፡
(trg)="2.7"> # DearEgyptAir Indraindray rehefa ao an-trano aho , dia kikisako amin 'ny ' papier verre ' ny tanako satria mahatsiaro ny fahatsapako ny lamba firakotry ny ' Egypt Air ' aho @ flyegyptair
(src)="2.7"> @ flyegyptair
(trg)="2.19"> Waleed Mowafi nihanihany hoe :
(src)="2.13"> @ ShadenFawaz ስለኬኩ ይናገራል ፤
(trg)="2.12"> Sahala amin 'ny azoko antoka fa saropady izay olana izay .
(src)="2.14"> # ውድየግብጽአየርመንገድ የምታቀርቡትን “ ኬክ ” ቀምሳቹት ታውቃላችኹ ?
(trg)="2.13"> Betsaka no nifantoka tamin 'ny ' tsiron-kanina ' aroson 'ilay zotram-piaramanidina . @ ShadenFawaz niteny momba ny mofomamy :
(src)="2.15"> መልካም !
(trg)="2.14"> # DearEgyptAir efa mba nanandrana nihinana ilay " cake " arosonareo iny ve ianareo ! ?
(src)="2.16"> ምንአልባት ካላስተዋላችኹት ምግብ አይደለም ፡ ፡
(trg)="2.15"> Izao izany , tsy sakafo iny raha toa ka mbola tsy voamarikareo .
(src)="2.17"> @ LailaShentenawi ተሳለቀች ፡ ፡
(trg)="2.16"> @ LailaShentenawi nivazivazy hoe :
(src)="2.19"> ዋሌድ ሞዋፊ አፌዘች ፤
(trg)="2.18"> Kanefa tsy fantatrareo fa raha misy olona voavelin 'iny mofo arosonareo iny dia mety ho faty mihitsy
(src)="2.21"> @ flyegyptair
(trg)="2.19"> Waleed Mowafi nihanihany hoe :
(src)="2.22"> @ MarwaAyad የበለጠ በግልጽ ትናገራለች ፡ ፡
(trg)="2.21"> @ MarwaAyad aza somary nivantambantana :
(src)="2.23"> # ወድየግብጽአየርመንገድ ምግቦቹን የሚያዘጋጀውና የሚያበስለው ማነው ?
(trg)="2.22"> # DearEgyptAir Fa iza no mahandro ireny sakafo ireny e ?
(src)="2.24"> የምር ግን ማን ነው ?
(trg)="2.23"> Mba marina mafy , iza ?
# am/2012_09_60.xml.gz
# mg/2012_08_29_37663_.xml.gz
(src)="1.1"> ታንዛኒያ ፣ ኢትዮጵያ ፤ መለስ ዜናዊ ከመቃብር ውስጥ ትዊት እያደረጉ ነው
(trg)="1.1"> Tanzania , Etiopia : Meles Zenawi ' Mibitsika ' Avy Any Am-Pasana
(src)="1.2"> የኢትዮጵያ ጠቅላይ ሚኒስትር መለስ ዜናዊ ሞት ፣ የሰኞ ዕለት የመንግስት ኃላፊዎች ማረጋገጫ በታንዛኒያ የሚገኙ የማሕበራዊ አውታር ተጠቃሚዎችን አነቃንቋል ፡ ፡
(src)="1.3"> በተለይ የአቶ መለስ ትዊተር አካውንት ነው ከሚባለው መልስ ማግኘት ከተጀመረ በኋላ ነገርዬው ተጋግሎ ነበር ፡ ፡
(trg)="1.2"> Ny fanambarana ofisialy tamin 'ny Alatsinainy ny fahafatesan 'ny Praiminisitra Etiopiana , dia niteraka resaka tamin 'ny mpampiasa haino aman-jery sosialy tany Tanzania , indrindra fa taorian 'ny nanombohan 'ny bitsika niseho tao amin 'izay noheverin 'ny maro ho kaonty Twitter ofisialin 'i Zenawi .
(src)="2.1"> ነገሩ ወዲህ ነው ፣ የታንዛኒያ ፓርላማ አባል ዢቶ ዙቤሪ ካብዌ የሚከተለውን በትዊተር ላይ ጻፉ ፡
(trg)="2.1"> Nanomboka ny zava-drehetra rehefa nandefa ity bitsika ity Zitto Zuberi Kabwe , mpikambana iray ao amin 'ny Parlemanta Tanzaniana
(src)="2.3"> @ zittokabwe : በጠቅላይ ሚኒስትር # መለስ ዜናዊ ሞት ለ # ኢትዮጵያ ሕዝብ የተሰማኝ ሐዘን ጥልቅ ነው ፡ ፡
(trg)="2.2"> @ zittokabwe : Mamangy amin 'ny fahoriana ny vahoakan 'ny # Ethiopia aho tamin 'ny nahafatesan 'ny Piraiminisitra # MelesZenawi Manantena fivoarana demokratika Abbysinia
(src)="2.4"> ስለዴሞክራሲያዊት አቢሲኒያ ዕድገት ተስፋ አደርጋለሁ ፡ ፡
(trg)="2.3"> Susan Mashibe dia namaly hoe :
(src)="2.5"> ሱዛን ማሺቤ መልስ ሰጠች :
(trg)="2.4"> @ iMashibe : @ zittokabwe Tena marina io amin 'ity indray mitoraka ity ?
(src)="2.6"> @ PMMelesZenawi : @ zittokabwe እባክዎ ከኔ የተሻለ ይሁኑ ፡ ፡
(trg)="3.1"> Ary tampoka teo dia niditra i @ PMMelesZenawi , tahàka ny hoe ' nibitsika taorian 'ny fahafatesana ' ho an 'ilay Tanzaniana Zitto Kbwe mpikambana ao amin 'ny Solombavam-bahoaka :
(src)="2.8"> ethiopianreview .
(trg)="3.2"> @ PMMelesZenawi : @ zittokabwe Azafady meteza ho tsaratsara kokoa noho izaho fahiny .
(src)="2.11"> መለስ ዜናዊ @ PMMelesZenawi - ከሞት በኋላ .
(trg)="3.4"> Meles Zenawi @ PMMelesZenawi - mibitsika taorian 'ny fahafatesana .
(src)="2.12"> ምንጭ : ከትዊተር ላይ የተወሰደ
(trg)="3.5"> Loharano : sary avy ao amin 'ny Twitter
(src)="3.2"> ግምቱ @ PMMelesZenawi በተቀናቃኛቸው ተጠልፎ ይሆን የሚል ነበር ፡ ፡
(trg)="4.1"> Ity bitsika ho an 'i Zitto Kabwe izay misy mpanaraka maherin 'ny 29.000 ity dia niteraka savorovoro , niteraka honohono - nojirihan 'ny mpanohitra ve ny kaonty @ PMMelesZenawi ?
(src)="3.3"> @ zittokabwe : @ hmgeleka ይህ አካውንት እውነተኛ ወይም የቅርብ ጊዜ አይመስለኝም @ pmmeleszenawi
(trg)="4.2"> @ zittokabwe : @ hmgeleka Toa tsy tena ilay kaontin 'i @ pmmeleszenawi vao haingana ity
(src)="3.4"> ዢቶ ዙብሪ ካብዌ ይህንን ገምተው ቀጠሉ ፡
(trg)="4.3"> Zitto Zuberi Kabwe dia namarana sady nanohy :
(src)="3.5"> @ zittokabwe : @ AnnieTANZANIA በ @ PMMelesZenawi ትዊት የተደረገልኝ እውነተኛ አይደለም ፡ ፡
(trg)="4.4"> @ zittokabwe : @ AnnieTANZANIA tsy tena izy ny bitsika avy amin 'i @ PMMelesZenawi .
(src)="3.7"> ኦማር ኢሊያስ መልስ ሰጠ :
(trg)="4.7"> Omar Ilyas dia nanohana an 'io :
(src)="3.8"> @ Htunga : @ zittokabwe መለስ ግን የምር ማን ነው ?
(trg)="4.10"> @ Htunga : @ zittokabwe Iza marina Meles ?
(src)="3.10"> በ2010 በመሳሪያ ሲጨፈጨፉም አይቻለሁ ፡ ፡
(trg)="4.11"> Mahita Etopiana noana sy andala-pahafatesana ao anaty fiara be aho ... tadidiko ihany koa ilay fitifirana tamin 'ny 2010 .
(src)="3.11"> @ zittokabwe : @ Htunga በኔሬሬ ጊዜ ታንዛኒያዎችስ እየተራቡና እየሞቱ አልነበረም ?
(trg)="4.12"> @ zittokabwe : @ Htunga moa ve tsy noana sy maty ny Tanzaniana tamin 'ny andron 'i Nyerere ?
(src)="3.12"> ነገር ግን በመርሆቹ መሰረት እናከብረዋለን ፡ ፡
(trg)="4.13"> Nefa nankalazaintsika izy noho ny foto-keviny .
(src)="3.13"> መለስም ያው ነው ፡ ፡
(trg)="4.14"> Toa izany koa Meles '
(src)="3.14"> @ zittokabwe : @ PMMelesZenawi ከስህተተታቸው ባሻገር # መለስ ዜናዊ የኔ አርአያ ሆነው ይቀጥላሉ ፡ ፡
(trg)="4.15"> @ zittokabwe : @ PMMelesZenawi raha tsy eritreretina ny hadisoany , # MelesZenawi dia fakan-tahaka amiko .
(src)="3.15"> ነፃነትን መልሶ የማግኘት መብት አለህ # ደርግ ወይም ኢሳይያስ
(trg)="4.16"> Malalaka ianareo hamerina an 'i # TheDerg na Isaias
(src)="3.16"> የውሸቱ ( ምናልባትም የተጠለፈው ) የ @ PMMelesZenawi የትዊተር አካውንት ፣ ከላይ ያየነውን ክርክር ከማስነሳቱም በላይ ብዙ የአፍሪካ መሪዎች እና ታዋቂ ሰዎች የትዊተር አካውንታቸውን እውነተኝነት አለማረጋገጣቸውን እንደጥያቄ አስነስቷል ፡ ፡
(trg)="4.17"> Ny kaonty diso ( heverina ho voajirika ) @ PMMelesZenawi , izay nahatonga io adihevitra eo ambony io , dia niteraka ihany koa ny fanontaniana ny antony tsy nahavitan 'ireo mpanao politika maro any Afrika hanana ny kaontiny Twitter voamarina .
(src)="5.2"> በተቃራኒው ግን ፣ ትዊተር ልክ አሁን በ @ PMMelesZenawi አካውንት እንደሆነው ሁሉ በቀላሉ ሊጭበረበሩበት ይችላል ፡ ፡
(src)="5.3"> የምንጮችን እውነተኝነት በተመለከተ መደነጋገር እና ጥርጣሬን ይይዛል ፡ ፡
(trg)="6.2"> Na dia izany aza , ny Twitter dia mora araraotina tahaka ny nitranga tamin 'ny @ PMMelesZenawi , ary afaka ihany koa miteraka fisavoritahana sy fisalasalàna raha mikasika ny fahamarinana sy ny fahazahoana antoka amin 'ny loharanom-baovao .
(src)="6.1"> ሌሎች የውሸት ፣ ምናልባት የተጠለፉ ወይም ደግሞ ለቀልድ በውሸት የተፈጠሩ የአፍሪካ ትዊተር ማንነቶች ውስጥ እነዚህኞቹ ይገኛሉ : @ Hailemdesalegne , @ Julius _ S _ Malema , @ kabwezitto , @ alfredmutua እና @ MwaiKibaki
(trg)="7.1"> Ny hadisoana hafa , fijirihana na fangalarana endrika Twitter Afrikana amin 'izao fotoana izao dia ny : @ Hailemdesalegne , @ Julius _ S _ Malema , @ kabwezitto , @ alfredmutua ary @ MwaiKibaki
# am/2012_09_83.xml.gz
# mg/2012_09_15_38169_.xml.gz
(src)="1.1"> ሊባኖስ ፤ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለቅድመ ምርመራ
(trg)="1.1"> Libanona : Mozea Virtoalin 'Ny Sivana
(src)="1.5"> አ ጀምሮ በሊባኖስ የተደረጉ የሳንሱር እርምጃዎችን በመስመር ላይ የሚያስቀምጥ የመረጃ ቋት የመካነ ድር ዐውድ ርዕይ ለሳንሱር በመክፈት ተኩራርታለች ፡ ፡
(trg)="1.2"> Mirehareha ho manana Mozea Virtoalin 'ny Sivana ankehitriny i Libanona , rakitra an-tserasera momba ny sivana niseho tao Libanona nanomboka ny taona 1940 .
(src)="1.6"> ይህ መካነ ድር ይፋ የተደረገው ማርች በተሰኘ የሊባኖስ ድርጅት ሲሆን ከህዝብ ርቀው ወደተቀመጡ መረጃዎች ትኩረትን ለመሳብ ነው ፡ ፡
(trg)="1.3"> Ny fikambanana Libaney MARCH no nanangana sy nampahafantatra ny tranokala mba hisarihana ny saina mikasika ny vaovao momba ny zavatra / tranga rehetra efa nosivanina .
(src)="2.3"> አ ይህ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለሳንሱር ይፋ ሲሆን ማርች እንዲህ ብሏል ፡ ፡
(trg)="2.1"> Tamin ’ ny 2 Septambra 2012 , andro nisokafan ’ ny Mozean ’ ny Sivana , hoy ny MARCH :
(src)="3.1"> እንኳን ወደ ሊባኖስ የመካነ ድር ዐውደ ርዕይ ለሳንሱር በደህና መጣችኹ !
(trg)="3.1"> TONGASOA ETO AMIN NY MOZEA VIRTOALIN 'NY SIVANA ETO LIBANONA !
(src)="4.1"> በሊባኖስ ምን ሳንሱር ሲደረግ እንደነበር ፣ መቼ ?
(trg)="4.1"> Raha misy manontany hoe inona no tratran ’ ny sivana teto Libanona , OVIANA , ary indrindra NAHOANA ?
(src)="4.2"> በተለይ ለምን ?
(trg)="5.1"> Eto , afaka mahita ireo tranga / fitaovana tratran ’ ny sivana hatramin ’ ny taona 1940 ianao !
(src)="4.3"> የሚለውን በማወቅ ፍጹም ለመገረም ወደ ትክክለኛው ስፍራ ነው የመጣችኹት ፡ ፡
(trg)="5.3"> Efa nahare izay rehetra mety nosivanina , na norahonana hosivanina na efa voasivana tany aloha tany ka tsy fantatray ?
(src)="6.1"> የበየነ መረብ ተጠቃሚዎች የሚያውቋቸው 1940 ጀምሮ ሳንሱር የተደረጉ ህትመቶችና የምስልወድምጽ ይዘት ያላቸው ፊልሞች ፣ ሙዚቃዎች ፣ ቲያትሮች ፣ መጽሐፍት ካሉ ለመካነ ድሩ መጠቆም ይችላሉ ፡ ፡
(trg)="6.1"> Afaka mitatitra momba ireo horonan-tsarimihetsika , mozika , tantara tsangana , boky , printy sy ny votoaty amin ’ ny haino aman-jery voasivana nanomboka tamin ’ ny taona 1940 ny mpiserasera mba apetraka amin ’ ny tranokala .
(src)="6.2"> ከእነርሱ የሚጠበቀው የታገደውን ስራ ስም ፣ የታገደበትን ቀን ፣ ምክንያት እና የመኖሩን ምስክር መጥቀስ ነው ፡ ፡
(trg)="6.2"> Angatahana mba omena ny anaran ’ ireo zavatra na asa voasivana , ny daty nanasivanana azy , ny tompony sy ny antony .
(src)="8.1"> በ2012 ሊባኖሳዊው ጋዜጠኛ ሙስጠፋ ገሓ ከግድያ ሙከራ ተርፏል ፡ ፡
(trg)="8.1"> Ny taona 2012 , niheren-doza tamin ’ ny fikasana hamono azy ilay mpanao gazety Libaney Moustafa Geha .
(src)="9.1"> በሊባኖስ ሳንሱር የሚያደርገው ማነው ?
(trg)="9.1"> Iza no manivana ao Libanona ?
(src)="10.1"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር በሊባኖስ አራት ዋና የእግድ ፈጻሚዎችን ይዘረዝራል ፡ ፡
(trg)="10.1"> Mitanisa ireo sampana Libaney efatra lehibe mitantana ny sivana ny Mozean ’ ny Sivana .
(src)="11.1"> ጠቅላላ ደህንነት ፡
(trg)="11.1"> Ny Fiarovana Ankapobeny : Manome fahazoan-dalana , Manara-maso , Manivana ny asa famoronana
(src)="11.2"> ለፈጠራ ስራዎች ፍቃድ መስጠት ፣ መቆጣጠር ፣ ሳንሱር ማድረግ
(trg)="12.1"> Minisiteran 'ny Fampahalalam-baovao : Mandràra ny fandefasana votoaty vahiny ; misintona ny dika amin ’ izany
(src)="13.1"> ልዩ አስተዳደራዊ ኮሚቴ ፡
(trg)="13.1"> Manome fahazoan-dalana amin ’ ny fandefasana fandaharana tsi-ndraindray
(src)="13.4"> ብሔራዊ የምስልወድምጽ ሚዲያ ካውንሰል ፡
(trg)="14.1"> Afaka mampiato fahitalavitra mandritra ny 3 andro farafahabetsany
(src)="13.5"> ካውንስሉ ‘ የሚዲያው ጠባቂ ውሻ ’ ሆኗል ፡ ፡
(trg)="16.3"> Filankevitra Nasionaly Misahana ny Haino Aman-jery : Nanjary " alika mpiambina ny Haino Aman-jery " ny Filankevitra .
(src)="13.7"> አሁን የካውንስሉ ባለስልጣን መካነ ድሮች እና ጦማሮችን ለመጨመር በመስፋፋት ላይ ነው ፡ ፡
(trg)="16.4"> Natsangana ho toy ny komity fakàna hevitra ho an ’ ny governemanta izany mba handaminana ny fahitalavitra sy ny onjam-peo ; efa mieli-patrana ankehitriny ny mpiasa ao amin ’ nv Filankevitra ka tonga hatramin ’ ny fandaminana ny tranonkala sy ny bilaogy ( inona ?
(src)="13.8"> ( ምን ?
(trg)="16.5"> Manao sivana amin ’ ny fahitalavitra , onjam-peo sy ny aterineto )
(src)="13.10"> የሳንሱር መግፍኤዎች
(trg)="16.6"> Ny Anton ’ ny Sivana
(src)="14.1"> በሊባኖስ የሳንሱር ልምዶች ፖለቲካዊ ፣ ሀይማኖታዊ ወይም የሞራላዊ መግፍኤዎች ውጤት ናቸው ፡ ፡
(trg)="17.1"> Ao Libanona , noho ny ara-politika , finoana , sy ny fitondrateana no anton ’ ny fampiharana ny sivana .
(src)="14.2"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር እንዲህ ሲል ያብራራል ፡ ፡
(trg)="17.2"> Nanazava toy izao ny Mozean ’ ny Sivana :
(src)="15.1"> ፖለቲካዊ ምክንያቶች ፡
(src)="15.2"> ከወዳጅ ሀገራት ጋር የሚደረግ የውጭ ግንኙነትን በተመለከተ የሳንሱር ሂደቱ ለአረብ ሀገራት የአገዛዝ ስርዓቶች ፖለቲካዊ ትኩሳቶች ላቅ ያለ ትኩረትን ይሰጣል ፤ ከእነዚህ ሀገራት ጋር ያለን ዲፕሎማሲያዊ ግንኙነቶች ለመጠበቅ ጥረት ያደርጋል ፡ ፡
(trg)="18.1"> Antony politika : mikasika ny fifandraisan ’ i Liban amin ’ ny firenena namany , mitandrina mafy ny mpanivana noho ny mpanao politika ao amin ’ ny fitondrana Arabo ary miezaka mafy hanamafy sy hitazona ny fifandraisana misy amin ’ ireo firenena namana , ary mandràra ny famelezana ny Palestiniana sy ny Arabo amin ’ ny ankapobeny .
(src)="16.1"> እስራኤል ፡
(src)="16.2"> ከጠላት ሀገር ጋር ያለ ግንኙነትን በተመለከተ መጀመሪያ ሳንሱር መሰረት ያደረገው የእስራኤል ምርቶችን በሙሉ አለመጠቀምን የሚጠራውን ብሔራዊ ህግ ነው ፡ ፡
(trg)="19.1"> Isiraely : mikasika ny fifandraisana amin ’ ny Firenena fahavalo , mifototra amin ’ ny lalàna ao an-toerana mametraka ny fanaovana fahirano ny vokatra isiraeliana rehetra aloha izany voalohany indrindra .
(src)="16.4"> ይህ እስራኤል ላይ የተጣለ እግድ በመነሻ በመላው የአረብ ሊግ ሀገራት ነበር ፡ ፡
(trg)="19.2"> Faharoa , sivanina ihany koa ny endrika dokambarotra sy fanehoana fiaraha-mientana rehetra amin 'i Isiraely : Notanterahina nanerana ny ligy arabo izany tamin 'ny voalohany .
(src)="16.6"> ( … )
(trg)="19.3"> Ankehitriny , Libanona sy Syria sisa no manaraka izany tanteraka ( ... )
(src)="17.6"> በተጨማሪም ግብረ ሰዶማዊነትን የሚያበረታቱ ስራዎችም የተከለከሉ ናቸው ፡ ፡
(trg)="20.3"> Voarara ihany koa ny asa manandratra ny fitiavan 'ny mitovy fananahana fa avela ihany ny mahazo alalana kosa ny sehatra misy herisetra na miresaka zava-mahadomelina .
(src)="17.8"> የቲዊተር ምላሾች
(trg)="20.4"> Fanehoan-kevitra tao amin 'ny Twitter
(src)="18.1"> በትዊተር ይህ ስራ መልካም ተቀባይነትን አግኝቷል ፡ ፡
(trg)="21.1"> Tao amin 'ny Twitter , noarahabaina ny fisantaran 'andraikitra :
(src)="18.2"> @ SultanAlQassemi ፡
(src)="18.3"> ይህ በጣም ጠሩ ዐሳብ ነው ፡ ፡
(trg)="21.2"> @ SultanAlQassemi : Hevitra tena tsara izany : Mozea Virtoalin 'ny Sivana ( Libanona ) censorshiplebanon.org via @ Sandmonkey Mila izany ny firenena manamorona ny helodrano tsirairay avy
(src)="18.4"> የሳንሱር ዐውደ ርዕይ መካነ ድር ( ሊባኖስ ) censorshiplebanon .
(trg)="21.3"> @ mirabaz : Mahafinaritra izany : inona no tratran ’ ny sivana , oviana ary nahoana- > censorshiplebanon.org v @ SultanAlQassemi
# am/2012_09_116.xml.gz
# mg/2012_09_15_38225_.xml.gz
(src)="1.1"> ኢራን ፤ “ የእስልምና ወታደሮች ” የካርቱኒስቱን የፌስቡክ ገጽ መዘበሩ
(trg)="1.1"> Iran : " Miaramilan 'ny Islam " Nisovoka Pejy Facebook-na Mpanao Sariitatra
(src)="2.1"> ዝነኛው ካርቲኒስት ማና ናዬስታኒ ማክሰኞ መስከረም 11 ፣ 2012 ራሳቸውን “ የእስልምና ወታደሮች ” ብለው በሚጠሩ የስርዓቱ ደጋፊ ሰርጎ ገቦች ተመዘበረ ፡ ፡
(trg)="1.2"> Nosovohan 'ny mpisovoka mpanohana ny fitondrana ( iraniana ) manonona ny tenan 'izy ireo ho " Miaramilan 'ny Islam " tamin 'ny talata 11 septambra 2012 teo ny pejy Facebook-n 'ny mpanao sariitatra malaza Iraniana , Mana Nayestani .
(src)="2.2"> ሰርጎ ገቦቹ በራሳቸው የፌስቡክ ገጽ “ ፈጣሪ ይመስገን ፤ የማና ናዬስታኒን የፌስቡክ ገጽ በቁጥጥር ስር አዋልነው ” የሚል መልእክት በመለጠፍ ( አሁን ተነስቷል ) ደስታቸውን ገልጸዋል ፡ ፡
(trg)="1.3"> Nifaly tamin 'ny zavabitany tao amin 'ny pejiny Facebook ( efa nesorina ankehitriny ) ireo mpisovoka tamin 'ny famoahana izao hafatra manaraka izao : “ Isaorana Andriamanitra , azonay ny kaonty facebook-n 'i Mana Nayestani . ”
(src)="3.1"> ቡድኑ በናዬስታኒ ገጽ እስራኤል ካናዳ እና አሜሪካንን ጨምሮ ሌሎች ሀገሮችን የሚቃወሙ በርካታ ካርቱኖች እና ስዕሎች ለጥፏል ፡ ፡
(trg)="2.1"> Maro ny sariitatra manohitra firenena vitsivitsy ao amin 'ny pejy facebook-n 'i Nayestani ka anisan 'ny toheriny amin 'izany i Etazonia , Isiraely ary Kanadà .
(src)="3.2"> ናዬስታኒ በጣም ተወዳጅ ካርቱኒስት ሲሆን የደጋፊዎቹ ገጽ 70,000 “ መፍቀሬዎችን ” አስተናግዷል ፡ ፡
(trg)="2.2"> Mpanao sariitatra malaza tokoa i Nayestani ary mahatratra 70000 ny isan 'ireo tia ny pejiny .
(src)="3.3"> የአለም ድምጾች የእርሱን በርካታ ካርቱኖች ሲያትም በ2006 ፀደይ በአወዛጋቢ ካርቱኑ ምክንያት የደረሰበትን እስርንም ዘግቧል ፡ ፡
(trg)="2.3"> Efa namoaka maromaro tamin 'ny sariitatrany ny Global Voices ary nitantara ny fisamborana azy tamina kisarisary nampiady hevitra tamin 'ny Lohataona 2006 .
(src)="4.1"> ከሰርጎ ገቦቹ ካርቱኖች አንዱ ካናዳ ከኢራን ጋር ያላትን ዲፕሎማሲያዊ ግንኙነት ለማቋረጥ ከመወሰኗ ጋር የተያያዘ ነው ፡ ፡
(trg)="3.1"> Iray amin 'ny sariitatry ny mpisovoka ny momba ny dfanapaha-kevitr 'i kanadà hanenjana ny fifandraisana diplaomatika amin 'i Iran .
(src)="4.2"> ርዕሱ “ የካናዳ ኢምባሲ መዘጋት በኢራን ላይ ያለው ተጽእኖ ” ሲሆን ካርቱኑ ደግሞ ምንም የማይፈድ መሆኑን ያሳያል ፡ ፡
(trg)="3.2"> Mitondra ny lohateny hoe " Ny fiantraikan 'ny fanakatonana ny ambasady kanadiana an Iran " izy io ka mampiseho fa tsy dia zava-dehibe loatra izany :
(src)="6.1"> በሌላ ካርቱን ሚዲያው ለምን ለሶሪያን ዜና ሽፋን እየሰጠ የባህሬን የከለከለበትን ምክንያት ጠይቀዋል ፡ ፡
(trg)="5.1"> Amin 'ny sariitatra hafa indray no anontanian-dry zareo hoe nahoana no miresaka momba an 'i Syria ny gazety fa tsy momba an 'i Bahrain ?
(src)="7.1"> የማና ናዬስታኒ ገጽ በስርዓቱ ደጋፊ የፕሮግራም ሰርጎ ገቦች ከተመረጠባቸው ምክንያቶች አንዱ ምንአልባት እንደ ማርዶማክ ባሉ የኢራናውያን መካናት ባሉት ፖለቲካዊ ካርቱኖቹ ሳይሆን አይቀርም ፡ ፡
(trg)="6.1"> Iray amin 'ny antony nifidianan 'ny mpisovoka mpanohana ny fitondrana ny pejin 'i Mana Nayestani dia mety noho ny saiitatra politika hita amin 'ny vohikala Iraniana tahaka ny Mardomak .
(src)="9.1"> የተቀዋሚን መካነ ድር እና ጦማሮችን መመዝበር አዲስ ስልት አይደለም ፡ ፡
(trg)="8.1"> Tsy paikady vaovao ny misompatra bolongana na vohikalan 'ny mpanohitra .
(src)="9.2"> የእስልምና ወታደሮች ከመከሰታቸው በፊት የኢራናውያን የመረጃ መረብ ጦር በበርካታ አገሮች የሚገኙ መካነ ድሮች ላይ ኢላማውን ማሳካቱ የሚያሳየው በየነ መረብ በትክክል ድንበር አልባ መሆኑና እንደትዊተር ያለ ትልቅ ስም ያላቸው መካነ ድሮች ሳይቀር ባልታወቁ በአጥቂዎች ሊንኮታኮቱ እንደሚችሉ ነው ፡ ፡
(trg)="8.2"> Nialoha ny nivoahan 'ny Miaramilan 'ny Islam , nahomby tamin 'ny fanaovana lasibatra ny vohikalan 'ny firenena maro ny Iranian Cyber Army , mandoko fa tsy manana sisintany ny aterineto , ary na dia ny vohikala manan-daza tahaka ny Twitter aza dia mety ho malemy eo anatrehan 'ny mpanafika tsy fantatra anarana .
# am/2012_09_166.xml.gz
# mg/2012_09_28_38480_.xml.gz
(src)="1.1"> ኢራን ጎግል እና ጂሜል እንዳይታዩ አገደች
(trg)="1.1"> Nakaton 'Iran Ny Fidirana Amin 'ny Google sy Gmail
(src)="2.3"> አ .
(src)="2.4"> ደግሞ በሚቀጥሉት ጥቂት ሰዓታት ውስጥ ጎግል እና ጂሜልን ማጥለል እንደሚጀምሩ በመግለጽ የበለጠ አስደምመውናል ፡ ፡
(trg)="1.2"> Fahavalon 'ny fahalalaham-pitenenana ny fitondrana Iraniana nandritra ny taompolo maro , saingy tamin 'ny Alahady 23 Septambra 2012 lasa teo , vao maika talanjona ny maro raha nanambara ny fitondrana fa hanomboka hanivana ny Google sy Gmail izy ireo afaka ora vitsy .
(src)="3.2"> ኮራማባዲ “ የወንጀል ይዘት ያላቸው ቅጽበቶች ድንጋጌ ኮሚሽን ” ቁልፍ አባል ናቸው ፡ ፡
(trg)="2.2"> Mpikambana manana ny maha-izy azy ao amin 'ny " Komisiona misahana ny votoaty Manitsakitsaka ny lalàna ” i Khoramabadi
(src)="4.1"> ይህ በእንዲህ እንዳለ እንዳንዶች የጎግል መታገድ እውነተኛው ምክንያት ከመስከረም 22 ጀምሮ ስራ ይጀመራል ተብሎ የሚጠበቀውን እስካሁን ግን ብቅ ያላለውን የኢራናውያን ብሔራዊ በየነ መረብ የበለጠ ለማስተዋወቅ ነው ሲሉ ከወዲሁ ግምታቸውን አስቀምጠዋል ፡ ፡
(trg)="3.1"> Nandritra izany , nanambara ny sasany fa noho ny fampiroboroboana ny " national Internet ( Aterineto Iraniana " , no tena antony hanidina ny Google , izay fantatra fa tokony hanomboka hiasa amin 'ny 22 Septambra , saingy mbola tsy hita hatramin 'izao .
(src)="5.1"> ካርቶን በማና ናይስታኔ ምንጭ ፡
(trg)="4.1"> Sariitatra nataon 'i Mana Neyestani .
(src)="5.2"> የበየነ መረብ ነጻነት ፕሮጀክት በፌስቡክ
(trg)="4.2"> Loharano Internet Freedom Project on Facebook ( Tetikasa momba ny fahalalahan 'ny aterineto ao amin 'ny Facebook )
(src)="6.1"> የአለም ድምጸች ቴህራን ፣ ሺራዝ እንዲሁም ቆምን ጨምሮ በተለያዩ ከተሞች የሚኖሩ በርካታ ኢራናውያንን አነጋግሯል ፡ ፡
(trg)="5.1"> Nitafatafa tamin 'ireo Iraniana maromaro avy amin 'ny tanàna samihafa ny Global Voices , anisan 'izany ny tao Tehran , Shiraz sy Qom .
(src)="6.2"> ሁሉም ማለት ይቻላል ጂሜልን መጠቀም እንዳልቻሉ ተናግረዋል ፡ ፡
(trg)="5.2"> Saiky nilaza avokoa izy ireo fa tsy tafiditra Gmail .
(src)="6.3"> በርካታ ቁጥር ያላቸው ደግሞ " ጎግል ፈልግ " ን መጠቀም እንዳልቻሉ ጨምረው ተናግረዋል ፡ ፡
(trg)="5.3"> Maro amin 'izy ireo ihany koa no tsy afaka miditra Google .
(src)="7.1"> መቀመጫውን በካናዳ ያደረገው ኢራናዊ ጦማሪ እና የኮምፒዩተር ተመራማሪ አራሽ አባደፑር ለአለም ድምጾች ሁኔታውን እንደሚከተለው አብራርቷል ፤
(trg)="6.1"> Nanazava momba ny zava-misy tamin 'ny Global Voices i Arash Abadpour , bilaogera sy mpikaroka momba ny solosaina monina ao Kanada :
(src)="8.2"> የሂደቱም ውጤት የግድ በየነ መረብ “ የተሻለ ” ፣ “ የበለጠ ነጻ ” እንዲሆን ላይሆን ይችላል ፡ ፡
(trg)="6.3"> Tsy hoe aterineto " tsara indrindra " na " tena malalaka " ny vokatra azo avy amin 'izany , kanefa , na dia izany aza , tsy hanatsara ny endriky ny fitondrana Iraniana ny fandehan-javatra ankehitriny .
(src)="8.4"> እነርሱ ህዝቡን እየገፉት ያሉት የበለጠ ጥንቃቄ ወደሚያሻው የበየነ መረብ አገልግሎት ነው ፡ ፡
(trg)="6.4"> Manosika ny vahoaka amin 'ny fomba mitandrina kokoa amin 'ny Aterineto izany .
(src)="8.5"> ለህዝቡ እየነገሩት ያሉት ይሄንን ነው “ ሂዱ ቪፒኤን እንዴት መጠቀም እንዳለባችኹ ተማሩ ” እናም በእርግጠኝነት ምን እንደሚፈጠር መተንበይ እችላለው ፡ ፡
(trg)="6.5"> Nilaza tamin 'ny vahoaka izy ireo mba " hianatra ny fampiasana ny VPN " , ary efa hitako sahady fa izany indrindra no hiseho .